Matotra ve ny eto?

1. xxx ( 14/10/2009 12:05)
Akory aby!
Tsy hoe manana olana ho zaraina aho akory fa mba gaga fotsiny mamaky ny tantaram-piainan'ny tsirairay eto. Fa ny tena mahagaga ahy dia ilay famalin'ny ankizy azy : tsy manenjika be fahatany, na masiaka (amin'ny ankapobeny aloha fa misy foana ny manivaka) fa dia milaza ny heviny amim-pantoniana sy fanajana.
Ilay hevitra koa amin'io tsy hevitra entim-po be fotsiny fa voadinika sy voasaina tsara.
Ka manontany hoe matotra kokoa ve ny olona miditra eto? sa maditra kokoa :lol: dia lasa "tolérant" (tsy hitako izay tena mahadika azy amin'ny teny gasy, ilay "misokatra" toa tsy tena mahafehy ilay tiako lazaina)
Fanontaniana sendra nanitikitika ...
répondu par Djhamhal le 27/10/2009 10:34
2. xxx ( 14/10/2009 12:06)
amim-pahatoniana fa diso ...
3. xxx ( 14/10/2009 12:22)
Ohatran'ny zava-drehetra io e,
misy ny matotra / tsy matotra
misy ny mora miakatra / tony
misy ny mila miteny fotsiny na de tsy misy ventiny aza ny tiany tenenina

Na izany na tsy izany, ireny olona mila miteny ireny tsy de matetika hita ato,

Fa mahfinaritra daholo ny ato ka, misy indray somary be sangy loatra indraindray, na de serieux aza izy am-boalohany, ka sendra nahita namany iray na maromaro tafiditra ao anaty le dinika, de raikitra ny sangisangy e,
fa le izy sangisangy tsy manorisory aloha e,
4. cutie ( 14/10/2009 12:31)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-10-2009 14:22:55
Lohateny : Re : Matotra ve ny eto?
Ohatran'ny zava-drehetra io e,
misy ny matotra / tsy matotra
misy ny mora miakatra / tony
misy ny mila miteny fotsiny na de tsy misy ventiny aza ny tiany tenenina

Na izany na tsy izany, ireny olona mila miteny ireny tsy de matetika hita ato,

Fa mahfinaritra daholo ny ato ka, misy indray somary be sangy loatra indraindray, na de serieux aza izy am-boalohany, ka sendra nahita namany iray na maromaro tafiditra ao anaty le dinika, de raikitra ny sangisangy e,
fa le izy sangisangy tsy manorisory aloha e,

miampy 1 :)
5. Mirananirina ( 14/10/2009 12:43)
matotra ka :)
6. botra10 ( 14/10/2009 13:58)
oui ;-)
7. simplex ( 14/10/2009 14:09)

:)
ze tinao mety daholo ka :P

za zao anisan'le mitapitapy sy tsy ampy kely ato :lol:

;-)
8. endrika01 ( 14/10/2009 14:29)
xxx:

Akory aby!
Tsy hoe manana olana ho zaraina aho akory fa mba gaga fotsiny mamaky ny tantaram-piainan'ny tsirairay eto. Fa ny tena mahagaga ahy dia ilay famalin'ny ankizy azy : tsy manenjika be fahatany, na masiaka (amin'ny ankapobeny aloha fa misy foana ny manivaka) fa dia milaza ny heviny amim-pantoniana sy fanajana.
Ilay hevitra koa amin'io tsy hevitra entim-po be fotsiny fa voadinika sy voasaina tsara.
Ka manontany hoe matotra kokoa ve ny olona miditra eto? sa maditra kokoa :lol: dia lasa "tolérant" (tsy hitako izay tena mahadika azy amin'ny teny gasy, ilay "misokatra" toa tsy tena mahafehy ilay tiako lazaina)
Fanontaniana sendra nanitikitika ...

Miombon-kevitra@ i xxx zah amle fomba fijery. Ny sasany zany,ny hasarota-piarony @ lhl virtuel-ny no hamelezany anao any @dinika any!!! :D
9. maeva74 ( 14/10/2009 15:53)
endrika01:

Efa voany ngah i endrika e! azavao ary hoe fa mba liana izahay e!
:-* :-*
10. endrika01 ( 14/10/2009 16:37)
Maeva74 > tena misy mitsy io voalazako eo ambony eo io ry Maeva a,avy hatrany ry kala de mamely aminy dinika mitovitovy amzay eretreretiny any;ka na tokony tsy misy idirany aza ny resakile namana,de fatany ny mombamomba anle namana de ao amle dinika izy no mamoaka ny alahelom-pony,sy ny vali-faty tsy vitany any ivelany site. Ngah tsy mampmeh beh! :-D
11. Papoose ( 14/10/2009 16:53)
io arakarak'ilay mpamaky ny hvt 3X an!
12. sitlo ( 16/10/2009 06:05)
Tsy azoko mihitsy koa izy izany!
13. jhouhlambout ( 17/10/2009 12:07)
Matotra ny eto ka :wink:
14. Djhamhal ( 27/10/2009 10:34)
misy fanamarihana napetrako ao @ loha hevitra Leo ditra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6042