vitamatavy = pikatti ! milay ve ny manala ahy lety ?

1. terrywui ( 14/10/2009 10:40)
Kobo be anie oe tsy manakevitra lazaina intsony hianareo fa manjavozavo daholo ny lalana politika ataonareo de ny manala zany sisa no famadihandresaka eto e!! izao no izy e! nalana iny i Monja roindefo efa natao ny ampahany maro tam sitraponareo , avoahy ny gadra TIM rehetra !! efa navoaka daholo izy ireny !
--ka rah mbola manisy zavatra hafa indrindra fa mikitikitika ny Filoahanay eo kosa de mifankahita tsara fa miara-vizana eo isika na SADEC io UA na GIC na inn na inn !
répondu par pikatti le 14/10/2009 22:22
2. terrywui ( 14/10/2009 10:43)
politika maivana tsisy tena ventiny fa dridrangilo no tsy mampandeha ny politika tim !
3. pikatti ( 14/10/2009 10:48)
--ka rah mbola manisy zavatra hafa indrindra fa mikitikitika ny Filoahanay eo kosa de mifankahita tsara fa miara-vizana eo isika na SADEC io UA na GIC na inn na inn !

Elah rery zao no vizana eo ,efa niova rindra daholo mbamin'i Roindefo :-D
4. terrywui ( 14/10/2009 10:59)
zany ve ?? ary sao de mb elah ary no hiova tampoka eo !! hon hon hon !!
5. pikatti ( 14/10/2009 11:07)
Voasakana eo ndray elah @ io "pikati" un seul "t" io klé :-D
6. pikkati ( 14/10/2009 11:08)
"pikatti" vaovao eeeeee !! vaovao tena olombaovao aho izao ry tim fa efa niova a efa najanoko le toetrako manopanopa be tato kozindra wuiwui lava iny fa hanao damopra mitsy aho , tena "pikatti" vaovao ity e
7. pikatti ( 14/10/2009 11:15)
Mpandefa : pikkati
misandoka ndray mantsy ny tgv sisa refa tsy mahavoa :-D :-D
8. terrywui ( 14/10/2009 11:19)
"pikatti" vaovao eeeeee !! vaovao tena olombaovao aho izao ry tim fa efa niova a efa najanoko le toetrako manopanopa be tato kozindra wuiwui lava iny fa hanao damopra mitsy aho , tena "pikatti" vaovao ity e
iza ndray io mana petsa anlah io lety ra- pikatti a? toa tonga de vizana be elah vao nivoaka le pikatti frere anlah le ! hon hon hon !!
9. pikatti ( 14/10/2009 11:26)
toa tonga de vizana be elah vao nivoaka le pikatti frere anlah le

de araraoty ao klou fa toa tsy ho ela de ho voakenda ndray io :-D :-D
10. terrywui ( 14/10/2009 11:31)
aza malaky be konetaka miantso vonjy amin'i hery eo elah e! mbola aiza ny hanjo anlah !! hon hon hon ::!!
11. pikatti ( 14/10/2009 11:40)
fa ahoana leity ,efa mailo be sahady ngah elah zany :-D :-D
12. pikkati ( 14/10/2009 15:55)
osekoro hery a!! maty a! pikatti iany ty e! vonjeo ,
"pikatti" vaovao eeeeee !! vaovao tena olombaovao aho izao ry tim fa efa niova a efa najanoko le toetrako manopanopa be tato kozindra wuiwui lava iny fa hanao damopra mitsy aho , tena "pikatti" vaovao ity e
13. mitapiwui ( 14/10/2009 18:37)
hon hon hon hon
14. pikatti ( 14/10/2009 22:22)
Ary tsisy mihaino le pikkati lesy ry wiwi,mba navela nliba nefa de mbola tsisy valera :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.247