milay mihitsy ny manala an'i ra wui wui eto @ sera2 pol

1. vitamatavy ( 12/10/2009 19:53)
teto combat de wui wui
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49a2b9668e529
répondu par pikatti le 14/10/2009 11:04
2. ifiona ( 12/10/2009 19:58)
tena ôtran' nalahelo an'i andrywui tampoka aho zany!
3. pikatti ( 12/10/2009 20:02)
8. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 23-02-2009 16:30:33
Lohateny : Re : ha ha ha kobo kosa le fosika ANDRYWU e! ny ray ANDRYWUI
Ary le Rangorivao69 iny daholo ity manao fosika ato ty satria arahako tsara fa rehefa elaela tsy hita le ngama de mivoaka le Penguin sandoka sy le andrywu sandoka !! aiza ary zao nedala zao ???? tsy hita !! nefa be vavaxbe teto iny ra vao teo

namoaka ANDRYwui lery anikeo tonga de nokedaiko :-D :-D
4. vitamatavy ( 12/10/2009 20:04)
hivoaka tsy ho ela hono face book ny andrywui
5. ifiona ( 12/10/2009 20:05)
j'aime (l)
6. pikatti ( 12/10/2009 20:11)
hivoaka tsy ho ela hono face book ny andrywui

kou tsy hataon'olona fihomezana ao ve klé,
lazao ihany lesy ny akama rawix a
7. Papoose ( 12/10/2009 20:12)
inona no tian'i ifiona?
8. vitamatavy ( 12/10/2009 20:15)
ra ouioui anie soliste e ity ny hira mba tena ankafizin'i lery
sa ahoana bainina an
http://www.youtube.com/ANDRIWU#p/a
9. pikatti ( 12/10/2009 20:17)
(l) le mifanala @ rawix kosa klé,efa lasa razana daholo ireo PS reo zao,tsy elah irery no voajinja tao lesy wiwi a,i patrick2002 iny Rangorivao69 iny de i Bazylou le Tafondro :-D :-D
10. pikatti ( 12/10/2009 20:23)
10. Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-02-2009 16:35:05
Lohateny : Re : ha ha ha kobo kosa le fosika ANDRYWU e! ny ray ANDRYWUI

Fika mbola tsy hitako indray iny , dia efa mihomana ry .... fa hanokatra ps vaovao mitovy amin'ny anao koa aho. Sans rancune eeeeee!!!

de nataon'elah ndray ve le Pengiun de rangitra be i Penguin
de nanomùboka teo de nofoanana ny mpisandoka PS wiwi a :-D
11. mitapiwui ( 12/10/2009 20:30)
NY FIANAKAMS INDRAY TSY FOAVONA IZANY E HON HON HON HON
12. Papoose ( 12/10/2009 20:32)
tsary misy azoko :-D
13. feticon ( 12/10/2009 20:42)
fa inona indray izao ry zareo an ,aleo andrywui ho ataoko ao anatiny mouvance entiko ho ataoko minisitry ny rano sy ala ,
14. pikatti ( 12/10/2009 20:42)
Papoose koa tara lava
Zao le izy e zah zao Pikatti de misy olona hafa mety mamorona Pikati( un seul "t") de manao zay handotoana anh fotsiny de mety mahatonga savorivory @ mpisera satria mety tsy ho voadinika ntsony le deux"t" sy ny un seul"t"
De nofoanana ny mpisandoka fa wiwi no tena nanimba tato :-D :-D
15. Papoose ( 12/10/2009 21:05)
zay kosa za vao mba tara.....ka raha ny fahazoako azy koa zany dia misy PS pelaka ato..zzany v rangah no niafaran'ilay dinika politika :lol: :lol:
16. pikatti ( 12/10/2009 21:13)
ié misy Ps pelaka ato @ io sens misandoka io,
fa @ sens anankiray aloha tsy haiko raha i lelimpi (l) dadabe na Banndi (l) wiwi na papoose (l) diloo (vhv ve diloo klou é) :lol:
17. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. pikatti ( 12/10/2009 21:35)
Soloy @ zay io saritavan'elah io ry ndontofetsy kle ,i Roindefo any tsy te hihomehy ntsony zao
:-D :-D
19. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:40)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
20. pikatti ( 12/10/2009 21:56)
Mbola tsy voasambotra i Roindefo :idea:
Radem lery vao hivoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481