Fianarana
1. LazaDaddy
(
12/10/2009 11:02)
Mba amporisiho hianatra ihany ny ankizy lehiretsy!
répondu par Papoose le 13/10/2009 10:51
5. patrick2002
(
12/10/2009 13:38)
ka fianarana inona ry Laza ,ry pikatti itony mba hampianarina ihany fa dia eh eh eh! reraka foana ianao ,pokatti foana ny ao andohany ,toa hoe misy paralysie cerebral hono ledala io,ka misy retard mental ,tsy ampy vitamina D ny reniny nitondra vohoka azy ,ka io ladala manesoka ronono ny TIKO io .
Aza izay hanjo anio fa efa ho lasany DANONE izao ny TIKO :-D :-D :-D ,dia hanao terroriste hanapoaka baomba indray izao Pikatty :{ :{ :{
Aza izay hanjo anio fa efa ho lasany DANONE izao ny TIKO :-D :-D :-D ,dia hanao terroriste hanapoaka baomba indray izao Pikatty :{ :{ :{
6. pikatti
(
12/10/2009 13:53)
,dia hanao terroriste hanapoaka baomba indray izao Pikatty=)) =)) =))
9. xxx
(
12/10/2009 15:40)
patrick>ny vavan'elah no fahanan'i pikatti ny rononony hono
hafatra navelan'i wiwi io an :lol:
hafatra navelan'i wiwi io an :lol:
10. Papoose
(
12/10/2009 17:15)
LazaDaddy:
Mba amporisiho hianatra ihany ny ankizy lehiretsy!
ka mila ampitomboina koa ny sekoly indrindra any ambanivohitra fa reraka ny zazakely handeha tongotra firy kilometatra hamonjy sekoly nefa ny sakafo tsizarizary.....
11. xxx
(
12/10/2009 17:22)
farany atao gratuit daholo ny fianana e izay vao ho faly tanteraka ny malagasy sahirana
12. xxx
(
12/10/2009 17:51)
Ny fitaovana azo avy any ivelany aza hamidin'ny TGV @ vahoaka efa mahantra kely reo ntss :oops:
15. Papoose
(
12/10/2009 20:43)
lasa ndray ity ny fanosoram-potaka.... :-D :-D :-D :-D dia ho avy eo koa zao ny ekipa tezeve rehefa kelikely dia hanao tennis :-D
16. pikatti
(
12/10/2009 20:50)
lasa ndray ity ny fanosoram-potaka.
tena kôzy io ry papoose a,tany @ port Toamasina le vary no nangalarin-dry Pety sy ny ekipa tgv de namidiny de hoe mora kokoa nohon'ny t@ andron'i R8 ny vary amidinay :lol:
mbola misitrika zao ny foza isany :-D
17. Papoose
(
12/10/2009 21:14)
mbola ho avy eo koa wa zareo ....fa mianjasa keul :lol: :lol: :lol: :lol:
19. pikatti
(
12/10/2009 21:36)
Soloy @ zay io saritavan'elah io ry ndontofetsy kle ,i Roindefo any tsy te hihomehy ntsony zao
:-D :-D
:-D :-D
