DEFINITION : NY ATAO HOE TSY NAHITA FIANARANA DIA MANDRAPAKA IZAY FAKO OMENA AZY REHETRA/ TSY MAHAY ANALYSE ET SYNTHESE
EXEMPLE : QUIZ : NY FRANTSAY MPANJANATANY DIA TSARA :
R : OUI MESSSEEEEEEEEEEEEEEE!!!!
NY NAHITA FIANARANA KOSA MANDINIKA ALOA VAO MAMALY :
EXEMPLE : QUIZ : RAVALOMANANANAREO MALAGASY MITADY HAMPANDROSO BE AN I MADAGASIKARA KA MANJARY MAHALEO TENA IZY DIA VERY NY INTERET FRANTSAY AO MADAGASIKARA / TSY EKENTSIKA IZANY!
R : AZAFADY TOMPOKO IZA NO AMBONY NY VOLA @ NA MILIARA OMENAREO FRANTSAY NY ANTOKON OLONA MPAMADIKA TANINDRAZANA SA NY OLONA TENA MANANA PROJET DE DEVELOPPEMENT ECONOMIQUE / CULTUREL ET SOCIAL A MADAGASIKARA?
TAMPINA NY DOMY
KOA RAHA TENA MANANA IZANY CAPACITE DE DISCERNEMENT IZANY ISIKA DIA MAHAIZA MANAO NY SAFIDINTSIKA @ 2010 FA OLONTOKANA IRERY IHANY NO NAHAFAKA AN I MADAGASIKARA T@ FAHANTRANA ARY MBOLA HANAVOTRA AZY FARANY INDRAY @ FIFIDIANANA MANARAKA IZAO