faha10 taona serasera! an'ny TIM iny de nipirina kely zahay

1. swann ( 12/10/2009 10:16)
Tena nanatrika tao mihitsy ah ry sipagaigy a ! enao no tsy nahita ahy ! ary raha niantso ny "namana"ianao de nanantona soamantsara teny ny tenanay saingy .......fetin'ny TIM iny fa tsy an'ny TGV ka tsy afaka hisolantsolana aminao eo zahay ! faharoa: Hijery Ambondrona no tena dianay 50% tao !! fahatelo sady lehibe indrindra: "TSY HIANAREO TIM NA I HERY MIHITSY NO DIANAY TAO FA HANOTRONA NY faha10 Taonan'ny SERASERA " Mazava tsara amin'i bonbongasy ve izay ?? sa mbola averina mazava kokoa ? :twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil:
répondu par ravatorano le 15/10/2009 08:31
2. terrywui ( 12/10/2009 10:22)
Tena mazava tsar zay laizan'i fianakam's swann zay kah ! nisy TGV 5lahy izahay no tao fa iza no hitambaranareo ao eo ? aleo manaja tena de mijery Ambondrona ! zahay ary mba nahasahy nifanehitra taminareo TIM bobaka be tao ! bandy TIM iray ihany no nahalala anay 5lahy tao !

------Pikatti a! hafatra kely letsy ho anlah a! aza miditra be amle pataloa tery letsy fa vizana b eo rangah a! satri a,, anay TIM ihany io afera io na Mangalaza na Ndefo ,, ka mitadiava pataloa norma fa mikonetaka aminio patalohanjaza io eo elah, sady tsy afaka mikapa no tsy afaka mitifitra !! hon hon hon
3. hery ( 12/10/2009 11:08)
lol

Mba fantatr'elah ve fa misy admin ato amin'ny serasera TGV koa? Saingy tsy olana amin'ny serasera mihitsy izany satria sady tsy TIM no tsy TGV ny serasera. Rehefa miserasera izahay dia miserasera ary rehefa miresaka politika dia tsy misy idiran'ny serasera mihitsy.

Toa tsy naheno koa aho hoe nisy TIM niseho hoe TIM tany, ka tsy maninona mihitsy na tsy niseho hoe TGV aza lisany.

Fa io ilay complexé e. Tsy misy manavaka hoe TIM sy TGV akory dia efa miforitra ny TGV hoe TIM daholo angamba ireo olona rehetra ireo :-)
Lisany ange mahatsapa ihany hoe tsy tian'ny olona ny TGV rehefa dinihina e...

Fa aza matahotra fa raha mbola soirée serasera zany dia tsisy anavahana.. dia mba misehoa :-p
4. swann ( 12/10/2009 11:37)
tssssss !! resak'hery !
5. pikatti ( 12/10/2009 12:22)
Raha tao leity elah de hitako a,ary aza mitoraka blao refa foza hoa de tsisy afa tsy maloto ny ao an-dohany,
mbola misy ambiny le gatô raha noana elah koa maninona raha mangataka @ mpahalalam-bomba :-D
6. ravatorano ( 15/10/2009 08:31)
=)) =)) =))
hay va re ka tafiditra ato koa ny tgv sy tim e
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8119