Ny mety hiseho any Maputo III

1. rabaradaka ( 08/10/2009 06:37)
Efa ampoizina iny tenin'ny Ravalo iny satria ange ka tsy nanaraka ilay efa tapaka tamin'ny Maputo II ry Jean Ping sy Joyandé e ! Ny scénario vaovao dia ny hiseho any Maputo III rehefa hihaona any izy 4 mirahalahy mianaka (samy adala) : ny PM dia i Manandafy Rakotonirina, ny SADC sy ny Amerikana no manolotra azy, ny VicePrésident dia i Rakotovahiny ihany, ny Vice-PM dia i Mangalaza. Ny momba an'i Andry dia ho teren'ny UA, ONU, ary Frantsa i Ravalo hanaiky. Dia ho hita eo fa ny vahoaka ange efa mijaly e !
répondu par pikatti le 08/10/2009 23:47
2. xxx ( 08/10/2009 06:55)
Aleo oa miara-miasa @AMERIKANA TOY ZaY NY FRANTSAY ireto sady le jean PING ange tsy iza fa vinatony BONGO izay manaiky SY MADOHALIKA @la FRANTSA FOANA .
eNAREO VE MIHEVITRA FA RAHA NISY COUP D'état tany frantsa dia hanaiky rizareo HOE iny IHANY NO hatosika hatao PREZIDA avy eo na dia OLONA DONDRONA IZY no hanaiky izany
,i RaVALO NO tokony hitodika any USA,dia handefasana casque bleu MCAR hi déloger reo PUTCHISTE REO FA LANY ANDRO BE ,mijaly le vahoaka madinika ,izay no nataon'ny tany HONDURAS refa victime coup d'état rizareo
,fa raha reto OUA SY PING reto ?KADAFI EFA VOABOROSIN'NY lLAFRANTSA ?DIA TADIAVIINY halamina à LA MAURITANIENNE NY AFFAIRE ny MALAGASY,ary efa ela RAa8 no tokony NADEHA T@izay LALANA IZAY fa lany andro @MAPUTO ?ekena tsy ekena ?NY FIAINAMBAHOKA EFA POTIKA ?ny securité tsisy intsony ,TSY HIANDRY adi-antrano fa IZAY NY SOLUTION HAINGANA .
3. rabaradaka ( 08/10/2009 07:08)
Tsy maintsy hiseho ny tsy fitoviana any Maputo III nefa izay ny zava-misy.
4. Mandefitra ( 08/10/2009 07:29)
Inn no tsara kokoa?
- hahazo ny PM ve? sa hahazo ny ministeres clés : atitany, fiarovampirenena, toekarena sy ny vola?
5. xxx ( 08/10/2009 08:47)
Mandefitra:

Inn no tsara kokoa?
- hahazo ny PM ve? sa hahazo ny ministeres clés : atitany, fiarovampirenena, toekarena sy ny vola?

Tsy misy tsara ireo. Ny tena vahaolana dia ny fametrahana olona tena manana hazondamosina afaka mifehy sy tsy manaiky lembenanana amin'izay mety ho faneriterena ataon'ity nlazaina fa filoha ity.
Raha samy mametraka olona samy manana ny maha-izy azy ireo mouvance efatra fa tsy variana sy mandany andro amin'ny kajy isan-karazany dia ho lasa tsangan'olona sisa ralava sanga satria tsy afaka hanao sy hanatanteraka afa-tsy izay hifanarahana ihany.
Olona tena tia tanindrazana sy maneho an'izany amin'ny asa ataony no tadiavina sy tokony atomboka hapetraka amin'ny fitondrana amin'izao, ay raha mahomby ny asan'izy ireo dia tsy ilaina akory izay fifidianana fa tonga dia valider-na fotsiny ny toerany dia vita. Amin'izay ny vola tokony holaniana amin'izany fifidianana izany azo hanaovana asa fampandrosoana hafa.

6. zoam ( 08/10/2009 09:30)
tsy manaiky rajoelina izany eo ,aleo ho amin'izao ihany ,mitohy ny tolona
7. terrywui ( 08/10/2009 17:57)
mitohy ny tolona hoy ra-zoam !! nefa efa vita io ee,, miala tany ze tsy hanao !!
8. pikatti ( 08/10/2009 23:47)
mitohy ny tolona hoy ra-zoam !!

tena marina l'ty zany wiwi a,fa taiza elah zany no tsy mahalala ny zava-misy sa efa refotra ,ny adi-seza aza atsy vao manomboka ndray @ ministera koa ahona no vita,ary elah ngah tsy mbola voahantso foana :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3052