Ndry !!!
1. niryna
(
07/10/2009 05:01)
Ao moa e mba hoano ny sakafonao fa marary eo anie hianao e? Tsy hinana aho hoy aho mantsy anareo fa aza terena aho.Ao moa fa omeko izay tadiavinao hianao e,tena marina ve? ie izay tadiavinao mihitsy.Teneno aza i neny e ! eny ary e hoy ny reniny fa tandremo kosa mangataka zavatra tsy takatray hianao a ? Nolaniany ilay sakafo na dia tsy tiany aza ary rehefa tapitra ilay izy dia hoy izy tamin'izy mivady hoe efa laniko ny sakafo na dia tsy tiako aza ka omenareo amin'izay ve ny faniriako? Eny ary e .Tapahiko ny voloka ary kakasana tsy misy intsony ,izay no faniriako
Ahoana a ,hoy ny rainy ,fa inona ity lazainao hoy ny reniny.
Hianareo izany dia hivadika amin'ny fanekena ? hoy ny zanany vavy.
Ny maraina naterina tany am-pianarana ilay tovovavy ary indro nisy tovolahy nihazakazaka nanatona azy , tsy misy volo koa io tovolahy io ary dia nifamihana kely izy dahy no nisaotra ilay tovolahy.
Ndry !! ,ngina tsy nahateny ny ray aman-dreniny nahita azy dahy samy tsy misy volo ary nanontany hoe fa iza io tovolahy io? Dia notantarain'ity zanany fa marary izy ary noho ny chemotherapy - vokatry ny cancer nahazo azy dia nihitsana daholo ny volony .
Omaly aho namangy azy ary nanome fanantenana fa omeko azy ny voloko ary izay no antony .
Isika rehetra dia nomen'Atra fahasoavana anasoa olona na dia iray fotsiny ihany aza,tsy voatery ho vola ihany anefa izany fa na dia mihaino ireo olona fotsiny ihany aza dia efa tena lehibe mihitsy, ka fantaro izany ary ampiasao mba ho voninahitra ho an'Atra
Andriamanitra dia nanome antsika fanantenana fa tsy anary antsika na amin'ny inona na amin'inona ,matokia azy fa raha manana finoana na dia kely fotsiny aza isika dia ataony ho tanteraka izany.
Misy maro ny olona sitrana amin'ny fivavahana,santionany ity tantara marina iray ity ,tsy midika anefa izany fa rehefa tsy sitrana na rehefa misy zavatra mahazo dia hoe tsy misy Atra satria tsy mamaly vavaka izy,matetika isika dia manome tsiny an'Atra na miala aminy mihitsy aza
Minoa fa ny zavatra rehetra mandalo amin'ny fiainantsika indrindra ny mafy dia misy antony avokoa ary derao izy fa ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy,ny fitsampana mandalo amintsika dia vao maika manamafy ny finoantsika Azy
Ho an'Atra irery hatrany anie ny voninahitra ary ny fahasoavana izay mamirapiratra omeny antsika anie ho ao amintsika mandrakariva .Andramo ka zahao fa tsara Izy .Amena
(l) niryna

répondu par niryna le 13/10/2009 20:01
2. Mirananirina
(
07/10/2009 13:13)
Tena mitory teny ve ianao ry niryna e.Tsara ihany ,anefa hoatra ny any ampiangonana aho zany.
4. niryna
(
07/10/2009 19:33)
Mirananirina:
Tena mitory teny ve ianao ry niryna e.Tsara ihany ,anefa hoatra ny any ampiangonana aho zany.
miankina amin'ny fandraisanao azy io nirina a
:D
6. ikaretsaka
(
07/10/2009 21:55)
tsy fantatra hoe inona no tianao hiadiana hevitra sy tiana hatongavana fa asangojinao aloha ny olona koa...
7. Mirananirina
(
08/10/2009 12:33)
miankina amin'ny fandraisanao azy io nirina a:roll: :roll: :roll:
Ndry !!!
tsy fantatra hoe inona no tianao hiadiana hevitra sy tiana hatongavana fa asangojinao aloha ny olona koa
8. xxx
(
08/10/2009 13:12)
ikaretsaka:
tsy fantatra hoe inona no tianao hiadiana hevitra sy tiana hatongavana fa asangojinao aloha ny olona koa...
Ka raiso izay tandrifindrify anao e , aza hasarotina
9. ikaretsaka
(
08/10/2009 13:39)
Ka le horaisina mihitsy ro tsisy sy tsy hita izay handraisana azy.
10. niryna
(
13/10/2009 19:26)
ikaretsaka:
tsy fantatra hoe inona no tianao hiadiana hevitra sy tiana hatongavana fa asangojinao aloha ny olona koa...
:D tsy hoe tsy fantatra fa ilay fandavana foana no ao anatinao ka
11. niryna
(
13/10/2009 19:56)
ika> io ny tantara,ankizy voan'ny cancer ary sola ny volony ary dia nomen'ity namany azy ny volony
ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy
:-*
niryna:tiava ny namana tahaka ny tenanao hoy ny tsimpona :arrow: Atra nahafoy ny ainy hanavotra antsika rehetra amin'ny fahotana,raha milaza isika fa mino an'Atra kanefa tsy tia ny fahavalontsika na tsy tia ny namantsika na ny olona manodidina antsika dia mampandainga an'Atra koa isika
Ny maraina naterina tany am-pianarana ilay tovovavy ary indro nisy tovolahy nihazakazaka nanatona azy , tsy misy volo koa io tovolahy io ary dia nifamihana kely izy dahy no nisaotra ilay tovolahy.
Ndry !! ,ngina tsy nahateny ny ray aman-dreniny nahita azy dahy samy tsy misy volo ary nanontany hoe fa iza io tovolahy io? Dia notantarain'ity zanany fa marary izy ary noho ny chemotherapy - vokatry ny cancer nahazo azy dia nihitsana daholo ny volony .
Omaly aho namangy azy ary nanome fanantenana fa omeko azy ny voloko ary izay no antony .
dia io koa mbola misy fanazavana ry ika a
Isika rehetra dia nomen'Atra fahasoavana anasoa olona na dia iray fotsiny ihany aza,tsy voatery ho vola ihany anefa izany fa na dia mihaino ireo olona fotsiny ihany aza dia efa tena lehibe mihitsy, ka fantaro izany ary ampiasao mba ho voninahitra ho an'Atra
Minoa fa ny zavatra rehetra mandalo amin'ny fiainantsika indrindra ny mafy dia misy antony avokoa ary derao izy fa ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy,ny fitsampana mandalo amintsika dia vao maika manamafy ny finoantsika Azy
ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy
:-*
12. niryna
(
13/10/2009 20:00)
xxx:
ikaretsaka:
tsy fantatra hoe inona no tianao hiadiana hevitra sy tiana hatongavana fa asangojinao aloha ny olona koa...
Ka raiso izay tandrifindrify anao e , aza hasarotina
=D> =D>
13. niryna
(
13/10/2009 20:01)
ikaretsaka:
Ka le horaisina mihitsy ro tsisy sy tsy hita izay handraisana azy.
ilay mpandray koa tsy te ahalala sy midongy manao hs foana knou ,hi,hi
:roll: :cry: :cry: