i TGV ve no afabaraka sa i Madagasikara
1. ntss
(
02/10/2009 09:27)
Izahay mpanohana an'i Andry Rajoelina aloha am'zao dia tezitra mafy amin'ireo SADEC reo e! marina fa i Président Andry Rajoelina no tia ho alaim-baraka kanefa dia i Madagasikara iray manontolo mihitsy no mahatsiaro tena menatra sy natao tsinontsinona!
Mahereza ry zalahy fa " Ceux qui ne nous tuerons pas nous rendront plus fort"
Vive TGV, vive PM Roindefo
Mahereza ry zalahy fa " Ceux qui ne nous tuerons pas nous rendront plus fort"
Vive TGV, vive PM Roindefo
répondu par ndotofetsy le 04/10/2009 09:08
2. Mirananirina
(
02/10/2009 09:36)
i Président Andry Rajoelinatsy président mihitsy io ka,tsy nekena io.Fa kosa mahery izy mihaiky aho fa azy ny fanjakana izao....fotoana fohy sisa... :( :( :( :( :( Ny atao hoe filoham-pirenena dia olona voafidim-bahoaka fa tsy olona mpangalatra fanjakana :( :( :( Izahay moa tsy mahery ,tsy manana basy sy baomba ataonay ahoana ny hangalatra fanjakana.
3. ntss
(
02/10/2009 09:43)
Ho avy tsy ho ela ny fifidianana ry MIrana a! tandremo sao tsy miantso azy Président eo refaveo, sady nenao koa anie refa TGV no betsaka misera ato de manarakefa enao, refa GTT no betsaka ato de manarakefa ko enao. Mijoroa hoa otranay fa zany ihany no nahatonga anareo RESY.
4. AndriambyII
(
02/10/2009 09:48)
Rehefa malagasy aloha dia voa daholo noho ny @ iny tsy ankanavaka .Satria dia tsy maintsy misy ny fitsarana ny apparence indrindra @ ny raharaha politika izay tatitra tsy maintsy haseho ny intendance onusienne.
Critère fijerena ny toe-draharaha mafanafana eran-tany avy any @ siege efa nankatoavin'ny 190 etats eran' izao tontolo izao mantsy izy ireo,manazava ny indice de developpement social sy ekonomikan' ny firenena mpikambana ,voakasik' izany ny medias nationaux ,nombre de conflits internes possibles des pays membres ,evaluations du nombre des déces naturels na criminels ,na pendemie na epidemie .....

6. Mirananirina
(
02/10/2009 09:53)
Ho avy tsy ho ela ny fifidianana ry MIrana a! tandremo sao tsy miantso azy Président eo refaveo, sady nenao koa anie refa TGV no betsaka misera ato de manarakefa enao, refa GTT no betsaka ato de manarakefa ko enao. Mijoroa hoa otranay fa zany ihany no nahatonga anareo RESYTaiza aho no mbola nanaraka tgv???????????? :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
7. xxx
(
02/10/2009 10:54)
AZA matahotra ny gasy nahita fianarana fa i TGVORIKA TGVENDRANA no Afabaraka satria nitonatonana ,tsy invité mihintsy izy fa le zina drianarivelo no namadika palitao nanosoka ny anarany hoe PREZIDA mafy zany te ho prezida !!!!,novidiny io rangahy io fa TSY NAKAIZA é,mahery ny GTT REFA MIHETSIKA ,vakio ny site gtt ry mirana dia hitanao ao ny marina ,
MERCI SADEC ,MERCI GTT.
Afaka ny ALIKAN' tgvendrana ?TSY hitanareo angaha izy le nasaina nivoaka ohtra ny ALIKA ?NAVOAKA NY SANS VALEUR di avy eo nitohy NY DINIKA NY OLONA MIHAJA ,dia bola nakarapok'IVENDRANA ny varavaran @mahaRATSY TAIZA ,aFABARAKA ALOHA NY MALAGASY nahita fianarana é,ka izay ange ry zareo é,raha nahita fianarana izy tsy nadeha tany !PANTIN hatao gauche d gauche moa à droite d à droite ,MBA MIANATRA FA RESINY BABAKOTO ?mapalahelo be hihihih!

8. xxx
(
02/10/2009 11:06)
izaho manokana aloha dia tsy mahatsiaro afa-baraka e! i TGV IRERY no nanala baraka tena tany, zao ny antony! tsy nofidiako izy, noho izany dia tsy mi-represente ahy izy tany!!! ary za mino fa maro no tsy nahatsiaro no-représenten'iny tany!!! ka zao! raha alaina ohatra ilay putchiste any Guinée @ zao fotoana zao, na inona adalàna lazainy eo imason'ny communauté internationale, na inona provocation ataony, dia aleo ataony fa ny hevitr'izao tontolo izao raha toa ka nieritreritra hoe firenena miezaka mandroso ny Guinée ohatra, dia mijanona amin'izany ihany! fa tsy miova! fa tsy hoe olona iray tsy nofidian'ny vahoaka maro an'isa akory no miseho manana fahefana t@ alalan'ny basy dia hoe izy no imagen'ny fireneny! justement, lasa izy no intrus qu'il faut éliminer! raha lazaina hoe afa baraka ny firenena , dia afa baraka manoloana ireo mbola ts mahafantatra an'i Madagasikara angamba! ary izy irery ihany no nitarika zany fahafam-baraka zany! fa ho an'ireo zay mahafantatra d tsy blem zany fa ilay intrus nahatonga ilay fahafam-baraka fotsiny no éliminéna d tapitra e!
9. vitamatavy
(
02/10/2009 11:56)
izahay aloha dia faly mihitsy hoe voaroaka mopera tao le sans qualité iny e,mitonantona tss .
10. AndriambyII
(
02/10/2009 11:57)
Ireto kosa angamba dia hadinon'ny sasany miresaka politika sy mandany rora @ tsy antony eto ka http://www.africaintelligence.fr/C/modules/login/DetailArt/LoginDetailArt.asp?rub=login&lang=FRA&service=ART&context=CAN&doc_i_id=70739751
Dia tsy menatrasy tsy misy tahotra intsony ny malagasy sasany mahavita izany rehetra izany . :idea: :idea:
Dia tsy menatrasy tsy misy tahotra intsony ny malagasy sasany mahavita izany rehetra izany . :idea: :idea:
11. xxx
(
02/10/2009 12:00)
isaky ny mahita ny ps nao io dia heveriko hoe antsimbilona foana :-D :-D :-D
14. xxx
(
02/10/2009 14:01)
Ny � LOJIKAN'NY FIFANDONANA � tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
15. pink
(
02/10/2009 14:46)
[quote=ntss]
Ho avy tsy ho ela ny fifidianana ry MIrana a! tandremo sao tsy miantso azy Président eo refaveo, sady nenao koa anie refa TGV no betsaka misera ato de manarakefa enao, refa GTT no betsaka ato de manarakefa ko enao. Mijoroa hoa otranay fa zany ihany no nahatonga anareo RESY.
[/quote
fady izany hifidy TGV izany au nom de ces martyres sy ireo tifitifirina rehetra ireny izany.

17. xxx
(
02/10/2009 16:06)
Zaho aloha tena menat'olona e! Hoy ny vahiny iny ve mba presidanareo ? :oops: :oops: :oops:
18. terrywui
(
02/10/2009 16:15)
isaky ny mahita ny ps nao io dia heveriko hoe antsimbilona foana:-D :-D :-D :-D
NTSSS a! ireo TIM anie tsy azo tenenina mora na indray pande zany ry ntsss ee,, averina im-telo na inefatra mafy tsara ze tian'i Ntsss ho tenenina vao azokazondry pikatti sy ry mirana sy ry vitamatavy sy andriambyll sy ry locl sy zoam sy ny namany ato reo e!! ka ref miresak amireo i Ntss a, ataovy miadana sy raisiny antsoratra tsar ze lazainao fa tsisy miditra amin'ny lohany io ,,zany ny TIM ato zany !!
19. fijo
(
02/10/2009 20:22)
raha lanimbahoaka izy amiko dia filoha,fa izao aloha izy dia vadin'i mialy,sy mpanongam panjakana.eo aloha no misy azy
20. pink
(
02/10/2009 21:05)
fijo:
raha lanimbahoaka izy amiko dia filoha,fa izao aloha izy dia vadin'i mialy,sy mpanongam panjakana.eo aloha no misy azy
prezidangitra an'i NTSS,teriwiii,sy basy loup ireny fa tsy any malagasy 20.000.000.
akory .
Mbola mystère izany hoe hanaiky azy amin'izao fotsiny ity malagsay erany Nosy.
Ny malagasy dia olon'ny fanahy ,fa tsy olony basy...