13. Mpandefa : xxx [ Valio ] 02-10-2009 16:01:14
Lohateny : Re : i TGV ve no afabaraka sa i Madagasikara
Ny � LOJIKAN'NY FIFANDONANA � tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina
..........
Tiako loatra ilay hevitrao ka mba hozaraiko ho an'ny hafa .
Dia mba samia mandini-tena amizay fa mba nandia fianarana daholo ihany anie ny ankamaroantsika e! Lany fotsiny ny vola sy harena nianarana raha tsy afaka hanao �tude sy analyse akory io lohabe tsika io.
Koa dia samia amizay mizaka ny vokany e! efa tanteraka zao ny " DEMOKRASIA "
Article nalefan'ny olona teto t@ voalohandohan' ny taona ka mba tsara ho tsiahivina ihany manoloana izao toe-javatra izao..
tsy haiko hoe iza ity olona manoratra ity fa mitovy fomba fisainana amiko ary ekeko tanteraka ny tsy hiverenan'i FANJAKANA FRANTSAY intsony any madagasikara
azafady tsy hoe tsy hiverina any dgao ny frantsay fa ny hibaikon'i frantsay ny fanjakana malagasy no tsy tiko ;lotra, efa saika tafala tao anatin'io lasitra io isika t@ fitondran'i ra8 saingy indrisy be no ho ny vitsy, mbola tanora lotra koa aho angamba t@ i ra8 nitondra sinon je l'aiderai :wink: