vary @ anana
1. Lejoba
(
01/10/2009 21:55)
mba tena tsy milay ilay teny vary @ anana ka. Raha fiteny an-davan'andro any Madagasikara moa maninona, ohatra hoe mandraisa cahier sy stylo; mandeha bus na taxi ets.
Fa ny an'ny sasany, sady lava be ny resaka ataony, no mbola miampy teny tsy fantatra, tena dange be (tsy teny gasy io) ilay mamaky azy. Asio ezaka marina e!

répondu par LibrePenseur le 14/10/2009 12:19
2. Papoose
(
01/10/2009 22:05)
ka sarotra be ny ialana @ fa efa zatra loatra eeee
fa mila conscient be rehefa miresaka donc mila attention pour le tandremo :-P

3. xxx
(
02/10/2009 11:29)
NY @zao aza efa sady teny gasy sy vazaha ary anglisy ,misy harena koa ange anaty le teny é!olona mahay miteny sy fiteny samihafa izany tsar fa tsaratsara kokoa aloha ao anaty phrase iray raha hatao fiteny iray ,izany hoe misy mahatsara sy maharatsy azy.
4. soanja
(
02/10/2009 15:23)
Ny hitako tena zavadehibe amin'olombelona amin'izao fotoana izao dia hoe mazava ve ny tiana ampitaina dia ampy iononany io satria efa sarotra ny fiainana, ka izay mampihena "ria-piaina" = stress amin'ny voambolako no marina amin'izao. Sa ve ahoana hoy ianareo?
Ny tenako dia mandala ny teny amin'ny mahaizy azy avy saingy laitran'ny balan'ny kolontsaina manjaka ka zary misavomboana eny ihany manitatra izay tsara hoifikirana nefa tsy mamery. :D

5. ikaretsaka
(
02/10/2009 15:41)
rehefa teny ka moramora kokoa sy azo antoka fa ho azon'ilay olona mihaino ny milaza azy @ teny vazaha amiko tsy olana
ohatra hoe bus na metro na taxi na gabone na cahier, na ambulance sns...
fa 'lay mamorona teny "gasy ofisialy" ( le ekena any @ akademia) hono nefa ny 80% n'ny malagasy tsary mahazo azy akory no mainka manahirana.
Teneno etsy atsimon'Ambatolampy fotsiny ange ny hoe "Ny zanakareo ve nalefa nianatra any @ "Anjerimanontolo "> fa mampitanaka olona kokoa nohon'ny hoe .. nandeha Universite ihany ve ny zanakareo?

6. soanja
(
02/10/2009 16:11)
ikaretsaka:

Le " latrine 101" kosa aloha laingalainga fa iza no hahazo an'iny!!!
:D :-D :-D :-D
7. ikaretsaka
(
02/10/2009 19:24)
nena aloha aleoko lavitra miteny hoe miala any ny "tomobilin'ny pompier.".. toy izay hoe iny ny"fiarakodiandrizalahimpamonoafosiolonamatiandranoaritraboina" e
9. Mirananirina
(
03/10/2009 12:45)
matsiro anie ny vary @anana e..tsy hitako izay maharatsy azy ko.
11. rhina
(
04/10/2009 07:29)
amiko manokana lo @ mpianatra no tena tsy mety ilay izy e!!
betsaka mantsy ny ankizy rehefa tena manao 'redaction' dia lasa mano vari amin'anana tokoa ka lasa tsy ao tsony le izy.
oh: rehefa asaina mteny frantsay izy ireny dia ao ny tena mahay miteny fa ao ny manao vary @ anana toy ireny any @ sekoly miteny frantsay sasany eto amintsika ireny
ka rehefa asaina mteny gasy indray dia tena mampitsoka matanjaka mintsy saingy oe: mpanabe dia tsy afa mitsoka fatena sady tsy gasy no tsy vazaha
eo angamba no tokony ametrahana ilay fiteny eo:
'andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa feheziko'
fa ra @ fiainana an-davanandro indray tsy izako izay olana fa ho an'ny mpianatra ilay izy no tena olana be mihitsy

12. ikaretsaka
(
04/10/2009 12:34)
De ny tokony hatao ange izany de ny mamaritra ny hoe ity "anana ekena" dia ity tsary ekena e
Solaitra,pataloha divay,ministra,seza sns.... izao teny vahiny.... "anana" efa nampiasaina hatrizay dia mety misy teny vahiny vaovao..dia raha be mpahazo iny teny vahiny iny..amiko tsy olana...
Ny teny sasany aza mampiditra teny vahiny @ fiteniny koa: "ny deja vu" izao lasa teny anglisy ..ny "hamburger" sy "casting" ary ny "farniente" lasa teny frantsay

13. Papoose
(
04/10/2009 17:21)
dia efa atombohy manomboka zao zany hoe.... nde hanao maloto aho eee!!! :lol:
17. Papoose
(
04/10/2009 18:57)
:-D tsy hitako ny fibaikoana fahitalavitra dia mahakamo ny mitsangana lava manova ny tatatra :-D
18. ni81
(
04/10/2009 19:00)
tsy hitako ny fibaikoana fahitalavitra dia mahakamo ny mitsangana lava manova ny tatatra =)) =))
19. ni81
(
04/10/2009 19:02)
ary aza miovaova tatatra fa sao manimba zavatra ange e! mba fidio mialoha ny tatatra arahana e! :-P :D :D
20. Papoose
(
04/10/2009 19:02)
tsy maintsy ho haiko antsakany sy amdavany ihany ity tenin-drazako ity :�)