vary @ anana
21. ni81
(
04/10/2009 19:02)
tsy maintsy ho haiko antsakany sy amdavany ihany ity tenin-drazako ity :�):-D :-D :-D
22. ni81
(
04/10/2009 19:05)
tena tokony ho natao tany @ hatsikana ity resaka fa manapa-tsinay mihitsy ka! =)) =)) =))
27. Ratoa
(
04/10/2009 20:00)
tsy tatatra akia ry ni81 no arahana fa ny riana, aza dia manara -drian-drano é
28. ni81
(
04/10/2009 20:20)
tsy tatatra akia ry ni81 no arahana fa ny riana, aza dia manara -drian-drano éhay ve e! :D
29. Papoose
(
04/10/2009 23:06)
ka tatatra no tonga tao antsaiko voalohany fa sahirana ihany nitady an'ilay tena dikany!!!! :D mafy ihany ilay te hiteny vary tsy @ anana!
30. ni81
(
05/10/2009 07:40)
ka tatatra no tonga tao antsaiko voalohany fa sahirana ihany nitady an'ilay tena dikany!!!! mafy ihany ilay te hiteny vary tsy @ anana!sahirana mihitsy ka! izay tonga ao an-tsaina fotsiny. Mba tsy tonelina aza kou! :-D :-D
31. fahamarinana
(
05/10/2009 07:48)
:arrow: papoose : :-D :-D :-D niezaka namantatra ilay tatatra ihany aho fa tena fanina ! :D (l)
32. Mirananirina
(
05/10/2009 13:12)
sy ny hoe handeha hamonjy fiara an-dalamby ambanin'ny tany!!!:-D :-D :-D
33. LibrePenseur
(
05/10/2009 13:52)
Tena misy kosa anie rey olona ny teny tena tsy hita izay handikana azy amin'ny fiteny malagasy e !
ohatra :
"parrain" azo atao ihany hoe ray aman-dreny ara-panahy fa lasa lava dia lava, sady izao, raha lafiny hafa anefa, ohatra:raha hitarika anao aho hiara-hiasa, dia ho izaho ve ny ray aman-dreny ara-panahy anao?
http://guide-volavita.com
ohatra :
"parrain" azo atao ihany hoe ray aman-dreny ara-panahy fa lasa lava dia lava, sady izao, raha lafiny hafa anefa, ohatra:raha hitarika anao aho hiara-hiasa, dia ho izaho ve ny ray aman-dreny ara-panahy anao?
http://guide-volavita.com
34. ni81
(
05/10/2009 15:24)
Dia izao izany no hafatra rankizy o: andraso eo akaikin'ny fandraisana fiaran-dalamby ambanin'ny tany :-D :-D aho fa miala avy aty aminay aho mantsy izany no mandeha fiaran-dalam-by haingam-pandeha :-D :-D
35. Papoose
(
05/10/2009 17:22)
:-D :-D :-D :-D
Mba tsy tonelina aza kouefa saika hanoratrana tonelina mihitsy aho fa tatatra no hitako manaikaiky kokoa
36. Ratoa
(
05/10/2009 21:51)
ka ny hoe "métro" koa anie fanafohezana fa tsy ilay teny manontolo ilazana azy é! subway hoy ny sasany U-bahn any amin'ny tany hafa. Izay miteny sy mampiasa ny teny no manapaka hoe inony ary no ilazàna azy. Saingy ny fototeny ihany akana ny fanafohezana fa tsy teny vahiny.
Andeha ary ho zohina ny tatatry i Papoose.
Andeha ary ho zohina ny tatatry i Papoose.
37. Papoose
(
05/10/2009 21:59)
fa vao maika fanina ny olona tsy dia mahazo loatra teny gasy @ ankapobeny no mbola hiresahana teny gasy vary tsy amin'anana an!
38. ikaretsaka
(
05/10/2009 22:45)
le teny gasy miaingitraingitra sy noforonina taty afara ireny no tenba mainka mahazendana koa
"valihambazaha mandeha @ viratra" hono mantsy ny gitara elektrika... aoka le!
"valihambazaha mandeha @ viratra" hono mantsy ny gitara elektrika... aoka le!
40. hana
(
13/10/2009 10:48)
aza dia susceptible moa e. Indraindray anie tsy possible mihitsy ilay teny Malagasy rano iray fa vao mainka manahirana aza e. Dia mba mila olona compréhensif fa raha tsy izany dia mavesatra be ny resaka ifanaovana.
Mety hisy afaka handika io @ teny malagasy ofisialy ve? Misaotra mialoha
:-*
Mety hisy afaka handika io @ teny malagasy ofisialy ve? Misaotra mialoha
:-*