qui a donné l’ordre à Norbert Ratsirahonana, Zaza Ramandimbi

1. diloo ( 01/10/2009 01:17)
qui a donné l’ordre à Norbert Ratsirahonana, Zaza Ramandimbiarison et à deux officiers supérieurs de sommer Monja Royndefo de passer la main ?…
http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=1206&Itemid=4
Misaritaka angaha ny samy HAT?
Iza no mahery Ndefo sa i Andry TGV?
Hitsena ny président-any ve i Ndefo sa hiondrika eny Ivato?
Izay resy eo dia sans qualité: Andry ? Ndefo?
Vive TGV , sa vive Ndefo: toa samy beurk izy roa lahy ko :wink:
répondu par pikatti le 01/10/2009 23:24
2. ifiona ( 01/10/2009 04:11)
aoka marina ry diloo, aza d mamely mafy loatra an-dry zalah fa mitomany eo anie i mr berk e! ;-) ;-) :miam: :@ :snif: :snif: :snif:
3. dadabe ( 01/10/2009 09:41)
bandy any andafy indray angamba i diloo dia tsy misy atao hafa tsy ny hampiady ny samy malagasy foana :evil:
4. vitamatavy ( 01/10/2009 09:59)
tokony ho foanana mihitsy ity sera2 politika ity fa tsy zakan'i dadabe, le politika.@ manaraka mila miteny moramora sy feno fandeferanasy tsy fihatsiana eto na any dago.
:-D :-D :-D
5. Mirananirina ( 01/10/2009 11:07)
Tsy azoko mihitsy anie izay hoe mampiady ny Malagasy amin'izy ity e.Adalany izay te hiady fa ny mpanao politika tsy maitsy votsikera foana na iza na iza no eo.
Vive TGV , sa vive Ndefo: toa samy beurk izy roa lahy ko
:-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 01/10/2009 11:56)
Dia inona koa ry dadabe no tokony hampiady zay lazaina i diloo,enao mihintsy no MARAMARA LOHA SY FISAINANA ?ny tafa eto tsy ny hoe hanagana tsangan' olona fa tsangan-kevitra ,ohtra ny hoe ,iza no mahita tombony @zao FANOGANAMPANJAKANA IZAO ?????ny ahy ny valiny dia ny vahiny mampiady SY MAIKA HANGALATRA NY HARENA AMBANIN'ny tany ny Malagasy,ary FALY BE ZAO RY ZAREO FA HITANy fa misy,azony hapiadiana FA MISY GASY VITSY2? azo hapiasaina sy manaiky andevoziny @izany !!!!!
iZAY LE HOE AFABARAKA NY gasy @zao fa miady seza sady hapiadiana dia miady ,reto FATIN'ALIKA RETO NO VOAZANAKA SY VOAOZONA HIARO NY INTERET-NY VAZAHA!!!!!!
7. michouh ( 01/10/2009 13:41)
mampihomehy sy mampalahelo izato ianareo, tena mirediredy. Tsisy resy izany eo na ny Filoha Andry na ny PM Monja Roindefo, samy mazana ireo, tsisy resy izany eo. Ianareo pro-Ravalo ireo no tena nihinan-drery niaraka tamin'ny vazaha teto nandritra ny firy taona, nambotry firenena sy nampahory vahoaka.
8. xxx ( 01/10/2009 14:57)
michouh:

mampihomehy sy mampalahelo izato ianareo, tena mirediredy. Tsisy resy izany eo na ny Filoha Andry na ny PM Monja Roindefo, samy mazana ireo, tsisy resy izany eo. Ianareo pro-Ravalo ireo no tena nihinan-drery niaraka tamin'ny vazaha teto nandritra ny firy taona, nambotry firenena sy nampahory vahoaka.


Tsisy resy ahoana ? Ry tsamy ho hiady eo rehefa avy eo, aza hitako :-)
9. nancy ( 01/10/2009 15:29)
Mba fanontaniana ity ry tsamy a. Ohatrinn izao no ividianan'i tsamy ny lasantsy iray litatra? Ary ny vary 1kg? izay fotsiny aloha fa tsy anontaniako ny menaka, dibera,...sns. Sa i tsamy koa le miaran-komana amin'ny vidin'ny bois de rose sy petrole ka tsy mahatsiaro ory intsony?

michouh:

mampihomehy sy mampalahelo izato ianareo, tena mirediredy. Tsisy resy izany eo na ny Filoha Andry na ny PM Monja Roindefo, samy mazana ireo, tsisy resy izany eo. Ianareo pro-Ravalo ireo no tena nihinan-drery niaraka tamin'ny vazaha teto nandritra ny firy taona, nambotry firenena sy nampahory vahoaka.



10. terrywui ( 01/10/2009 15:49)
Ravalo anie efa reraky ny nandripaka ny volampanjakana sy ny harempirenena teto ampolo taonany maro hatramin'io TIKO io vao niforona mitsy aza ! fa ireto TIM ireto de tena otran'ny soavaly mitapimaso tokana ka lalana iray ihany no hainy ! merci michouh ah ,, marina zany ee :* :* :* :*
11. xxx ( 01/10/2009 15:59)
i michou sy wiwi hay olona iray ihany fianakams ps !!!self-satisfaction :-@ :-@
12. bazylou ( 01/10/2009 17:23)
vive tgv, vive tgv
13. fijo ( 01/10/2009 20:46)
ndana any amin'i monja miteny an'io ra wiwi an
14. zoam ( 01/10/2009 21:00)
aza omena tsiny fa izay anie no mba hainy manoratra eto sy miampy an le beurk
15. fijo ( 01/10/2009 21:14)
ireny sy le ao guiné no mitovy le
16. diloo ( 01/10/2009 23:15)
Sali Dadabe,
Efa mondialisation izao ry Dadabe, raha te hifarimbona amin'ny fifanakalozank'hevitra an. Ary tsy voatery ny malagasy any ivelany ihany no manana internet. Mba misy koe moov, orange ets.., eto. Ary tena soira be tokoa ianao sahirana mitady vaoavao anefan'ny google manampy anao tsara eo amin'ny fomba fitadivana sy misivana ny vaovao azo everina interessant ho antsika rehetra eto.
Ireo fanontaniako, amin'ny ankapobeny, dia mihainga avy @'ny gazety izay voavakiko, ary tiako ho zaraiana eto.
Misy milaza fa milamina sy mahay miara-miasa tsara ny HAT.Mahagaga ahy izany, ary izay no mahatonga ny fanontaniako etsy ambony.
Koa vakio ireto vaovao notsongaiko ireto:
A propos du revers diplomatique dont la HAT a été victime à New York, au PM de déclarer qu’il y a eu des défaillances stratégiques et techniques au niveau de certains membres de la HAT. « Une enquéte sera ouverte pour déterminer les responsables et par la suite, le Gouvernement prendra des mesures », a-t-il avancé. Il convient de noter que mise à part une lettre de protestation adressée (Aujourd'hui, le 01-10-2009 l Parution N°: 7949, David R., Midi Mada)

Misy olana ny samy HAT, matoa ny PM haka mesures à l'encontre de ses membres.Vakio tsara io soratra matavy mainty io.!!!!
Parmi les absents au dîner de Mahazoarivo, figure le PSDUM de Lahiniriko Jean. Comme par hasard, c’est lui qui a présidé hier, au palais d’Anosikely, la séance de la HAT dont l’ordre du jour était l’adoption d’un texte visant à destituer Monja Roindefo de son poste de Premier ministre. L’opération qui a tout l’air d’un coup d’Etat de palais au niveau de la HAT, a avorté puisque le quorum n’a pas été atteint. La plupart des invités de la veille à la Villa Basse ne se sont pas rendus au palais de l’ancienne Chambre haute.

Manaraka:
Misaritaka angaha ny HAT?
Tsy afaka ny hiteny aminao ao hoe tsia, fa dia vakio ny zava-mitranga io ambony io.
Le général Ferdinand 1, président de Matsilo, blâme quelques politiciens regroupés au sein des forces du changement. Lors d'une rencontre avec Andry Rajoelina, président de la Haute autorité de la transition hier à Iavoloha, l'ancien président de la délégation spéciale de l'ex-province d'Antananarivo regrette le comportement de certains de ses pairs.
« Je ne m'oppose pas à l'idée d'Andry Rajoelina d'organiser cet échange de points de vue avant qu'il ne prenne une décision, mais voir quelques leaders politiques qui lui font la cour, une basse cour méme, m'écÅ“ure terriblement. On peut donner son avis sans aduler ni avoir l'esprit courtisan pour garder sa chaise », déplore le général.
En condamnant ce qu'il juge comme une malhonnéteté, Ferdinand 1 souhaite qu'on laisse le président de la HAT prendre, à téte reposée, une décision responsable dans le sens du bien-étre de la population. « Nous ne devons pas lui faire de l'ombre au moment où il doit prendre une décision cruciale », conclut-il.
Andry Ratovo
Expresse Mada
Date : 04-09-2009
:-*
Farany:
Io coup de semonce an'i Gl Ferdinand RAZAKARIMANANA io no mifehy ny toe-tsaina misy ao anatin'ny HAT, izay hita taratra amin'ny olona tahakanao sy ny beurk sasany .
Marina tokoa fa mahay mifanaraka tsara ny HAT raha izay no modianao tsy hita
Ay tokoa hoy ianao mpampiady olona eto aho.
Hampiady ny samy malagasy foana hoe e :!:
:-* Samy malagasy foana isika e, mpifanakalo hevitra tsy mitovy: aren-tsaina izany tsy fitovizana izany :wink: .
17. pikatti ( 01/10/2009 23:24)
tena soira be tokoa ianao sahirana mitady vaoavao anefan'ny google manampy anao tsara eo amin'ny fomba fitadivana sy misivana ny vaovao azo everina interessant ho antsika rehetra eto.

ny any chine ngamba mbola tovanana ny vaovao azo alefa ,le google azy azy efa nifanaraka t@ sonoa tsy hanomé le vaovao teny @ place "TianAmen' iny,kominista be :-D :-D

Samy malagasy foana isika e, mpifanakalo hevitra tsy mitovy: aren-tsaina izany tsy fitovizana izany

Marina zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567