ahona no atao ra te ho bevoka ?

1. xxx ( 29/09/2009 05:28)
mety hipetraka ve ry reto ny zaza amin ' ny 10em jr no anaovana rs .Nena zao tam 10em jr de 12em jr ,de mety v zany , eny eh tsy hadino ny am 14em jr.
De aona reto refa avy manao rs iny ve tsy azo atao ny manao toilette lou, fa afaka firy mn na firy heure ,mba tsy hahavery le SPZ (spermatozoide).De mis kou le woe avy manao rs de mitsilany marina v zany ?
De tsy mis fiatraikany am le fiforonan'ny zaza ve le manao rs mafy b ,za zany tsy mahazo aina raha tsy fort ny vadiko (en fét za ti mampirevy eh ,d iz kou lou eh ) de tsiss risque ve zany ? mataotra ihany a manko , nefa ra tsizany za tsy mahazo fafiny.Za te hiteraka am zay ,fa mbola tsy nitoko mitsy.
Miangavy gyneco koa za mba hamaly raha misy ato .
De misaotra anareo rehtr nandray anjara.
répondu par fenouhy le 12/10/2009 16:03
2. tess ( 29/09/2009 05:33)
tokony hipetraka raha 10eme na 12 eme jour! fa raha be fanahiana dia ampiaro ny rs am fotoana tena mahalonaka e!
mitsorika be anie ny superme fa angaha hiandry firy minitra eo izy vao hanafika , rehefa te hisasa dia misasa refa maha dikidiky après ny rs :-D
na mafy na malefaka ny match tsy misy idiran'ny amin'ny fiasan'ny superme kosa angamba izany kou :roll:
maninona raha tonga dia manatona gyneco avy hatrany raha izany.
3. xxx ( 29/09/2009 05:52)
tess:

Tena mety zany ! De tena ataoko b ko zany ny 14em jr d 16e de 18e , mba ho tafa tsara ,
4. xxx ( 29/09/2009 06:01)
Tess ny tiko tenenina ko le mba hijanonan'ny le spz 72 h ao @ vagin , de mety ve le tonga d misasa ?
5. booboo ( 29/09/2009 12:09)
euh...misy raha tsy mety² loatra. Tsy dia midika inona loatra ilay hoe zao ième jour na zao ième jour raha tsy fantatrao tsara hoe firy andro ny cycle-nao hatrizay.

Ny tena mety indrindra, satria mety miova² ny date d'ovulation - na dia mpanao cycle régulier aza - dia ny manao courbe de température isa-maraina. Rehefa manao ohatra grand V izay ilay courbe dia antsoy malaky ramose fa hivoaka zay mme Ovule hihihihihihihi. Fiable io methode io raha tsy hoe thermo. efa miviaka angaha no nampiasaina

bon crac crac é

6. ni81 ( 29/09/2009 12:41)
tokony hipetraka raha 10eme na 12 eme jour! fa raha be fanahiana dia ampiaro ny rs am fotoana tena mahalonaka e
8è aza misy mipetraka knou!
7. booboo ( 29/09/2009 12:51)
eka ouz. Misy koa efa ary @ tokony ho faran'ny cycle ary vao misy ovulation fa tsy eo @ ilay " 14ème jour ".

Izay no teneniko hoe manaova courbe de t° ( mampi-psychote klou io é hihihihihihi )
8. Papoose ( 29/09/2009 21:10)
mil.....foana foana!
9. ikaretsaka ( 29/09/2009 21:24)
8) tsy araka ny maha papooze an le zaza fa ny azy no marina indrindra .. tifitfirina any fa maty ihany ny farany
10. Papoose ( 29/09/2009 23:09)
lozika kosa anie zany eee!! raha isan'andro mandrapahatapitry ny volana mil..entika foana foana....na dia 1% aza no tafa dia bikina :^)
11. kwit ( 30/09/2009 04:16)
booboo:

euh...misy raha tsy mety² loatra. Tsy dia midika inona loatra ilay hoe zao ième jour na zao ième jour raha tsy fantatrao tsara hoe firy andro ny cycle-nao hatrizay.

Ny tena mety indrindra, satria mety miova² ny date d'ovulation - na dia mpanao cycle régulier aza - dia ny manao courbe de température isa-maraina. Rehefa manao ohatra grand V izay ilay courbe dia antsoy malaky ramose fa hivoaka zay mme Ovule hihihihihihihi. Fiable io methode io raha tsy hoe thermo. efa miviaka angaha no nampiasaina

bon crac crac é

ka tsy haiko anie le mitsapa temperature eh !Ny cycle klou tsy d regulier fa 2mois zay izy 28em jr fona.De am zay kou no anarahako azy.
De inn no ampiasaina am zany courbe de temperature zany .Vidiny any am pharmacie v ? Mamela ahy nareo fa manontanintany fona a , fa tsy haiko le izy.
Merci à tous

12. nathie86 ( 30/09/2009 08:03)
ny 1 na 2 jour avant règle aza mahabevoaka. Fantaro tsara ny cycle de menstruation anao eh. Fa ny 14 ème jour io c sur tonga d mipetraka, na tonga azy enao d hisasa, tsis idirany. Miandrasa kely ftsny d hitanao oe misy sa tsia.
Fa firy taona nivadiana??? d sendra nampiasa pilule, irony contraception irony fa ts mety koa iny ra tsy manadio kibo aloha. :)
13. xxx ( 30/09/2009 08:33)
1taona novadiana , tsy nampiasa pilule fa nande gyneco efa 2mois zay za de nomeny duphaston fa ny cycle nis nkourontana kel talou teo ,de zao izy to efa mverina 26 na 29 jrs .
De am zao ndray zao refa oatra ka mverna ny red red d asainy miverina any aminy.
14. nathie86 ( 30/09/2009 10:25)
zany v, d mbola tsis in in ihany. D miverena zany any ndray aloha ko. Sendra tsy ny fikorontanany règle no tena olana fa zvt hafa miintsy. Io duphaston io ko anie manampy ny vhv manana olana eo @ fanamboarana zazakely eh.
15. Mirananirina ( 01/10/2009 15:13)
aza miandry jour izany fa manaova foana RS isan'andro ,sady hoy ianao manko hoe:
za zany tsy mahazo aina raha tsy fort ny vadiko (en fét za ti mampirevy eh ,d iz kou lou eh )
dia manaova isan'andro dia bevoka avy eo eh
16. Papoose ( 02/10/2009 23:10)
ka zay no itenenako hoe foana foana wa
17. botra10 ( 05/10/2009 10:50)
Papoose]
mil.....foana foana!8O 8O 8O 8O
18. botra10 ( 05/10/2009 12:56)
mil.....foana foana! :roll: :roll:
ka ra izany olona sy mahita tsirony raha tsy mafibe sady mampirevy izany ve no hil......fonafona tsy aritinify indray no hahazo adrangahy!!!!!

19. ikaretsaka ( 05/10/2009 22:59)
rehefa tsy regulier dia tifirina foana foana e
20. Papoose ( 05/10/2009 23:05)
botra10:

mil.....foana foana! :roll: :roll:
ka ra izany olona sy mahita tsirony raha tsy mafibe sady mampirevy izany ve no hil......fonafona tsy aritinify indray no hahazo adrangahy!!!!!

mileteha foana foana mandrapahatonga any, adalan'izay hanao azy mafy be nefa harary nify she avy eo...na raha te hanao mafy be dia tapeno abyy lo ny nify na tena maka dentiste dia amboarina daholo zay tsy mety ao anaty nnify zay vao mirimorimo eo

:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2707