ahona no atao ra te ho bevoka ?
21. mamis
(
06/10/2009 15:03)
ka sao d nisikosikotra taloha ? na hoe nande² be rams taloha d lasa matsatso ny tembo fa tsy marihatra tsony.
22. ravonjison
(
06/10/2009 16:17)
xxx:
mety hipetraka ve ry reto ny zaza amin ' ny 10em jr no anaovana rs .Nena zao tam 10em jr de 12em jr ,de mety v zany , eny eh tsy hadino ny am 14em jr.
De aona reto refa avy manao rs iny ve tsy azo atao ny manao toilette lou, fa afaka firy mn na firy heure ,mba tsy hahavery le SPZ (spermatozoide).De mis kou le woe avy manao rs de mitsilany marina v zany ?
De tsy mis fiatraikany am le fiforonan'ny zaza ve le manao rs mafy b ,za zany tsy mahazo aina raha tsy fort ny vadiko (en fét za ti mampirevy eh ,d iz kou lou eh ) de tsiss risque ve zany ? mataotra ihany a manko , nefa ra tsizany za tsy mahazo fafiny.Za te hiteraka am zay ,fa mbola tsy nitoko mitsy.
Miangavy gyneco koa za mba hamaly raha misy ato .
De misaotra anareo rehtr nandray anjara.
Efa betsaka ny voalaza etsy ambony , ka ampiako fotsiny ilay hevitra:
- ny hoe hipetraka ( nidation) sa tsy hipetraka ny zaza dia tsy miankina @ andro ( 10e, 12e, na 14e jour, ...), fa miankina kosa @ fahasalaman' ny tranonjazanao.
- ny fecondation ( fihaonan'ny atodinao sy ny spermatzoide -ny vadinao ) no miankina @ andro , fotoana hanaovanareo ( 10e, 12e, 14e jour sns...)
Zavatra roa samihafa ireo ary samy manandanja daholo.
Ny andro dia ilaina ho fantatra araka ny halavan' ny cycle-nao ( na ny hafanána, sns.. voalaza etsy ambony). Efa nisy resaka fanisána andro teto tany aloha tany, tany ilay izy nazavaiko tsara ),ka jereo any.
- ny resaka toilette dia azo atao 1 heure aorian'ny firaisana. Ny toilette anefa dia tsy dia misy akony @ loatra @ fecondation satria ny molotra fotsiny ihany no sasana ( ny fanasána ny ao anaty vagin dia tsy tokony atao satria manimba ny flore vaginale). 1 heure aorian' ny fanaovana anefa ny sperme dia efa tafiditra any @ tranonjaza, ka tsy voakasiky ny toilette intsony.
- ny mitsilany na ampiakarinao kely ny vodinao aorian' ny fanaovana ( 10 min)dia tsara satria mampikoriana ny sperme ho any @ tranonjaza.
- tsy misy fiantraikany ratsy @ fiforonan' ny zaza raha mafi be ny fanaovanareo. Au contraire, raha mafy be ny fanaovanareo ka excité be ianao , dia mandeha tsary ny contraction ny tranonjazanao, ka trohany tsara ny sperme -ny vadinao.
Ny manao isanandro kosa dia tsy tsara loatra satria ho reraka fotsiny ianareo. Ny sperme mantsy eo 2-3 andro eo vao miforona, ka raha isanandro ianareo manao dia tsy hisy spermatozide tsara sy mature ao @ sperme - ny vadinao. Donc harerahana fotsiny no azonareo.
24. lelimpi
(
06/10/2009 19:19)
tena resaka marina ity satria experience nianako,aza manano rapport mandritra ny 4 jour alohan'ny 14 jour ,izany hoe manomboka ny 10 jour izany dia tsy manao rapport mihitsy ary rehefa tonga ny 14Jour dia manao rapport a partr ny 4h du matin fa tonga dia bikina avy eo
29. Djhamhal
(
07/10/2009 08:40)
refa te ho bevohoka de manao fotsiny de zay é! na mafy io na mora refa tafiditra tsara any @ tranonjazan'ny vehivavy ny ranon'ain'ny lehilahy de basy zay !!
30. Mirananirina
(
09/10/2009 13:03)
refa te ho bevohoka de manao fotsiny de zay é! na mafy io na mora refa tafiditra tsara any @ tranonjazan'ny vehivavy ny ranon'ain'ny lehilahy de basy zay !!na koa manao ity eh.
ka ito aza mety bevohoka : une fillette de 9 ans, enceinte de jumeaux.
na koa fomba hafa...une implantation d'embryons .Amin'izay tonga dia mahazo kambana na +.
32. Papoose
(
09/10/2009 19:54)
xxx:
ahoana izany fa tsy mazava e :idea: :idea: :idea:
manao firaisana ara-nofo fa tsy misy fifanakalozana ranon'aina ao anaty taovam-pananahana
33. fenouhy
(
12/10/2009 16:03)
Manao ahona daholo o!
Marina zany teninao zany, zaho zao nahazo zaza taminio, satria noeveriny vadiko tsy ho bevoka aminio efa ho avy regle io zah de nataony fa nahazo vavy kely zahay zao efa ho 2 ans izy izao
Ka andramo eny foana fa mety ahazo foana ianao e! bon chance akia
:lol:
nathie86:
ny 1 na 2 jour avant règle aza mahabevoaka. Fantaro tsara ny cycle de menstruation anao eh. Fa ny 14 ème jour io c sur tonga d mipetraka, na tonga azy enao d hisasa, tsis idirany. Miandrasa kely ftsny d hitanao oe misy sa tsia.
Fa firy taona nivadiana??? d sendra nampiasa pilule, irony contraception irony fa ts mety koa iny ra tsy manadio kibo aloha. :)
Marina zany teninao zany, zaho zao nahazo zaza taminio, satria noeveriny vadiko tsy ho bevoka aminio efa ho avy regle io zah de nataony fa nahazo vavy kely zahay zao efa ho 2 ans izy izao
Ka andramo eny foana fa mety ahazo foana ianao e! bon chance akia
:lol: