ny rencontre sur internet!!!!!
1. hanjaris
(
28/09/2009 13:24)
Za reto otran'mahita hoe tena lasa tsisy tena fiaonana tsony ny olona fa lasa internet daolo a! aiza ku na ny mpivady aza tsy mba mampiaraka tsony fa mi chat d vita. tsisy mifampikôty normal tsony fa manamboatra profil tsara d zay!!!fiable v zany relation zany!! otran'ny tsy d tena mety amiko fa hafa iany ilay tena mifanena sy mifankahalala!! ny hevitrareo????
répondu par milamm le 31/10/2009 17:00
2. Mirananirina
(
28/09/2009 13:33)
Marina mihitsy izany hanjaris an.Saingy atao ahoana fa rehefa tratra ny illimité izay anie ka....tsy te hiala mihitsy eh.na may aza ny laoka.
4. kotobekibo
(
28/09/2009 23:52)
miresaka aloha d avy eo mifankahita .
Tahaka lé mifanatitra mody ( t@ mbola kely ) taloha io kah!
miresaka foana aloha d ref avy eo hita eo raha azo tohizina na tsia .
:-P
Tahaka lé mifanatitra mody ( t@ mbola kely ) taloha io kah!
miresaka foana aloha d ref avy eo hita eo raha azo tohizina na tsia .
:-P
5. tess
(
29/09/2009 05:22)
hihih izany ny expert tam mbola kely! tadidiko lay mifnatitra foana marina refa maizimaizina avy mirava am enina ariva mamyyyyyy :-D
6. ni81
(
29/09/2009 13:49)
miresaka aloha d avy eo mifankahita .
Tahaka lé mifanatitra mody ( t@ mbola kely ) taloha io kah!
miresaka foana aloha d ref avy eo hita eo raha azo tohizina na tsia .
hihih izany ny expert tam mbola kely! tadidiko lay mifnatitra foana marina refa maizimaizina avy mirava am enina ariva mamyyyyyy:lol: :lol: expert ve ry tess?
7. rhina
(
29/09/2009 15:16)
ny olona rehetra mihintsy nga amzao no tena tery ny fotoana e!!
mkoty doly na segondra vitsy aza sa diso ve za !?
mkoty doly na segondra vitsy aza sa diso ve za !?
8. RATOVOARY
(
30/09/2009 05:25)
aiza ku na ny mpivady aza tsy mba mampiaraka tsony fa mi chat d vita:-D :-D :-D Dia tsy hanampotoana ve na dia isaky ny WE ihany aza. Sa mety miasa sabotsy sy alahady ny ankilany, nefa na izny aza dia mba mirôzirôzy kely alohan'ny atory @ alina e! Tsy milay zany tsy hiara-hidola zany klé
Kotobekibo> Ary adinon'lah angaha le miara-mamita devoir à la maison taloha.
9. tess
(
30/09/2009 05:34)
ni81:
miresaka aloha d avy eo mifankahita .
Tahaka lé mifanatitra mody ( t@ mbola kely ) taloha io kah!
miresaka foana aloha d ref avy eo hita eo raha azo tohizina na tsia .
hihih izany ny expert tam mbola kely! tadidiko lay mifnatitra foana marina refa maizimaizina avy mirava am enina ariva mamyyyyyy:lol: :lol: expert ve ry tess?
ka ita kou hita mitsy fa mpanao azy izy talou hihihi tsy misy maharatsy izany anefa fa mamy be zany talou an!
:^)
10. Mifenty
(
06/10/2009 15:45)
ra zavatra vita moramora tsy mietsika ao an-trano kosa ve dia ifanaraham-pitombenana ery eh
avy mahazo an'ilay hoe : j'ai passé une très bonne soirée aveo le
avy mahazo an'ilay hoe : j'ai passé une très bonne soirée aveo le
11. soanja
(
07/10/2009 14:44)
hanjaris:
Za reto otran'mahita hoe tena lasa tsisy tena fiaonana tsony ny olona fa lasa internet daolo a! aiza ku na ny mpivady aza tsy mba mampiaraka tsony fa mi chat d vita. tsisy mifampikôty normal tsony fa manamboatra profil tsara d zay!!!fiable v zany relation zany!! otran'ny tsy d tena mety amiko fa hafa iany ilay tena mifanena sy mifankahalala!! ny hevitrareo????
Miatomboka amin'ny mariva foana aloha ny zava-drehetra avy eo amin'izay izay sahy mitsapa ny halaliny e. Ny fiarahana aloha amiko tsy vita ao an-tsaina sy aneritreritra zany fotsiny fa raha mbola tsy nifampitraotro dia mbola naman'ny resaka aby no anaran' izay.
12. dadabe
(
07/10/2009 16:26)
aandao aza isika sy iSoanja hanandrana...hifampikoty eto @ net dia mifankahita reeel de ho hitantsika eo rah tena mipoka na lasa rano atondraka andamosingana hahha :-D
13. soanja
(
07/10/2009 18:59)
dadabe:
aandao aza isika sy iSoanja hanandrana...hifampikoty eto @ net dia mifankahita reeel de ho hitantsika eo rah tena mipoka na lasa rano atondraka andamosingana hahha :-D
Odryyy kotio aho raha sahy Dadabe!
:lol: :lol:
14. dadabe
(
08/10/2009 16:19)
Soanja a
faly manao bonjour
avec le coeur plein d'amour
faly manao aurevoir
avec le coeur plein d'espoir
:wink: :* :*
faly manao bonjour
avec le coeur plein d'amour
faly manao aurevoir
avec le coeur plein d'espoir
:wink: :* :*
15. soanja
(
08/10/2009 19:12)
dadabe:
Soanja a
faly manao bonjour
avec le coeur plein d'amour
faly manao aurevoir
avec le coeur plein d'espoir
:wink: :* :*
Manakory Dadabe,
Teny inona daholo ireo fa tsy azoko azafady? Ianao angaha Afrikanina sa vazaha?
:? Inona hono zany tadiavinao izany?
17. LibrePenseur
(
14/10/2009 12:27)
Ny tena marina anie ry izareo dia tsy ho voatàna intsony ny fampisàna internet ary amin'ny lafiny rehetra e! betsaka ny zavatra vita miaraka aminy, kanefa kosa misy koa ny tena tsy vitany mihitsy, ohatra, manisina lelo
---
http://guide-volavita.com
---
---
http://guide-volavita.com
---
18. milamm
(
16/10/2009 00:50)
sali dolidoly njay e,internet io kosa ngambany fomba hafa otrany rehetra ihany refa natao ihaona ny ol de tafahoana n'aiza2,matetika aza @ tsy apoizina fa tsy misy ifandraisany @ net mintsiny...
dadabe> lindinakika le ifrapy malefaka kle :-D :-D mety ka :-D
dadabe> lindinakika le ifrapy malefaka kle :-D :-D mety ka :-D