FELICITATIONS TGV
1. pimaso
(
27/09/2009 15:24)
ARAHABAINA MANOKANA IANAO TGV FA TAFITA @ BARRAQUE
MAROMAROA NY TOA IRENY TANY @ ONU IRENY
NY OLONA MATY FANAHY SY LANY HENATRA IRERY IHANY NO MAHAZAKA IRENY
NY AINA NO MATEZAHA FA HO TSARAIN NY TARANAKA FARA MANDIMBY NY FANDORANA TANINDRAZANA
TSY TONGA ANY @ AFOBE INGAHY DIA MIREHITRA
;-)

répondu par pikatti le 28/09/2009 16:46
3. pikatti
(
27/09/2009 16:17)
TSY TONGA ANY @ AFOBE INGAHY DIA MIREHITRA
zany refa vendrana, mitsontsona hotran'ny boka hanambady =)) =)) =))
4. xxx
(
27/09/2009 16:23)
Aiza ity tsy mila CI ity e, nefa litika ery rehefa nisy invitation sendra diso !!! Fa angaha tsy misy hambom-po, zao voadaka ery @ ambava-coeur-ny tsara tarehy ery ... ntsôô
5. pikatti
(
27/09/2009 16:27)
xxx3 marina ny teninao
tena mitady hanao kopy soroka tery @ ONU ha ha ha, miverina aty SADEC elah hoa ,zefa be !!! misy ambaratonga daholo ry bitrovoalavo ny raharaha politika a,
tena tsy ampy taona marina le bado :-D :-D :-D

6. klitika
(
27/09/2009 21:01)
pikatti:
xxx3 marina ny teninao
tena mitady hanao kopy soroka tery @ ONU ha ha ha, miverina aty SADEC elah hoa ,zefa be !!! misy ambaratonga daholo ry bitrovoalavo ny raharaha politika a,
tena tsy ampy taona marina le bado :-D :-D :-D
Ampy taona izy fa V dia lalaovin'ny mpanao politika fotsiny ka
9. Mirananirina
(
28/09/2009 13:42)
ARAHABAINA MANOKANA IANAO TGV FA TAFITA @ BARRAQUEMilevom-belona aho raha izaho no tratra an'io ka.Eran'izao tontolo izao ve ko.
MAROMAROA NY TOA IRENY TANY @ ONU IRENY
NY OLONA MATY FANAHY SY LANY HENATRA IRERY IHANY NO MAHAZAKA IRENY
NY AINA NO MATEZAHA FA HO TSARAIN NY TARANAKA FARA MANDIMBY NY FANDORANA TANINDRAZANA
TSY TONGA ANY @ AFOBE INGAHY DIA MIREHITRA
10. terrywui
(
28/09/2009 15:12)
O ry vendrana sy dondrona sy mipika sy mivika isany a!! ato de tsy mba mandefa saina lavitra fa mifanabosy amin'ny ratsy ato reto !!
jereo tsara ! tsy hitanareo angah ireny baraka be nahazo andravalomanana dadanareo taminle investitiora in-2 be zao nataony izay nimehezan'ny firenena rehetra hoe" le macac de mada " ireny ?? sa ririnindasa ve sa jamban'ny havendranana ?? ha ha ha !!! hon hon hon !!
milay kà locl an ?? ....
milevimbelona mirana an ?? ....

11. pikatti
(
28/09/2009 16:46)
tena sans valeur koa le mpanohana tgv ato zany klé,
ahoana leity iny ra wiwi a,izahay tsy mahalala anao oz ry ONU ha ha ha
ary taiza leity ry Lilisonkely sy Rasarla mba te hitsangatsangana kou anie ry zalahy :-D :-D