Mba azavao hoe ity azafady !
1. niryna
(
27/09/2009 04:44)
Misy teny izay mba tiako azavaina izay mahafantatra
Inona no heviny ary iza amin'ireo no tsara na hoe aleo ....toa izay ....
Joko miha-solanga sa solanga miha-joko ? ahitsiho raha diso ilay fanoratro azy a
inona no hevitra tiana tenenina amin'io ohabolana io ?
iza amin'ireo teny ireo no tsara na hoe aleo .... toa izay ....
joko ve dia ireny olona vokona ireny na ireny olona mitanondrika ireny rehefa mandeha?
miha solanga ,teny avy amin'ny inona tsy sola aloha e ?
dia misaotra antsika rehetra
tena tsy azoko veroka ilay hevi-teny
(l) niryna

répondu par niryna le 28/09/2009 17:08
2. ndenn
(
27/09/2009 06:32)
Ny joko miha -solanga dia azo raisina hoe ny manta hivadika ho matoy , dia ny solanga mihajoko indray rehefa hoe efa tena nahita ny tsara indrindra ianao teo @ fiainanao dia mitady ny hiverina @ fahazazana ny fomba fieritreritrao fa tsy mahaaraka ny fiovan' ny toetr' andro intsony ny toe- batana sy ny saina .
Raha ny tokony ho izy rehefa eo @ taona mandroso ,aorian' ny 60 taona eo dia tokony ho tsy tohinina intsony ny eritreritry ny olona satria efa azo raisina fa feno tanteraka ny fiasan' ny sainy.Azo hadika fa misy resaka fitsarana ny toe-tsaina io ohabolana io @ lafiny maro.
Ny tena marina @ ilay ohabolana dia ity :
"aleo joko miha-solanga, toy izay solanga miha-joko." :idea:

3. ni81
(
27/09/2009 06:47)
Joko miha-solanga no fiteny.
- Fa misy koa ilay hoe: olona tso-piaina dia lasa niakatra ambony avy eo.
- Olona toa zatra miondrikondrika rehefa mandeha dia avy eo miatranatrana tsara ny lohany rehetra iny (toy ireo miaramila manao matso). Mety misy fanazavana hafa fa toy io no fahazoako azy
Ny joko miha -solanga dia azo raisina hoe ny manta hivadika ho matoy , dia ny solanga mihajoko indray rehefa hoe efa tena nahita ny tsara indrindra ianao teo @ fiainanao dia mitady ny hiverina @ fahazazana ny fomba fieritreritrao fa tsy mahaaraka ny fiovan' ny toetr' andro intsony ny toe- batana sy ny sainaio ambony io dia heviny iray hafa koa

4. fahamarinana
(
27/09/2009 07:27)
:arrow: variana aho mahita ilay fanazavana nentin'ny ndenn sy ni81,hay va re mifono hevitra lalina tahaka izany !
niryna :sarotra tokoa ilay Teny Malagasy rehefa miditra amin'ilay ohabolana na ilay Hai-teny tahaka izao ! Mahafinaritra anefa fa misy hevitra tsy takatra mihintsy ! :)
Misaotra anreo nanome fanazavana e! :-* (l)

6. niryna
(
27/09/2009 22:34)
ndenn:
Ny joko miha -solanga dia azo raisina hoe ny manta hivadika ho matoy , dia ny solanga mihajoko indray rehefa hoe efa tena nahita ny tsara indrindra ianao teo @ fiainanao dia mitady ny hiverina @ fahazazana ny fomba fieritreritrao fa tsy mahaaraka ny fiovan' ny toetr' andro intsony ny toe- batana sy ny saina .
Raha ny tokony ho izy rehefa eo @ taona mandroso ,aorian' ny 60 taona eo dia tokony ho tsy tohinina intsony ny eritreritry ny olona satria efa azo raisina fa feno tanteraka ny fiasan' ny sainy.Azo hadika fa misy resaka fitsarana ny toe-tsaina io ohabolana io @ lafiny maro.
Ny tena marina @ ilay ohabolana dia ity :
"aleo joko miha-solanga, toy izay solanga miha-joko." :idea:
hay va re e,misaotra betsaka tamin'ny fanazavana.
:-*
7. niryna
(
27/09/2009 22:36)
Joko miha-solanga no fiteny.
Ny joko miha -solanga dia azo raisina hoe ny manta hivadika ho matoy , dia ny solanga mihajoko indray rehefa hoe efa tena nahita ny tsara indrindra ianao teo @ fiainanao dia mitady ny hiverina @ fahazazana ny fomba fieritreritrao fa tsy mahaaraka ny fiovan' ny toetr' andro intsony ny toe- batana sy ny sainaio ambony io dia heviny iray hafa koa
ni81:ary ireny olona milanjalanja loha ireny izany misy fanoharana amin'io ohabolana io koa ni?
- Fa misy koa ilay hoe: olona tso-piaina dia lasa niakatra ambony avy eo.
- Olona toa zatra miondrikondrika rehefa mandeha dia avy eo miatranatrana tsara ny lohany rehetra iny (toy ireo miaramila manao matso). Mety misy fanazavana hafa fa toy io no fahazoako azy
8. niryna
(
27/09/2009 22:38)
fahamarinana:ena misy fampianarana betsaka tokoa ka ,fa misy tena tsy fantatra koa ilay heviny ary dia toa olona antitra manjokozoko izany foana no ato an-tsaiko rehefa te ahafantatra an'io aho ka dia naleo nitady fanazavana mihitsy aloha .
:arrow: variana aho mahita ilay fanazavana nentin'ny ndenn sy ni81,hay va re mifono hevitra lalina tahaka izany !
niryna :sarotra tokoa ilay Teny Malagasy rehefa miditra amin'ilay ohabolana na ilay Hai-teny tahaka izao ! Mahafinaritra anefa fa misy hevitra tsy takatra mihintsy ! :)
Misaotra anreo nanome fanazavana e! :-* (l)
misaotra tokoa ry ni sy ndenn a
:-*
9. ikaretsaka
(
28/09/2009 02:59)
Ny hoe "joko" dia fototenin'ny hoe "manjoko" (miondrika)
Ny hoe "solanga" dia avy @ fototeny hoe "sanga" nasiana tsofoka.. ary nahazoana ny matoateny hoe "manangasanga" sy ny hoe "mitsangana" (NB=mitsanga hoy ny olona any @ faritra sasany tsy manisy -na ny faran'ny teniny; Ohatra:olo-(na)
de raiso @ toeran'ny loha rehefa "manjoko" sy "mitsangana" : ny loha rehefa manjoko dia ambany kokoa nohon'ny lohan'ny "mitsangana" mahitsy tsara
-> aleo teny ambany niakatra ambony toa izay teny ambony lasa any ambany!

10. ni81
(
28/09/2009 07:01)
ary ireny olona milanjalanja loha ireny izany misy fanoharana amin'io ohabolana io koa ni?iny indray tsy dia fantatro, fa raha toa izy taloha olona tsotsotra fihetsika kanefa lasa mpieboebo ankehitriny dia mety azo lazaina an'io ohabolana io koa
11. xxx
(
28/09/2009 07:22)
aleo joko vao mihasolanga toy izay solaga vao mihajoko
raha tsorina
aleo ratsy vao mihatsara toy izay tsara vao miharatsy

13. niryna
(
28/09/2009 17:04)
ikaretsaka:mazava tsara fa misaotra ika
Ny hoe "joko" dia fototenin'ny hoe "manjoko" (miondrika)
Ny hoe "solanga" dia avy @ fototeny hoe "sanga" nasiana tsofoka.. ary nahazoana ny matoateny hoe "manangasanga" sy ny hoe "mitsangana" (NB=mitsanga hoy ny olona any @ faritra sasany tsy manisy -na ny faran'ny teniny; Ohatra:olo-(na)
de raiso @ toeran'ny loha rehefa "manjoko" sy "mitsangana" : ny loha rehefa manjoko dia ambany kokoa nohon'ny lohan'ny "mitsangana" mahitsy tsara
-> aleo teny ambany niakatra ambony toa izay teny ambony lasa any ambany!
:-*
14. niryna
(
28/09/2009 17:06)
ary ireny olona milanjalanja loha ireny izany misy fanoharana amin'io ohabolana io koa ni?
ni81:mety ilay ohabolana ho solanga mihajoko io ,miakatra dia miakatra ery ny loha fa rehefa avy eo lefy ihany ,hi,hi
iny indray tsy dia fantatro, fa raha toa izy taloha olona tsotsotra fihetsika kanefa lasa mpieboebo ankehitriny dia mety azo lazaina an'io ohabolana io koa
15. niryna
(
28/09/2009 17:07)
xxx:marina tokoa izany ry xxx a ,aleo mahantra dia lasa nanana toy izay nanan-karena dia lasa mahantra ,mety koa izany e
aleo joko vao mihasolanga toy izay solaga vao mihajoko
raha tsorina
aleo ratsy vao mihatsara toy izay tsara vao miharatsy
16. niryna
(
28/09/2009 17:08)
Mirananirina:
Misaotra anreo nanome fanazavana=D> =D> =D>
ba mamikely mirana .Tsy ratsy kosa ilay MIrana kely ery amin'ny ilany an