Ary tô tonga saina ny tgvfopla de misandoka TIM sy Hery klé
1. pikatti
(
23/09/2009 15:45)
Rha ohatra ka tonga saina lisany ry tgvfopla de tsory fa ny adala ihany no tsy miova, tsy maninona leity zany ry zalahy fa raisina antan-droa lisany a,
Hitan'i HERY2=wiwi mantsy fa tena tsy tafa ntsony ny TGV de misalotra TIM ndray bainn =)) =)) =))
fa zao less bainn le izy tsy mivadika palitao fotsiny fa le toetra mintsy zany hoe mila mivadika patalou koa elah

répondu par diloo le 25/09/2009 00:24
2. xxx
(
23/09/2009 15:49)
lasa nivadika sipa indray ange ry letia le hery2,fanina mihitsy manao detective privé eto
3. HERY2
(
23/09/2009 15:50)
Izay olona rehetra mananatra anao izany na eto na any atranonareo any dia ataonao valy boribory daholo fa tsy mba saininao ny fahamarinany ? izany ihany no tena fanaonareo TGV itony ! ianao anie tsy TGV nivadika TIM fa efa TGV hatraminizay e
ka inona na inona lazainao eto dia tsotra ny ahy "TGV IANAO FA MODY MAMPIRESAKA SY MANAO COMEDIE ETO FOTSINY " tsy adala akory aho fa voadiniko tsara ny valin'ny adihevitra rehetra avoakanao eto ,
ka inona na inona lazainao eto dia tsotra ny ahy "TGV IANAO FA MODY MAMPIRESAKA SY MANAO COMEDIE ETO FOTSINY " tsy adala akory aho fa voadiniko tsara ny valin'ny adihevitra rehetra avoakanao eto ,
6. pikatti
(
23/09/2009 15:57)
de aza ary zany mba voadinik'elah zany bainn ,sao de nanonofy ratsy ary elah ty :-D :-D
7. HERY2
(
23/09/2009 16:01)
aza ataonao anizany bainn ,bainn zany koa za fa tsy tiako eeee , ianao TGVENDRANA ianao fa manao comedie ato sy manaratsy olona dia miteny ratsy miaraka amin'i ouiandry sy ry wuiwui no tena ataonao fa mody botretra eo eeeeeeuu tgvendranabeuuuuuu !!
8. xxx
(
23/09/2009 16:03)
raha tsy i wiwi dia i kala noue io hery2 io rapikati an ,au moins ka fetsy lahy le kary lahy iny
10. xxx
(
23/09/2009 16:08)
RAHA GTT marina moa ianao manino ,izahay indray anie tsy manao ohatran'ny ranon'ikopa ka tonga namana vao mavomavo e :* :* :* :*
13. pikatti
(
23/09/2009 16:32)
zah nefa ty ry akama efa hody klé,aleo asiana kozy @ manaraka é :wink:
15. zama91
(
23/09/2009 18:17)
dia ahoana no mba hevitr'i dadabe @ resaka politika fa miandry ny zafikelinao ato e :-D :-D :-D
aiza dada, dadabe mbola tsy tonga foana an ,mijaly ny papoose eh :-D :-D :-D
aiza dada, dadabe mbola tsy tonga foana an ,mijaly ny papoose eh :-D :-D :-D
18. pikatti
(
24/09/2009 06:04)
lasa nivadika sipa indray ange ry letia le hery2,fanina mihitsy manao detective privé eto
xxx1, tary vao sitrana l'ty io a, ha ha ha,tary voan'ny aretina tgv ,tandremo ihany fa sao mamindra klé
O l'ty ry wiwi aiza lisany fa misy fanomezana vaovao ho lisany ao nalefan'Ifiona
:-D :-D
19. pikatti
(
24/09/2009 06:08)
aiza dada, dadabe mbola tsy tonga foana an ,mijaly ny papoose eh
ka le papose nandrasana taraiky be vao tazana klé,:-D
o l'ty dadabe aiza le revy é :-D
20. dadabe
(
24/09/2009 06:44)
t..a..y be le resaka eto kle ...fanina aho , ra-wiwi marina ve manaa ps bobaka be e sahala oll manao kalisaona nefa misandoka ho manao silipo :-D