Ary tô tonga saina ny tgvfopla de misandoka TIM sy Hery klé

21. pikatti ( 24/09/2009 06:52)
=)) =)) =))
22. max2 ( 24/09/2009 13:51)
ka mety ny foza efa tsy mahatsiaro tena sisa no mbola sahy manohana any rajoela fa ra mbola foza afaka mandinika nade kely fotsiny aza de efa ela no niala tao aminy tgv.de tena mbola mampanotany tena fona ankehitriny mahita ireto ponin'antananarivo milaza fa tgv nade efa mihinana ny tsy fihinana aza sa efa olombohozina ve reny e! atsipy ny teny ao ampo ny mahalala atsipy ny tady eny antandroky ny omby ka asare! ovay ny famindra fa efa tsy tafavoka de aleo any ny tgv sy ny forongony fa ny taranaka any aorina jerena
23. Papoose ( 24/09/2009 17:55)
:-D
24. pimaso ( 24/09/2009 18:24)
foza BE LOHA
BE THAY
BE KAKANA
25. bazylou ( 24/09/2009 18:26)
viv etgv, vive tgv,
26. Papoose ( 24/09/2009 18:59)
alefaso foana r'ireto a! zay ray reraka voalohany! zao moa sisa le dinika koa! :-D
27. diloo ( 25/09/2009 00:24)
Dadabe, mahery ianao amin'ity
ra-wiwi marina ve manaa ps bobaka be e sahala oll manao kalisaona nefa misandoka ho manao silipo


Mampiomehy ilay sangisangy zaritenany :-D :-D :-D :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0581