niteny tao onu hono i andry tgv, fika fotsiny
1. zama91
(
22/09/2009 22:39)
jereo tsara le fond an le sary fa enregistrement taty @ tanana io ,i tgv convoqué tany fa tsy invité http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17995
répondu par pikatti le 24/09/2009 04:56
2. zama91
(
22/09/2009 22:41)
mitady hivarotra saka beloha fotsiny,hita hoe mbola amateur be, ny foza ihany no voamaka @ ireny
3. Papoose
(
22/09/2009 22:48)
:-D zay no ilaina misafidy ny sources angalana vaovao fa samy miteny zay tiany holazaina ny sites sy ny olona insankarazany
5. Papoose
(
22/09/2009 23:01)
iny ndray no tsy hitako marina :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
za papoose en personne et en pseudo! :* fa ahon?
za papoose en personne et en pseudo! :* fa ahon?
7. xxx
(
23/09/2009 10:24)
Tsy tapitrin'ny lainga oa ry tat fatin'alika ireo ,tsotra fotsiny samborina ireo,izy sy le monja dahalo moa dia tsy mahita lazaina refa miresak ankotra ny hoe tsy boal mapihorokoditra hono ny economie nefa izy NO VOKY HALATRA HATRANY ANTANPONTSOFINY ?NY VAHOAKA MADINIKA VERY ASA SY TSY MIHINAKANIKANINA tsy rahirahiny ,mila samborina ireo tsy vanona roa lahy ireo,tokony havela @zay TY CONSENSUS LAVA TY FA RA manao zany lava ohtra ny hoe manaiky andry zareo!!!
POTIKA I MCAR KA TOKONY MIPASSER ACTION @zay fa trop de wawaw,blablabla!!!
POTIKA I MCAR KA TOKONY MIPASSER ACTION @zay fa trop de wawaw,blablabla!!!
8. xxx
(
23/09/2009 12:07)
Tsika izay mahita ato internet ato tokony apiely ny vao2 ao dago ao? rahosamborina mo izy 2lahy ireo iza no isambotra azy??? tsika tanamp10. Tsika lasa be resaka be ato fa inona tokony atao anakanana anireo??? mila tonga dia manao ACTION avetrany. Arakarakin'ny fitarazontsika mapitombo ny fahantrana ka inona no tokony atao??? inona FANAPAHAKEVITRA raisina faranizay haingana??? COPIEKO IO DIA APARITAKO ERAN TANANA.
10. papala
(
23/09/2009 12:51)
tsy izy 2 lahy ireo ihany fa ny tena chef nanambana basy an-dr8 dia i jeneraly "'Charles rabemananjara"', tsy mbola fantatry ny olona zany , fa efa manomboka mivoaka tsikelikely ny marina! I SHILLA SY CHARLE NO TENA NANAO NY ACTION ZAY NAMPITSOAKA AN-DRA8! ZAY NO TENA MARINA, FA I andry bitro voalavo natao jono fotsiny t@ alalan'ny télé viva..................HIVOAKA TSY HO ELA NY TENA MARINA. fa mandram-pivoaka ny marina dia tena ho faty eto ihany isika Malagasy. ny FRANTSAY NO NAMPANAO AN'IZAO FISAVORITAHANA REHETRA IZAO, ARY ataon'ny frantsay tsy ho tafarina MANDRAKIZAY ISIKA MALAGASY RAHA MBOLA TSY TONGA SAINA HATRAMIN'IZAO.
12. Papoose
(
23/09/2009 13:22)
be loatra no ny olona mandray anjara ato @ dinika politika ato no mandray an-tendrony ka! :-D aiza moa no tsy mora hisendoatra!!!
o rey olona!!!re-mba fidio ihany wa ny sources d'info! dia mba fetsy rehefa mitady! :-P
o rey olona!!!re-mba fidio ihany wa ny sources d'info! dia mba fetsy rehefa mitady! :-P
13. xxx
(
23/09/2009 14:26)
Andry Rajoelina n’a pas été autorisé à participer à la séance d’ouverture du sommet des Nations Unies à New York. A défaut de l’aval des Nations Unies, Andry Rajoelina a diffusé sur internet via le service mis en place par l’ONU, son message vidéo pré enregistré et déjà préparé à Antananarivo
Zany ny filohan-drizalahy! aleo mande ihany na tsy nasaina aza, taiza teo @ fiainany no mba hahitan'izany hoe Amerique, vaovao farany naka sary teo @ fefiny Maison blanche ra-domelina hampihesonana an-dry oui oui!!mianakavy fa avy niresaka t@ Mme clinton hono izy :-D :-D
Zany ny filohan-drizalahy! aleo mande ihany na tsy nasaina aza, taiza teo @ fiainany no mba hahitan'izany hoe Amerique, vaovao farany naka sary teo @ fefiny Maison blanche ra-domelina hampihesonana an-dry oui oui!!mianakavy fa avy niresaka t@ Mme clinton hono izy :-D :-D
14. Papoose
(
23/09/2009 14:36)
:-D :-D taiza ndray io wa eee!! toa efa atsy averina ato sa avy ato naverina atsy!
15. HERY2
(
23/09/2009 14:53)
Marina io jereo eto nao io zama91 a, io mihitsy no tena source marina , soa fa efa nilaza an'io mialoha koa i noue ao ambany na dia nokianin'i Pikatti aza fa hoe tany New York mihitsy i Andry R. nasaina hono , hitan'i Pikatti tsara zao io source nalefan'i zama io fa no convoqué na izy fa tsy nasaina izany ,,,
17. Papoose
(
23/09/2009 17:27)
tsy saho avetsy averoa ity ihany no mampikatso sy andaniana fotoana dia fanina avy eo tsy hita intsony zay raisina! :-D
18. fijo
(
23/09/2009 22:08)
tany NY i andry fa tsy hafaka nandray anjara,izay no izy,fa aoka tsy handainga koa isika,na dia manohitra azy aza
20. pikatti
(
24/09/2009 04:56)
Lisany ve l'ty fijo de mihaino an'io HERY2 io klé, aleo aloh lery ho sitrana tsara fa tary vao namadika palitao io,mbola zatra le manely tsaho tary @ tgvfopla l'ty reo a =))
zany tgvendrana zany less ry wiwi tsy hangery aty a
zany tgvendrana zany less ry wiwi tsy hangery aty a