REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA ONU
1. vatofototra
(
22/09/2009 17:56)
REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA à diffuser à l'ONU 22 septembre 2009
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par Papoose le 23/09/2009 22:47
2. klitika
(
22/09/2009 18:26)
Mitovy amin'ilay hoe ireto ny sarin'ny mersenera milatsana an'elonaina any Mahabo-Ihorombe.
Vao ny komity sy ny tanana mpandray no nikozy dia efa nahavita sahady hono i konetaka.
Mampiesona fotsiny ry reto a
Andao hirodorodoana ao amin'ny MILLENIUM eh.
Le Gasy eto koa ange nama mpisolelaka daholo dia tena mandreraka eh. Ny sasany izao efa nirotsaka antsitra-po mihintsy hoe mpanasa ny sligan'i Konetaka sy Hasina fotsiny.

3. Noue
(
22/09/2009 18:39)
virus be manadala io zany aa a !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D izaho aloha dia tsy hanokatra an'io ee ! tsy efa fantatra avy hatrany ve fa resaK no ataon'io ao ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. ndotofetsy
(
22/09/2009 20:07)
tara indray i Noue fa i boaykely no lasa tany NY fa tsy ny baininy ny baininy efa baignard. Tena tsy ho filoha ihany za fa aleo hanaovana barofo kely aloha i sarla higidraka an i lery
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. fijo
(
22/09/2009 22:22)
io mody aseho vahoaka io,jereo tsara fa sary gasy io fa tsy ao aminn'y fivoriana,ary mody nandefa fanazavana ry "fopla hoe hafaka maneho ny heviny aminn'y video ny mpandray anjara,ka rah aizany inona no aleha any???sady tsy nahazo fanasana tamin'i obama ihany nefa ny filoha afrikanina rehetra nahazo fanasana hiara mikaly amin'i obama.tsy henatra ve izany?
Andry « TGV » ne gagne pas sur tous les terrains : l'audience qu'il a demandé au secrétaire général lui a été refusée « diplomatiquement » pour cause d'agenda chargé. Autre déception, selon nos informations, Andry « TGV » n'a pas recu de carton d'invitation de Barack Obama. Le président américain offrira mardi prochain un déjeuner aux chefs d'Etat africains.
io vaovao RFI ,ka asa rah amahamenatra io na tsia

10. zama91
(
22/09/2009 22:29)
toa hoe convoqué i andry tgv, nolazaina azy fa tsy maintsy mifandinika 3 mouvance ahantanteraka ny maputo jereo midi
12. fijo
(
22/09/2009 22:44)
ah ah ah,iza no milaza hoe minoa an'io,izao no vokany
Jeunes « réservistes »
Sit-in devant Ambohitsorohitra vendredi
Lors des récents événements qui ont secoué le pays, des jeunes réservistes ont répondu à l’appel. « En contrepartie, nous aurions dû étre réengagés dans l’armée, une fois la lutte terminée. Sept mois après, aucune disposition n’a été prise en notre faveur », déplorent-ils. Face à cette situation qu’ils estiment injuste, ils ont l’intention de tenir un sit-in, devant la stèle des martyrs, à Ambohitsorohitra, vendredi prochain. Et eux de mentionner qu’ils ont respecté les différentes étapes. Ils sont allés voir les responsables à Ambohitsorohitra, qui leur ont indiqué le MINDEF, en passant par le CEMGAM. Mais cela n’a pas abouti.
recueillis par Dominique
dia mahatokisa ihany izay voalazany ny jamba

13. zama91
(
22/09/2009 22:47)
normale be rahat sy voasa hikaky niaraka t@ president afrikanina sy obama fa hoe efa nitondra sakafo avy any tanana nentina tany zamerika
14. Papoose
(
22/09/2009 22:52)
raha izany no fandehany dia nanao rezim kaly maina zany no tena betsaka tao angamba satria tsy azo itondrana kaly mando eny @ ambony raoplanina raha tsyhoe ao anaty boaty angaha! :-P
15. pikatti
(
22/09/2009 23:54)
Efa nitondra gorda misy rononon'ny TIKO (ambiny le nangalarin-dry zalahy) de gamela misy vary sosoa sy kitozan'amalona anie izy ry papoose é,nasiso ty sakafo fa neverina halatsaka hianatra hotran'ni bado nga izy ty de nakany tady kou :-D :-D
16. nancy
(
23/09/2009 05:00)
Beurk, mbola mianatra mamaky teny ry reto a. toy ireny ankizy any amin'ny primaire ireny
pikatti:
Efa nitondra gorda misy rononon'ny TIKO (ambiny le nangalarin-dry zalahy) de gamela misy vary sosoa sy kitozan'amalona anie izy ry papoose é,nasiso ty sakafo fa neverina halatsaka hianatra hotran'ni bado nga izy ty de nakany tady kou :-D :-D
17. diloo
(
23/09/2009 10:46)
Ndry, ary mba aiza ny fond armoirie-ny ONU, ary mba aiza ny auditeurs, ary mba aiza ny huissier mpanao gants fotsy, ary mba aiza ny président de séance mpanolotra, ary toa ny i Madagascar irery angaha no manana salle manokana hitenenan-drery. Aiza ny sarin'ireo mpanatrika sy ny tehaka pour la forme.Tsy mitovy amin'ny pupitre ny ONU tamin'i Obama sy i Sarkozy niteny!!!
Sao mba salle ONU fopla kosa aza io sady toa miresaka @'ny rivotra!! Ary, Ary,.....
Inona foana ary ity foplisation de la pôlitique HAT du vent ity. Bizarre!!! :!: :?: :? .
Sao mba salle ONU fopla kosa aza io sady toa miresaka @'ny rivotra!! Ary, Ary,.....
Inona foana ary ity foplisation de la pôlitique HAT du vent ity. Bizarre!!! :!: :?: :? .
18. xxx
(
23/09/2009 11:35)
aza mba dondrona ihany fa da ny taina no menatse hoy ny betsileo. Tsy vidéo en direct na natao tany amin'ny ONU io fa vidéo nangatahana halefa ao amin'ny site internet misy ilay fihaonana, nanao pré enregistrement daholo ny chefs d'Etat rehetra nasaina tamin'io fivoriana io mba halefa ao amin'ilay site.
19. Mirananirina
(
23/09/2009 12:02)
Izay aho vao nahita olona nanao discours ka namaky hatraminy voalohany ka hatraminy farany.Olona hafa angamba no nanoratra an'io dia lery namaky fotsiny. :? :?