REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA ONU

21. HERY2 ( 23/09/2009 14:57)
vatofototra = zama a, marina ireo video nalefanao amin'ny jereo eto ireo aiza no sady mamaky ve no manao discours dia aiza no hisy an'izany ? manakiana mafy an'i Noue mantsy i Pikatti atsy ambany hoe tena nasaina (invité) mihitsy hoy i Pikatti i Andry R. tany New York ,,i noue anefa dia efa nilaza mazava fa sy nanome porofo fa sandoka sy fitaka ary reharehan'ny TGVendrana fotsiny io,,,
22. AndriambyII ( 23/09/2009 15:44)
:roll: :roll:
23. pikatti ( 23/09/2009 15:49)
Aza mialona less wiwi a,elah anie tsy revin'olona @io ompa be hataon'elah io eh, sady @ zay sarin'i bitrovoalavo no entin'elah sarintava :-D :-D
Diso be elah raha lazain'elah fa zama =vatofototra
25. pikatti ( 23/09/2009 16:25)
elah rery zao no mahita an'io resaka vita ta=ny anaty lakavy io :-D :-D :-D
26. xxx ( 23/09/2009 18:03)
vatofototra:

REGARDER Discours Vidéo Andry RAJOELINA à diffuser à l'ONU 22 septembre 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html



:-D :-D :-D io ve tsy tao aminy capsata leuleu! :-D :-D :-D fa mihevitra ny gasy ho vomanga ve le quintrainiou e?
27. Papoose ( 23/09/2009 19:45)
komerazy politika, hoy i ranona hoy i ranona!!! aiza marina moa no tsy mora fetsena?
28. fijo ( 23/09/2009 22:11)
matinareo mihintsy le zazalahy kely le,aoka marina ,mamela ny helony fa tsy fantanyizya ataony e,zaza anie io ry zalahy e :-D :-D :-D
29. Papoose ( 23/09/2009 22:47)
eo aloha asio copy paste kely fijo an! :-P :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8681