Manam-pahendrena ny 3 mouvances

1. diloo ( 20/09/2009 02:49)
Raha ny HAT manosoka ny olony ho atao sorona t@'ny 7 febroary, ny 3 mouvances kosa dia mitsinjo ny fiarovany ny vahoaka tsy manantsiny tsy ho voatifitra ny miaramila mpamono olona.Araka izany dia foana ny meeting ny faha 19-09-09.
Hoy i Emmanuel Rakotovahiny, ancien Premier ministre et chef de délégation de la mouvance Albert Zafy:«Nous avons décidé de renoncer à l'organisation d'une manifestation tant que son encadrement n'est pas assuré». «S'il se passe des choses, ce ne sera pas à la suite de l'une de nos initiatives», a-t-il prévenu.
Source:
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=29645

Izany no atao hoe fahendrena fa tsy manosoka ny madinika ho atao boucliers humains tahaka ny fanaon'i Ndefo sy ny HAT(provoquer du sang pour atteindre le pouvoir d'une façon lâche et indigne. Tadidio tsara lery tamin'iny fotoana 7 febroary iny mizesta be teo amin'ilay 4x4 sady niembotra no naniraka an'i Dollin hanosika ny olona andatsadrà.)
:wink:
répondu par tlay le 20/09/2009 15:50
2. bazylou ( 20/09/2009 07:06)
aza mandainga fa mahatsiravina e, de tsy menatra ve ianao milaza azy manan afahendrena ireo sahy mimlaza hoe hendry sy mahay nefa , hita mazava be izao fa manao tambabe, satria tsy maharesy an'i tgv , beurrrk :-P :-P
3. mathla ( 20/09/2009 10:29)
Tsy hoe manam-pahendrena ry zareo fa mailo dia mailo tanteraka satria mety efa misy hevitra pasifika mandehandeha any ka tsy dia ilaina intsony ny filaharana an-dalam-be fa mety hanakoronatana ny paika milamina.
Mety ho ady ambony latabatra amin'izy samy ao ambony ao no film mandeha amin'izao. Misy antony reny filazana fe-potoana 72 ora ireny.
Mety azo heverina fa hanao tsipaky ny miala aina Ra-Ndefo kely ka hanome baiko faramparany sahala ny tamin'ny 2002 ka dia hilaza indray fa dia hoe nisy nanongana sns... ary mety handrangitra adim-poko ihany koa hoe ny terak'Antananarivo no nanala ahy ka tsy manaiky aho fa hamaly faty sns....
Efa fantatr'olona ny habibiany ka dia aleo mandray fepetra mihaja sy milamina dia ho hita eo ny izay tena tia tanindrazana.... Lebitro moa dia iny matim-boninahitra iny ka na dia efa fantany aza ny zava-misy sy hitranga dia lasa ihany fa navelany le akama bonne fahiny........
4. xxx ( 20/09/2009 11:55)
Mba fantatrareo moa fa ta@fitifirana teny ambohitsorohitra dia nisy basy nipoka avy aty a@vahoaka koa nitifirana ny vahoka tsy avy any @garde présidentielle irery ny fitifirana fa nisy koa avy aty @vahoka ,nisy olona nitam-basy vao nolazaina tao a@sobika omaly izany ,nisy jeneraly nanao témoin ,ary tsy vao izay zany vao re ,la preuve hafahafa ihany ,ny ankabeazan'ny olona any firifany no voatifitra ,raha tifidavitra ve d tokony any @lfirifana no voa ,any @tongotra no hasain mitifitra ny miramila refa miditra zone rouge ny olona fa tsy anyfirifana ohtrandry ambany saina basy loha ,ohtra andrabasy loha ,bazy loha ,LO SY POKATY FA NY MARINA TSY MATY FaEfA MANOMBOKA miseho daolo ny MARINA ry voakarama ny tsotsoka hamono piray tanindrazana matimbola sy harena ô,poteho MCAR fa refa lany ny pétrole sy ny bois de rose d emadeha hilelaka ny tsotsoka ihany rabassy loha ,LO?OMENA 3euros ividinana sandwichtambiny pétrole-ny gasy valeur-na milliard -na euros mapalahelo fa bola misy ny gasy dondrona tsy nahita fianarana ohtra ny basy loha ,ampiasain'ny vahiny hangalatra any amintsika
5. tlay ( 20/09/2009 15:50)
Bazylou, tsitak zay diso @nio resakak'I Diloo io. Zany no marina fa mba mazaka ny faharinana Fa tsy ny lainga akory no tatatataina isanandro eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602