aiza ndray ary pikatti zao ! voatifitra ve elah sa aiza e !

1. terrywui ( 19/09/2009 17:04)
aiza ary le fianakam's nay iny toa nipitsa le !! iéééé ! aza gaga nareo rah mikozy ah oe fianakam's i Pikatti ary zanak'oulmpirahavavy aminay sy Essera iany !! otran'ny oe zahay sy ra-pà mpi-cousin !!
---de lazaina eto zany fa i Pikatti de fianakam's nay ihany fa misy resaka madilana be mifanaraka amin'ny toe-trandro ny aminlery satria hirevy no tena ambetiny refa tonga eto izy (milay zany !!) ary tsy mi-pass fianakm's alou zany izy eto fa maka fanahy sy mampidona amin'ny rindrina !!
---fa ny marina ry GTT isany sy ry TIM isany dia FIANAKAM'S nay i Pikatti ary tena mpiaraka aminay isan'andro mihinana ny manta sy ny masaka eto izy f tsy hainao zany ary tsy ho lazainay fa ataovy iany ze ataonareo !!

mikozia kely letsy Pikatti aa! otranle oe ahoana bandy akama aa!!!

mbola be ny ho fanina eto ary ho maro ny hiala eto amionty aferafera sy secrets bobaka be miainga eto ty !!


Ra- Zoam a! raha itanlah ity mesazy ty zao de antsoy aho fa misy kozy maika be ! aza atao alina be loatra letsy a ! tsisy kozy Pantin fa kozy Rangorivao69 !! kopy elah !
répondu par pikatti le 21/09/2009 12:21
2. xxx ( 19/09/2009 17:11)
dinika tsy misy valerany foana koa ny an'ity bandy ity! mankaleo
3. terrywui ( 19/09/2009 17:14)
mangovitra angah elah fa fianakam's nay iany ra- pikatti ?? sa mbola mitady cinema hafa ndray ???
4. ifiona ( 19/09/2009 17:26)
tena efa zay ary ilay nahiako :cry:


:roll:
5. zama91 ( 19/09/2009 17:33)
antsoin'i zoam hono lesy ialahy a partir 21h30 eo ,hafatra ny ahy
6. xxx ( 19/09/2009 18:39)
terrywui:

aiza ary le fianakam's nay iny toa nipitsa le !! iéééé ! aza gaga nareo rah mikozy ah oe fianakam's i Pikatti ary zanak'oulmpirahavavy aminay sy Essera iany !! otran'ny oe zahay sy ra-pà mpi-cousin !!
---de lazaina eto zany fa i Pikatti de fianakam's nay ihany fa misy resaka madilana be mifanaraka amin'ny toe-trandro ny aminlery satria hirevy no tena ambetiny refa tonga eto izy (milay zany !!)
inona moa no hiraharahanay an'izany fa ny mahagaga fotsiny ity fombanao mitsara ny fianakams-nao , lazaina fa zanaka makorelina, lazaina fa maimbo sns !!! hay ve zany no fombanareo é?? dia lazaina hoe mandehana misasa fa maimbo dia rehefa madio dia hoe ataonao inona moa?


:!: :?: :idea: :?: :!:
7. maryline ( 19/09/2009 19:27)
terrywui:

aiza ary le fianakam's nay iny toa nipitsa le !! iéééé ! aza gaga nareo rah mikozy ah oe fianakam's i Pikatti ary zanak'oulmpirahavavy aminay sy Essera iany !! otran'ny oe zahay sy ra-pà mpi-cousin !!
---de lazaina eto zany fa i Pikatti de fianakam's nay ihany fa misy resaka madilana be mifanaraka amin'ny toe-trandro ny aminlery satria hirevy no tena ambetiny refa tonga eto izy (milay zany !!) ary tsy mi-pass fianakm's alou zany izy eto fa maka fanahy sy mampidona amin'ny rindrina !!
---fa ny marina ry GTT isany sy ry TIM isany dia FIANAKAM'S nay i Pikatti ary tena mpiaraka aminay isan'andro mihinana ny manta sy ny masaka eto izy f tsy hainao zany ary tsy ho lazainay fa ataovy iany ze ataonareo !!

mikozia kely letsy Pikatti aa! otranle oe ahoana bandy akama aa!!!

mbola be ny ho fanina eto ary ho maro ny hiala eto amionty aferafera sy secrets bobaka be miainga eto ty !!


Ra- Zoam a! raha itanlah ity mesazy ty zao de antsoy aho fa misy kozy maika be ! aza atao alina be loatra letsy a ! tsisy kozy Pantin fa kozy Rangorivao69 !! kopy elah !


Marary mihitsy angamba i wuiwui raha tsy mahita an'i Pikatti JANGOBO, mirediredy foana sady tsy mba misy hevitra aroso mihitsy, nahazo tsirony tany angah koa tamana be
8. ifiona ( 19/09/2009 19:31)
za koa zany mba malahelo an' i pikatti ko :roll:
9. dadabe ( 20/09/2009 01:36)
asioompa kely dia hisy resaka politika ndray eto e :-D
10. xxx ( 20/09/2009 16:16)
Ambany lotra ny niveau ny tery oui ,tery saina zany no tsy hamalin'i pikatti azy,resak ambany fotrandreniny sy ny sadec hiaraka amindreniny sa hiteraka a@anabaviny ,le olona tsy vitan'ny hoe tsy nahita fianaran fa ratsy taiza é,piaro ny tgvendrana sy tsotsok mpagalatra ny haren'ny gasy.
Na ritra aza ny ranon'Ikopa tsy misy zavatra hiditra a@lohany ,noheveriko fa efa ba ni raisonner le 1mande kay bola tsy tonga eny akitrokely fa mirefa2 be @atany .
11. xxx ( 20/09/2009 16:50)
terrywui:

aiza ary le fianakam's nay iny toa nipitsa le !! iéééé ! aza gaga nareo rah mikozy ah oe fianakam's i Pikatti ary zanak'oulmpirahavavy aminay sy Essera iany !! otran'ny oe zahay sy ra-pà mpi-cousin !!
---de lazaina eto zany fa i Pikatti de fianakam's nay ihany fa misy resaka madilana be mifanaraka amin'ny toe-trandro ny aminlery satria hirevy no tena ambetiny refa tonga eto izy (milay zany !!) ary tsy mi-pass fianakm's alou zany izy eto fa maka fanahy sy mampidona amin'ny rindrina !!
---fa ny marina ry GTT isany sy ry TIM isany dia FIANAKAM'S nay i Pikatti ary tena mpiaraka aminay isan'andro mihinana ny manta sy ny masaka eto izy f tsy hainao zany ary tsy ho lazainay fa ataovy iany ze ataonareo !!

mikozia kely letsy Pikatti aa! otranle oe ahoana bandy akama aa!!!

mbola be ny ho fanina eto ary ho maro ny hiala eto amionty aferafera sy secrets bobaka be miainga eto ty !!


Ra- Zoam a! raha itanlah ity mesazy ty zao de antsoy aho fa misy kozy maika be ! aza atao alina be loatra letsy a ! tsisy kozy Pantin fa kozy Rangorivao69 !! kopy elah !



Hafatra avy any @ pikatti ry wuiwui an! Ho avy tsy ho ela izy fa tsy olona tsy misy atao toa anao sahirana miteny ratsy eo,manontania tena raha tsy tian'i olona izato izy e! satria matahotra ny olona sao hiantehatra @ hazo boboka e!
12. dadabe ( 20/09/2009 17:02)
13. pikatti ( 21/09/2009 12:21)
za koa zany mba malahelo an' i pikatti ko

aza malahelo zany Ifiona a,tsika de ara-dalàna ihany no ady eo
:-*
resaky wiwi fotsiny io,

--de lazaina eto zany fa i Pikatti de fianakam's nay ihany fa misy resaka madilana be mifanaraka amin'ny toe-trandro ny aminlery satria hirevy no tena ambetiny refa tonga eto izy (milay zany !!) ary tsy mi-pass fianakm's alou zany izy eto fa maka fanahy sy mampidona amin'ny rindrina !!

mitady hisolelaka ndray elah bainn an,ary tena spécialité-lah le minono ty kah =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0662