Akbaraly nanampy t@ fanonganana,

1. ARINIRINA ( 18/09/2009 13:34)
Akbaraly anisan’ny nanampy t@ fanonganampanjakana
I Ylias Akbaraly dia tompon’ny Sipromad, efa embassadeur Inde izy, manambady Italiane izy ary io vadiny io dia consulat italy. Vary sy rano ny Sipromad sy consulat Italy satria dia tao @ enceinte SIPROMAD no nisy ny consulat Italy ary comptabilité iray ihany no nanaovana enregistrement Charge rehetra.
Raha mandinika tsara ianareo dia nisy fiarahamiasa teo @ karana sy Italiana t@ iny coup Etat iny.
Nakatona ny consulat Italy t@ andron-dRavalo ireny satria nisy zavatra maizimaizina tao.Mety nampiditra vola maloto angamba. Satria efa mampiditra vola tsy fantatra hoe avy aiza io Société io t@ andron-dRatsiraka fa tsy naninona satria Sofia actionnaire tao.
T@ Ratsiraka teny ambodiatafana ireny dia ny Société anisan’ny mamatsy azy teny.

Efa ela io société io no nanampy ireo mpanao politique ireo hanongana an-dRavalo, efa t@ ireny disadisa nisy teo @ Pasteur Edmond président FJKM teo aloha sy Ravalomanana ireny no tazako misy mpanao politique maka vola tao.
Ny zanak’i Ramakavelo, Falihery dia directeur Société iray ao.

Tafiditra t@ ilay affaires Farines t@ andron’i Randriamanjato iny koa io Société io.
Tsy afaka nihetsika mihintsy ity Société ity t@ andron-dRavalo.
T@ fahatongavan’ilay Prince Saoudien iny dia anisan’ny akaiky ilay Prince i Ylias Akbaraly.Misy ambadika betsaka ireny amiko.


répondu par patrick2002 le 19/09/2009 00:48
2. xxx ( 18/09/2009 13:59)
Na ho iza na ho iza no ao ambadika dia efa iao no vokany, ratsy ho an'ny firenena Malagasy izao tarehonjavatra izao, ary taratry ny tsy fahamatorana ara-politika ka nahatonga izao fitotonganana ara-toekarena izao. Ilaina araky ny tenin'ny namana iray ary ny fahaizana izany atao hoe politika, ary tokony mba nandalina kely ny science politique vao miditra lalina ao anatiny fa tsy hoe misy vola afaka mihodina dia hiditra politika.
Ny mahamaika dia ny fanarenana ny tsy mety ka mila avahana ny vary sy ny tsiparifary.
Mirary ny Malagasy hihahery hatrany @ fahasarotampiainana izao, sy mirary fitoniana hatrany.
3. tsiafoi1 ( 18/09/2009 14:25)
Diso fantatra, azo lazaina fa MAFIAn'ny karana raha izay no azo enti-milaza azy. Mpanao conrruption... Fesona mihitsy moa le Dir d'Agence ny assurance NY HAVANA mba nijapy bureau tao aminy tao, fa tonga de vita. Mody nodorany ny société Marojana, napetrany tany Toamasina ny paraffine rehetra, tonga de amina milliards no assurance lasany tao. Tsy vitan'izany ny fanaovana falcification par telex ny commande vanille, mba hanaovana Lettre de Crédit Documentaire any @'ny banque BNI, @'na milliards daolo no mitontona amin'io. Mody mi-importé loko ny Sté Akys avy any brésil, any anaty conteneur anefa feno fournitures de bureau, drogue sns...tsisy déclarés en douane fa mitontona fotsiny gratos etc... Anisan'ny sehetra lalovan'ny ny réseau ny blanchiment ao... Betsaka ny zvt fantatra fa ny gasy kely moa, na nikirakira ny chiffres rehetra aza, de toy omby mijery florent, tsy afa-manoatra fa efa ny mpitondra firenana t@'izany no mpiray volon-tendro sy akaman'i lery (Deba sy ny tariny io)

Tsy maintsy nadaraboky ny karana Ra8 fa manembatsembana ny réseau de Mafia ataony, no sady nampikatso ny afera maizina rehetra. Idd moa ity Bianco natsangan-dRa8 sy ny Banque Mondiale ity. Tena tsy levon'ny vavon-drizareo fatsouraly io. Mbola nanampy trotraka koa ny nifehezan'ny MAGRO ny PPN sy ny zvt nilain'ny olona rehetra, tsy nahomby intsony ny varo-maizina fanaon'ny grossiste tao Tsaralalana fahizay, hany herin'izy ireo, nadaraboka ny andrarezina Ravalomanana...

Mahereza ry malagasy. Ady amin'ny Frantsay sy ny Karana Ben Laden sy ny tariny no atrehantsika izao. Marina fa tsy manam-bola isika, saingy misy ny mahery ao ambadika manampy antsika an-kolaka. Tsy maintsy mbola ho tonga saina ihany ireo tafika nahita fianarana, ary tsy ho ela dia hitsimbadika ny tantara...

Satria MASINA NY TANINDRAZANA
4. hery ( 18/09/2009 14:26)
Hmmm

Ary misy zavatra miha mazava amiko...
5. terrywui ( 18/09/2009 14:29)
milaza fa mpivavaka be tsiafoi nefa mpandainga be "rainilainga"

--taiza no nisy anzany fa eo kou Hery de manaiky fesonina eo ! marenina elah tsiafoi ref tsy maharaka news fa mitenten foana kou !!

:evil: :evil: :evil: :evil:
6. xxx ( 18/09/2009 14:43)
Tena marina ny teninao ry tsiafoy fa masina ny tanindrazana,izaho aloha refa misy zavtra mahavoa ireo karana ratsy loha,à 80% IREO RATSY LOHA ary hangalatra no alehany any amintsika ,nisy fotoana aza nisy faritra be volamena tany mahajanga any dia tsy mahazo mandeha ao ny gasy fa propriété privée an'azy HONO,izaho moa dia tsy mba miraharaha refa tafihin'ny gasy ny karana ,aleo hiverin a@tompony ny fanany ,fanan'ny gasy no HaIaiNY KA REFA BA HALAIN'NY GASY IZAY KARANA VOAROBA any tsy quoi ,refa leo izy tsy miverina any aminy sady any izy mahantra fa tonga hangalatra ao Mcar fotsiny ,any aminy koa efa mandroso ka tokony hiala any amintsika @zay ry zareo sady be loatra!!! .
Ry zareo sy ny mosqué -ny tsy mivotra fa tsy mila an(ireny Mcar fa chrétiens no hilaina any ,tokony ta@ra8 teo @pouvoir no efa tokony nandroaka ireo fatin'ny karana ,sady misy @zanany lahy mietraketraka mametaveta zaza tsy ampy taona gasy ,ny azy tsy hataony fa ny gasy kely no hataony ,tokony mial ao reo tavan'alika ireo ,efa ela no najakakajakandreo LAVA tava IREO SADY TSY MAPADROSO NY ECONOMIE MALAGASY.
7. terrywui ( 18/09/2009 14:46)
tsiafoi iany no manao xxx de mandoka an'i tsiafoi !!! zay anie no ataoko oe mpandainga be ity Pasteur tsiafoi ty ee!! any amin'ny hell toi mifarana rah ts mibebaka malaky zao d zao !!
8. xxx ( 18/09/2009 14:50)
PISOLELEKA A@KARANA KOA ANGA RATERY oui ,tery saina ,dia mapalahelo mihintsy tony gasy tsy tonga saina tony ,efa nisy hitan'i trey saina anga nisy gasy nangalatra tany Inde ,refa vahiny d harovana fa refa gasy dia hialonana ,tsy efa niteny anao aho rahery fa tsy azo antoka le ramakavelo, ,hitanao izy tsy re mihintsy ,miaraka a@radomelina ireny ,anisan'le voakarama hitapibava araky ny nolazain'ny sobika tanikeo ireny!!!
9. terrywui ( 18/09/2009 14:55)
ze miaraka amin'ny TGV zany de ts azo antoka ??

--ary azo antoka ve taloha ry Alain Andriamiseza sy ry Sylla ??

--efa hanaraka tsy ho ela i Yves Aimée fa ty aho eto !! ha ha ha !!
mitomany be foana aloh i tsiafoi hatramzao ee!! tsisy positif mihitsy nareo TIM sy ny vokatry ny asanareo hatramzao !!
10. hery ( 18/09/2009 15:08)
Manaova analizy aloha ry terrywui fa tsy tonga dia mandà be fotsiny a.
Sa matahotra ny hahalala ny marina?

Raha izao tokoa hono ka voaporofo fa hoe fopla marina i Andry TGV dia mbola hidrikina eo ihany ve? Izany ve tsy efa fanompoana olona?

Ny ahy manokana vao misy zavatra tsy nazavazava heno hoe nataon-dRavalo dia tonga aho dia niantso hoe tokony hatao ny fanadihadiana fa tsy milay izany. Raha voaporofo fa tsy milay ny nataon-dRavalo dia izaho mihitsy no hiantso hoe homboy!!.

Ra-Terrywui ve sahy miteny an'zany @ Andry TGV? :-)

11. terrywui ( 18/09/2009 15:17)
Tena sahy mihitsy Hery a!! raha tsy mety kosa ve ny ataony de hanaiky eo ihany ! ny tombotsoam-bahoaka anie no jereko fa tsy ny fitiavan'oul na fankahalana anizaroa e!! marina fa manana fankahalana andravalo manokana ah fa kosa rah misy zavatr tena hita fa tsy mamokatra eo amin TGV de manala haingana kou ny rehetr fa tsy za iany !!

-fa hatramzao kosa aloh de tsy azo hitarafana ny ezaka nataony na tsar na ratsy ny TGV !
-Miezaka manala sy miala hoditr'akondro aloh izao !! fa rah nomena kely 3taona fotsiny anie izy de hita eo ny vokany na tsara na tsia e!! fa rah mbol izao !! tsy mis afak milaza hevitr zan amin TGV aloha !!

12. tsiafoi1 ( 18/09/2009 15:21)
Ponk kely aloa elà Ra-terrrrrrywui a! Maharaka news tsara ka, Last news less zany fa tsy daily news a, tsy omeko tsiny aloa toi e, elà kounkou anie vao teraka t@\'izany e...

Rehefa ny deban\'là no mibata baoritra mandoro pièces de aoka elà ho mahana, fa ao raha! Dorana daolo ny pièces à conviction rehetra, fa ny olona kosa tsy azo nodorana....!

Mino aho fa mpivavaka koa elà, de hain\'là tsara zany herin\'Andriamanitra izany. Tantaran\'i Joba ve hatoro an\'i toi e, mandrovi-tsihy manao zay ho afany ny devoly fa @\'ny farany noneran\'Atra avo folo heny zay rava sy very. Mbola tsy maty leity Jobakely fa mbola any izy... Aza gaga toi indray andro any fa mety ho lasa Suaziland Dago kely, après la tempette le beau temps!

Ary aza mora tezitra moa fa manala azy anie ny ato.
13. terrywui ( 18/09/2009 15:33)
ponk kou tsiafoi a !! anga misy tezitr zan tsiafoi a!! tsy oe manala foana kou aza no atao eto fa manao analyse daolo eto sy ao antrano aloh mialohan'ny hidirana eto e!! ha ha ha !
---mbol hitrak i M/car indray andro any na de zao aza ee! marina fa mifanjinja eto nefa samy mikendry ny hatsara an'i M/car daholo isika na tsy mitovy hevitra aza, fa rah ny hambo sy ny mokondohan'ny sasany kosa no hanaovana sorona an'i M/car hiditra anaty lavaka dia miara-manarina daholo isika rehetra eto amin serasera na de tsy mitovy hevitra aza ! rehefa hita mantsy fa tsy mety ny Fitondrana na an'iza io na an'iza de mitondra ny anjara birikiny daolo isika eto,,, na de somary mifanala aza eny anelakelany eny !!sa ahoana tsiafoi ?? marina ny teninao teo e!
14. fijo ( 18/09/2009 21:27)
very indrtay wiwi le
15. patrick2002 ( 19/09/2009 00:48)
Marina aloha fa fanetry ben`ny firenena ny MAFIA na miseho @ endrika inona na miseho @ endrika inona `
Ka vaha olana ve ny famongorana ny MAFIA karana ,dia haka ny toerany ny MAFIA MAGRO hataoko fa tsy izy izany :cry: :cry:
Tsy vaha olana amiko raha ho fongorona ny MAFIA MAGRO ,fa hipoitra indray ohatra ny MAFIA INJET , :-D :-D :-D
miteny anareo izaho fa iuzaho no voalohany hitsipaka anio fitondrana TGV io hatramin; izao aloha na inona filaza na inona
VIVE TGV .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1104