VATOFOTOTRA : NOUVEAU SITE D'ANALYSE ET ENGAGEMENT POLITIQUE

1. vatofototra ( 17/09/2009 19:12)
VATOFOTOTRA : NOUVEAU SITE D'ANALYSE ET ENGAGEMENT POLITIQUE

La crise politique et économique s'installe durablement à Madagascar. Une bonne partie de la population se résigne sur son sort.
Le constat est sans appel : eau potable, électricité, manger à sa faim, éducation, maison, toilettes, cuisine, transport, communication…sont des produits de luxe pour 99% des Malgaches.
...
Vatofototra a pour objectif de rassembler des Hommes et des Femmes, de collecter et rassembler des idées, réflexions, projets de toute nature, pour développer Madagascar.
...
Nous sommes tous invités à participer ou puiser dans ces idées pour changer la façon de faire de la politique.

http://www.vatofototra.com
répondu par tsiafoi1 le 18/09/2009 13:06
2. pikatti ( 17/09/2009 20:13)
de mba hamboary trano ao lessy ny 4MI a, zahay manohana foana raha hotran'reny Akamaso an'i Père PEDRO reny ,fa efa betsaka ihany zay assos bibon zay mantsy,manararaotra ny fahantran'ny Malgasy de manao am-posy
3. menalamba ( 17/09/2009 20:19)
Tô ra filipo bé pôlitika ndray no hitako ao??? :roll: Nga tsy nahazo seza tany @ ry bitro lava nify dia mamorona izao antsanga tsy aman'orana tsisy fotony rehetra izao hamenoana paosy indray? Mbetika lidéra fanilo aho hoe,mbetika patati patata tsitako ben'ihany izay vokany...tssss :^) :^)
4. Noue ( 17/09/2009 20:29)
misy zavatra maro tsy mazava aloha ao ee ! Patrick RAHARIMANANA hono fa tsy ra filipo zany koo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. lelimpi ( 17/09/2009 20:32)
manao ahoana noue elaela aki indry izany
6. menalamba ( 17/09/2009 20:51)
Ka io rafilipo io hitako eo @ ilay filma kely io koh,toa izay resaka pôlitika rehetra ahitana azy daholo kanefa tsitako ben'ihany izay afitsony ... :^)
7. Papoose ( 17/09/2009 21:07)
tsy mihomehy loza aho fa 'developpement durable' foana taloha no novetsovetsoina, zao ity lasa crise durable no niafarany!
8. xxx ( 17/09/2009 22:11)
Dia ba rahoviana aloha no omena ny MALAGASY ny vola amina million d'euros azo amin'ireo pétrole be ireo é,mba ho an'i Malagasy fa ny vahiny no tokony hangataka pitipitiny nefa ny mapalahelo dia ny mifanohitra no mitranaga ,ny vahiny mandraoka ny 90% DIA NY ANDRAMALAGASY LE 10% ,avy eo indray iny 10% io bola zarain'ny pangalatra rehetra eo @pouvoir dia ny 2 % SISA NO BA HANaOVANA lalàna é sy ny sisa ,fa nahoana no miettes fona no tsimponin(dRamalagasy ary maninonaa izay fomba izay no ekena foana ,nefa a@zao krizy eran-tany izao raha misaina ny pitondra eto mcar izao dia i MCAR NO TOKONY PAYS VOALOHANY NA FAHAROA MANANKARENA INDRINDRA ERAN'IZAO TONTOLO IZAO FA TSY MIANDRY FANAMPIANA .
Ny firenena hafa aza no tokony hangatka aty amintsika ,izao ka ny faikany ohtra ndry radomelina lava nify no mianatra miteny izAny nefa tsy hainy akory hoe ahona no hatao alohan'ny hahatongavana a@izany!
Ireo olona ba nahita fianarana teo hatra@izay naninona NO MANAIKY hambakaina @10% LAVA izao!!!! zao dirandoza @coup d'état,mazava ho azy fa ny vahiny no ao ambadiak ,mapalahelo no MANALABARAKA !!
9. Papoose ( 17/09/2009 22:21)
hoy ilay hira zay hoe : personne ne saurait!
10. Andriwui ( 18/09/2009 03:11)
Mahafinaritra mintsy ny maraina eto @ serasera satria madio ny tanana voafafa ny loto napetraka mali!!! Ny olana d ilay orina petaka mivonto be no tsy hita zay anaovana azy!!! ny olana manaraka koa d le vavahady mibanaka be ka tafiditra ato i Andry TGV MAHERYVAIKA !!! ary izany d satria any ambany gorodona i paiso petak'orina fa mbola ho ela vao tafakatra sy ho tafatse @ le aavo lenta ananan'ny fianakam's TGV !!!

VIVE TGV!!!
11. tsiafoi1 ( 18/09/2009 05:48)
Lafa tsy mety ny paiso petak'orina liha, ataoko ny paiso ran-kena'ny Bira efa miakatse aby atoy!!

Mba asio "strophe" wa le lyrique fa le "refrain" foana no mba ventesin'elà...Mankalilo less ry Andriwui, marina moa!!

Hitondran'i Hery Air Rose Chelsea England na Vicli MacBride eo elà androany
12. Andryiwu ( 18/09/2009 06:18)
io less ry tsiafoi tsotra refa tsy bevava lery @ filazana fa rah tiany sakanana zahay d tsy tafiditra eto d zao io ny porofo jereo fa tafiditra i Andry TGV MAHERYVAIKA na d efa atao daholo aza zao fika maivana retraretra zao !!! refa tsy bevava lery d mijanona io fa rah mbola bevava d averiko fa lery rah midona amiko d otranzao eto @ serasera zao ny fihaonana !!!
13. Rajakoo ( 18/09/2009 06:23)
Hitondran'i Hery Air Rose Chelsea England na Vicli MacBride eo elà androany
=)) =)) =))
14. tsiafoi1 ( 18/09/2009 07:28)
Ponk kely less elà Ra-Andrywui, de tairo @'izay le serasera politika fa ataovy confiture le paiso petakorona, sady reveo milamin any fa sady mamy reny no vitsy mpanana e! @'le wui mihitsy.

Ahoana aloa ty manafatra mercénaires lybiens ty e! Misy raha tsy milamina ao ! Tsy mahomby anga ny begalona frantsay sa... Mitady hivadika ny rasa
15. terrywui ( 18/09/2009 08:14)
slt tsyafoi !! ary tena elaela elah an !! efa nalaelo anlah mitsy ah oe nafatotry rahery kou ary ve i tsiafoy le !!!! hay elah velona oazy tao ! za vao zao no tonga eto ka !! ary taiza elah e! tsisy ampijaliana mitsy ah teto tsy teo elah ra-tsiafoy !! soa elah fa tonga ,, mitombo zan ny fahafinaretako eto !! ha ha ha ha
16. tsiafoi1 ( 18/09/2009 13:06)
Hampijaly we no fahafinaretan'i toi = sadisme : Aza mba sadique otran'io moa ra-Terrywui a, Aza manaika hampiasan-dRalavarambo zany wa. Aza milalao satana fa sao afatony e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049