Toy Atody voaporitra an-tanan-jaza ny vahoaka sy ramarasily

1. tsiafoi1 ( 17/09/2009 14:15)
Raha tazanina ny eny @'ny 13mai, dia mifampitazana isan'andro ny miaramila sy ny vahoaka ankehitriny; toa mifampiandry kendry tohana...

Ny azo antoka dia ho tonga @'ilay fitenena hoe : Tsy maintsy hipoaka ny sarom-bilany... (Vato contre bala)

Toy ny atody antanan-jaza ny vahoaka sy ny miaramila ankehitriny. Kenakenaina manahirana, poretina tsy ho voatana fa hiporitsaka...

Koa tsy aleo ve halan'Andriana TGV, toy izay halam-bahoaka ramarasily a!!! TGV any anaty villa feno chiens bergers, fa ianareo hiosona any anaty vahoaka, asakasakareo aloa e!
répondu par tsiafoi1 le 18/09/2009 07:41
2. hery ( 17/09/2009 15:21)
@ asabotsy mifankahita
3. pikatti ( 17/09/2009 15:26)
sûr lessy Rahery :lol:
4. xxx ( 17/09/2009 15:30)
Tohizo ny tolona re vahoaka a!tsy maintsy mandresy ,aleo tgv ho may ny afo natsangany ,efa izay sisa no handrasantsika ,izao indray izy hitady saindratsy etsy sy eroa mitsangatsangana any ile maurice nefa ny vahoaka nampanatenainy hihina-kanina a isan'andro vao maika nihanahantra ,voan'ny afo natsangany io ary ny capsat ,hapihorohorony vahoaka ihany no hanamboatra azy ,hitodian'ny hataony le tsy vanona io ,izy sy ra8 no miady ka ny MALAGASY tsy maninoana tsy maninona ery no very asa sy mandry andrirana'antsy a@alikany.
Izao ny vahiny MITAVANA ny harena'ny madagasikara dia NY HAT no mamela izy ireo hanao izany ,refa lany fongana ny haren'ny gasy dia omen'i tgvendrana inona ny vahoaka tsy mandady harona ,aiza zay mihinana in-3 isan'andro vao may be ny mpitsindrooka fako ,RALAVA NIFY RADOMELINA @izany mitsngatsangana any ile maurice ,mankany nosy be ,manao weekend,dia tena faikam-boto tsy matahotody!!!
5. nancy ( 17/09/2009 15:56)
Efa mba tokony ho fay amizay Antananarivo e. Ny adalan'Antananarivo anie no nanosika an'io tgv io ho eo e. Zao nefa nifotorany tsara daholo isika vao tonga saina sy manenina mafy.

xxx:

6. pikatti ( 17/09/2009 15:59)
Efa mba tokony ho fay amizay Antananarivo e. Ny adalan'Antananarivo anie no nanosika an'io tgv io ho eo e. Zao nefa nifotorany tsara daholo isika vao tonga saina sy manenina mafy.

miombon-kevitra @nao zah raha ny @ zay ,fa ny ao koa anie maimaika lava vao mahita sy maheno kobaka am-bava,lesona ho antsika retra iny
7. ntss ( 17/09/2009 16:15)
Ntso ty nareo e! to mampalahelo zato izy.

Mandalova lesy rahery aty am magazaiko fa mivarotra gillet par balle sy masque aho a! Raha matimaty foana eny mantsy ela de iza ndray no hiady hevitra amiko ato, soa ihany fa mbola eo i pokatti kay!

Ze miaramila efa aty ampelatananay ve no antsoinareo e! nga tsy niantso SADEC sy mercenera tsony ?
8. gasmlay ( 17/09/2009 16:17)
i hery nga ho avy am sabotsy? sa le mampirisika fotsiny? :roll:
9. ntss ( 17/09/2009 16:22)
Rahery ol Rainiketaka ko :-P amporisihany nareo de avy am zay izy am lahady sy latsinainy hitanisa ny maty sy maratra e! de mba hitsetsetra hono fa mpamono olona TGV odoie
10. bandinisotry ( 17/09/2009 19:05)
@ sabotsy mifankahita e
ho ela velona anie General de division Rasolomahandry Edmond
11. Andriwui ( 18/09/2009 03:16)
lehery zany ry gasymilay ny oriny petaka ary tsy hitany ze anaovana azy a!!! mivonto be fotsiny izy ao anaovan'i TGV MAHERYVAIKA anazy!!! efa hatramin'ny mbola kely reny voantsindry i Andry TGV d hatramizao tsy hita ze atao!!! efa kozina oe amboary io orina io fa jackson aza nanamboatra ny anazy !!!
12. Rajakoo ( 18/09/2009 06:01)
Vavan'elah sima r'leity wiwi jerena a
13. tsiafoi1 ( 18/09/2009 06:26)
Mahereza ry malagasy fa lalan-tsarotra ary tsy mora ny miady amin'ny bontolo sainamatim-bola, mpivarotra tanindrazana.
Toy ny hendry miady amin'adala zao ny vahoaka malagasy. Mihataka kely no fahendrena dia avelao hiseho ny adalan'ny adala. Fa tsy ketrina akory ny malagasy tsivakivolo
14. Andryiwu ( 18/09/2009 06:30)
ary tena olon-kendry lity elah ry tsiafoi1 fa hitako lé!!! fa zah alou tsy miala raha vao misy mikasika ana klé!!! o lity ry rajakoo ah tandremo oa afangaronlah @ olonkafa zah !!! mampitandrina fotsiny less zah fa sao ahita loza elah ah !!!
15. Rajakoo ( 18/09/2009 06:34)
aza mampitahotra zany less fa tonga wiwi a, fa tonga largéo :-D
Toy ny hendry miady amin'adala zao ny vahoaka malagasy. Mihataka kely no fahendrena dia avelao hiseho ny adalan'ny adala. Fa tsy ketrina akory ny malagasy tsivakivolo

Mitohy ny tolona mandra-pialan'io tgv sy ny forongony io kah,marina ny anao ry tsiafoi1
16. tsiafoi1 ( 18/09/2009 07:41)
Rajakoo a ka rehefa mirongatra be ny hadalana de mety @'ny hendry ny miala aloa sao riatany tampoka eo ; Ny aina lahy tokana!

Mila mitandrina ihany le mouvance Ravalomanana. Manao tsikaro-kalika miaraka @'ny tsy mahay rano, mety ho rendrika raha tsy mahay, na raha tafavoaka ihany, voky ranomaloto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502