taminy androndratsiraka....
1. xxx
(
14/09/2009 09:00)
...tena nihinatay mihitsy ny vahoaka malagasy, fa aminizao androny TGVendrana izao, na ny tay hohanina aza tsy misy :evil: :evil: :evil:
répondu par fijo le 15/09/2009 22:37
4. patrick2002
(
14/09/2009 12:14)
alefaso lesy ry ouiandry ,dia eto eny @ MAGRO ,henoiny ireo osy mainty azon`ody ireo ah!
5. pikatti
(
14/09/2009 12:24)
...tena nihinatay mihitsy ny vahoaka malagasy, fa aminizao androny TGVendrana izao, na ny tay hohanina aza tsy misy
marina io ry xxx, zany marina no tena zava-misy ao an-toerana ao ,izay olona mitsoaka avy any sy zay tonga tay Frantsa de zany dôly no lazainy
7. ouiandry
(
14/09/2009 13:22)
ilay ratsy iraka nampinatay zany zao miaraka @ i ravalomanana nampinana amany araka ny tenin'i Zafy, d reo zany le ampihinana taiamin'amany :-D :-D :-D
8. benkintana
(
14/09/2009 15:57)
i tgv ndray zao no hampinanan-dry zalahy ny kaks ao klé :-D :-D :-D