taminy androndratsiraka....

1. xxx ( 14/09/2009 09:00)
...tena nihinatay mihitsy ny vahoaka malagasy, fa aminizao androny TGVendrana izao, na ny tay hohanina aza tsy misy :evil: :evil: :evil:
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:37
2. ouiandry ( 14/09/2009 09:05)
mba henoy ary d hohita ny marina !!!
http://www.youtube.com/watch?v=7sfJJbCSr5I
3. xxx ( 14/09/2009 09:48)
ombay tany fa mankaleo
4. patrick2002 ( 14/09/2009 12:14)
alefaso lesy ry ouiandry ,dia eto eny @ MAGRO ,henoiny ireo osy mainty azon`ody ireo ah!
5. pikatti ( 14/09/2009 12:24)
...tena nihinatay mihitsy ny vahoaka malagasy, fa aminizao androny TGVendrana izao, na ny tay hohanina aza tsy misy

marina io ry xxx, zany marina no tena zava-misy ao an-toerana ao ,izay olona mitsoaka avy any sy zay tonga tay Frantsa de zany dôly no lazainy
6. patrick2002 ( 14/09/2009 12:33)
ialahy aza ao frantsa mihinatay koa .
7. ouiandry ( 14/09/2009 13:22)
ilay ratsy iraka nampinatay zany zao miaraka @ i ravalomanana nampinana amany araka ny tenin'i Zafy, d reo zany le ampihinana taiamin'amany :-D :-D :-D
8. benkintana ( 14/09/2009 15:57)
i tgv ndray zao no hampinanan-dry zalahy ny kaks ao klé :-D :-D :-D
9. bazylou ( 15/09/2009 17:49)
:-D :-D :-D :-D :-D
10. Banndi ( 15/09/2009 21:43)
bazylou :* :* tian'isé ve le izy :* :*
11. fijo ( 15/09/2009 22:37)
ny "vahoaka" ihany no nitaky izao,ka aleo ihinana izay itany eo aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1635