hi hi hi! ha ha ha! her her! ke ke ke ! hon hon hon! hi hi h

1. terrywui ( 12/09/2009 09:57)
fa hono oa e! mialohan'ny hiomehezako mafy be mba misy fiangaviana maika ho an'ingahy lehibe ity ! za no mi ambauché anao
---afaka manao ministra ve Rahery? rah eny de valio amin mesaz perso ah ! ok !! fa amboarina ny fidiranareo !! ok !!


ha ha ha !! essssy aho oe le omaly ee!! hi hi hi hi !! le teo Amboja ee!!!!! hi hi hi!! ha ha ha !! hon hon hon hon hon !!!

MAMANGY AMIN'NY FAHORIANA TOMPOKO DE AZA MISOSOKA ALAELO TSONY MIPIKA AN !! DE MAHEREZA TSARA E !! MBOLA HO LAVA IZY TY !!!



NB: oay saika hadinoko kely ty ! lasanay i Alain Andriamiseza !!! miandry an'i ramose zahay ooo
répondu par pikatti le 14/09/2009 12:08
2. hery ( 12/09/2009 10:23)
Mbola vao manomboka ny lalao...

Efa ravarava daholo aloha izao ny plakin'ny INJET. Mbola hitohy ny tantara he he he ha ha ha hi hi hi hon hon hon::::

Aza maika
3. ntss ( 12/09/2009 10:32)
Efa ravarava daholo aloha izao ny plakin'ny INJET. Mbola hitohy ny tantara he he he ha ha ha hi hi hi hon hon hon::::



itan-drahery zao ataonao zao mitsy le nataon-dra8 nampiongana azy.
Anao ny fahefana ato am'ty site ty nefa enao maka partie (zanak'i dada) am le discussion, de ataovy eo ihany ny fifandrangitana fa ho ataon'i wiwi sy TWING sy patrick2002 .... otran magro ko ty.
4. TWING ( 12/09/2009 10:41)
ntss

LOL


efa hoe ny zanaky dada oa Masina beu,

Miatsaravelatsy fotsiny fa mandevitay atsalaka.

dia mbola hilaza ihany fa i tgviste no mpanimba zavatra sy ny sisa.
dia i Andry koa hampody an i deba no tanjony.AIZA EO?


tsetratsetra: fa lasa aiza ny adjoint au maire an i Bira? izy mihintsy no namantsika ny CISCO Antsirabe t@ fevrier.LOL
5. xxx ( 12/09/2009 11:58)
Izay filazanao azy ry vaokarama hiaro an'i tgvebndrana sy ny tombotsoan'ny tsotsoka,mihomeheza tsar fa efa tsy ho ela ny andro hitomanianareo,ny vebndrana hisolelahanareo ary moa efa savo-dava tany mapitony,efa te hiala fa ny tahotra andrasarla no betsaka ,bola ho aiza anefa é,kilalao bola ho ela ity,poteho MADAGSACAR FA HO AVY TSY HO ELA ny mombanao,hihi hono,samy haita isika fa tsy taitra hijery ny fiafaran'tony olona savondava tony,d'ailleurs raha nanakambo enao tsy miditra ato @sera2 fa mamorona site anreo vendrana any ambadika 2 any ,efa ela no tsy TAKAKATRY NY LOHAKELINAO HOE MPOMBA adra8 ato bola milentika ihany ,tsy ampy hanaovana site vaoavo anreo anga ny vola halatra azonareo @vaky trano Sy ny mapitahotra olona @basy any @olona mpanakarena handefasanareo miaramila mitambasy mangalatra etsy sy eroa!!!
nde mifindra site ra manakambo faza karamain'ivendrana boNbon anglais eo HIHI?TSY HAVITA TAONA ANAO NY BONBON ANGLAIS HIHIH HAHAHA
6. pikatti ( 12/09/2009 12:30)
ndàna leity elah wiwi mivavaka ao Pantin ao fa aza mirediredy eto a, mamlà ny ny helony e, tsy fantany zay hataony :-D :-D :-D
7. xxx ( 12/09/2009 13:35)
"terrywui":
hi hi hi! ha ha ha! her her! ke ke ke ! hon hon hon! hi hi hi
voan'ny haretina inona indray ity no lasa manao an'zao? inona indray no terry tao androany?
8. ouiandry ( 12/09/2009 14:02)
misy miteny ndray io marary fo be milaza fa madehana mifindra site !!! ha ha ha hi hi hi andihizanay hatreto ka hatrary hon hon hon hi hi hi ny mpiandryvavady aza efa manao xxx fa tsy sah mifanenjana @nay TGV 100%
--- Vive TGV à bas les TIM sy ny fivarotany tanindrazana @ jiolahy avy any Allemagne sy Suede ireo atao oe scandinavie !!! babylon system aza less rava ka maika ze elah ha ha ha hi hi hi hon hon hon

PS:Pokatti a sasao tsara ny entana d tongava rah tsisy lylempi fa asiko tsara be an :-D :-D :-D
9. ifiona ( 12/09/2009 19:36)
Vive TGV saika nivarotra rano t@ saoudiana ve lol


terrywui > :*
10. fijo ( 12/09/2009 19:52)
le filazana kosa hoe mpomba an dravalo ny ato laviko.malalaka eto,ka aza rarana ny sasany rah ahaneo ny heviny.na tezevendrana ,na tgv ,na sarlakely.avelao ny olona hiresaka ,fa izay no atao eto
11. benkintana ( 12/09/2009 23:25)

PSokatti a sasao tsara ny entana d tongava rah tsisy lylempi fa asiko tsara be an
Mive

Ary ty voankindreniny ty ve tsy mahay manaja olona mintsy sa d'efa misaina a@ vodiny é =)) =))
Ataovy minan'emanny leity ry pikatti a, efa tsy maharaka an'elah matoa manompa :-@ :-@ :-@
12. ouiandry ( 13/09/2009 09:48)
benkintana:

Ary ty voankindreniny ty ve tsy mahay manaja olona mintsy sa d'efa misaina a@ vodiny é =)) =))
Ataovy minan'emanny leity ry pikatti a, efa tsy maharaka an'elah matoa manompa :-@ :-@ :-@

ndray toa miakatra be dikinanambavinty :-D :-D :-D elah zany zao no tsy mahazaka fa manompa klé :-D :-D :-D nenay less ry lileunty efa nokozinay elah fa tsy sah !!! efa nitsiko anie elah tamintsika nifanena iny fa naninn no nifona elah !!! nilaza fa tsy elah le izy kanefa efa azoko t@ le mpametaka afisy iny ny coordonnées anlah !!! refa kely sandry less d aza be vava a !!! elah mbola averiko fa tsy maintsy azoko ary tsy maintsy vodaroka !!!
13. Mirananirina ( 13/09/2009 10:38)
Mahamenatra isika Malagasy marina!!!!!!na miteny hitambahoaka aza dia manao izao.!!! :( :( :( :( :( tsy komika intsony fa :( :( :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x :x
14. dadabe ( 13/09/2009 14:22)
ouayy leuleu...na ary lasa resak lindinakika be le resaka ato :@ sady massssprr be na ny hamaly hevitra aza :-w hita be ny fahambanintsaintsika malagasy kleuleuvre a
15. ni81 ( 13/09/2009 14:45)
16. pikatti ( 14/09/2009 12:08)
ouayy leuleu...na ary lasa resak lindinakika be le resaka ato sady massssprr be na ny hamaly hevitra aza hita be ny fahambanintsaintsika malagasy kleuleuvre a

aoka lest dadabe a,efa fantar'elah ihany le bandy tsy misaina ry é,voa mafy nedala :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0806