Fanoharana ny @ baiboly...

1. fidinirina ( 12/09/2009 09:14)
Isan’andro isika maika izay tsy izy hividy gazety te ahafantatra ny zava-nisy. Dia vakiana ilay gazety mitantara fa nisy loza nitranga tany @ faritra atsinana ohatra, tena rava avokoa ny zavatra maro, nisy naratra mafy an-jatony ary nisy dimy koa no maty. Nefa nisy am-polony ihany olona avotra tsy naninona, na dia simba aza ny fananany, noho ny famonjena nataon’ny mpamonjy voina.
Mpanoratra : Fidi. A.
Dia ahoana izao hoy ianao eto am-pamakiana izany vaovao izany ?
Mino ve ianao fa tena marina avokoa ireo ? Zaho mahatsapa fa isika rehetra rehefa mamaky zavatra hoatran’izany dia mino.
1. Moa ve nanatri-maso an’io toe-javatra io nefa ve ianao ? – Tsy tany an-toerana ianao
2. Moa fantatrao ve ilay mpanao gazety mitantara izany ? – Ny anarany ihany no soratany
3. Marina tokoa ny voalaza hoy ianao satria nisy olona vavolombelona niaraka t@ io mpanao gazety io tany, koa nahoana kosa no tsy hanekena fa tena nisy ilay vaovao.
4. Aoka ho tadidiana fa na dia vaovao aza no filaza azy dia efa omaly na efa lasa ireny no nosoratana ka vakianao aty aoriana.

Dia ndeha hampitahaina @ Baiboly izany toe-javatra izany. Tonga dia mety azonao an-tsaina ny tiako ambara. Tsy nisy na dia iray tamintsika aza nanatri-maso ny andro niainan’ny mpaminany na indrindra koa ny fotoana nidinan’i Jesoa Kristy tety an-tany. Saingy nosoratana avokoa ny zava-nitranga rehetra mba hinoantsika ary maro ny vavolombelona (Mpianatra) nijoro ka nanambara ny zavatra niainany sy hitany ka zarainy amintsika ankehitriny. Natao ho an’ny olombelona rehetra ny vaovao mahafaly : «filazantsara» fa tsy natao ho an’ny sokajin’olona izatsy na izaroa. Marina ny soratra masina ary Marina Jesoa kristy sy ny asam-pamonjeny.
répondu par cutie le 16/09/2009 22:34
2. simplex ( 12/09/2009 10:58)

fidinirina:
Dia ndeha hampitahaina @ Baiboly izany toe-javatra izany. Tonga dia mety azonao an-tsaina ny tiako ambara. Tsy nisy na dia iray tamintsika aza nanatri-maso ny andro niainan’ny mpaminany na indrindra koa ny fotoana nidinan’i Jesoa Kristy tety an-tany. Saingy nosoratana avokoa ny zava-nitranga rehetra mba hinoantsika ary maro ny vavolombelona (Mpianatra) nijoro ka nanambara ny zavatra niainany sy hitany ka zarainy amintsika ankehitriny.
bedabe ny tsy hitovizany fa ireto no hasongadiko manokana:

* Ny baiboly dia manome instructions antsika @ tokony hatao. Ny fomba fiaina sy zava-dehibe eto an-tany. Eritrereto hoe zavatra otr'zany ny vaovao misoratra ao @ gazety. Dia na tsy mamaky tsotra izao le ol na mamaky andalana vitsivitsy maromaro izy dia miteny anaka-po hoe: "miala any ndray ny secta" :lol:
tsy manambany ny secta akory ah an fa ny tiako hahatongavana dia ny zavatra ao anaty gazety dia zavatra mety mahaliana.

* Ny zavatra tantaraina ao anaty gazety dia matetika zavatra vao nitranga haingana. Ary azo porofoina ny ankamaroany. En plus, ny gazety vao nivoaka androany na omaly na t@ herin'andro... fa tsy t@ 2000 taona lasa akory.
Eny, tsy marina doly ny voalaza ao @ gazety fa na izany aza tsy manakana ny hinoana azy izany satria azo inoana le izy.
Eritrereto hoe makany @ gazety ah dia miteny hoe izaho no zanak'A/tra velona, hino ah ve i toi?

* Na tsy mamaky gazety aza dia tsy manin.

* Tsy voatery mi-se referer @ gazety rehefa miteny zavatra iray. Indrindra raha hoe verite universelle le izy. Ohatra: ra azerako ity vera ity dia vaky ary ho feno rano ny gorodona. Tsy voatery miteny hoe araka ny voalazan'ny gazety midi-madagasikara.

fidinirina:
Natao ho an’ny olombelona rehetra ny vaovao mahafaly : «filazantsara» fa tsy natao ho an’ny sokajin’olona izatsy na izaroa. Marina ny soratra masina ary Marina Jesoa kristy sy ny asam-pamonjeny.
amen

;-)
3. ikaretsaka ( 12/09/2009 16:35)
reveko be le filozofian ialahy ra simp
4. rakaroka ( 13/09/2009 15:18)
simplex:

Tsy voatery miteny hoe araka ny voalazan'ny gazety midi-madagasikara.



8O 8O 8O :-D :-D :-D =)) =)) =))
Azon-dRaSimp mihitsy ilay "fombafomba "novolen'ny olona" ...Ary tsy "azon-drizareo mihitsy ny tsy maha-natoraly sy tsy maha lojika ny "fihetsiky rizareo an! :wink:
5. ikaretsaka ( 13/09/2009 16:04)
aoka re rakaroka fa mbola ezaka be izany
6. rakaroka ( 14/09/2009 03:47)
Raha ny marina, ny fanoharana ao anaty baiboly dia misy "ecart" @ fiatrehana ny "fiainanana" noho izany tsy mazava tsara, no tsy "actualite".
Ilaina mantsy ny miatrika ny fiainana izay diavina !
7. niryna ( 14/09/2009 14:46)
simplex:

Tsy voatery miteny hoe araka ny voalazan'ny gazety midi-madagasikara.



8O 8O 8O :-D :-D :-D =)) =)) =))
rakaroka:

Azon-dRaSimp mihitsy ilay "fombafomba "novolen'ny olona" ...Ary tsy "azon-drizareo mihitsy ny tsy maha-natoraly sy tsy maha lojika ny "fihetsiky rizareo an! :wink:
:oops: :cry: :-*

Matio 7:7

Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita hianareo; dòndòny, dia hovohana hianareo.

Ask, and it shall be given you; seek, and ye shall find; knock, and it shall be opened unto you:

Demandez, et l`on vous donnera; cherchez, et vous trouverez; frappez, et l`on vous ouvrira.


(l) (l) (l)
8. ikaretsaka ( 14/09/2009 14:55)
Ask, and it shall be given you; seek, and ye shall find; knock, and it shall be opened unto you:

aleo ary aho mba hi ask... niryna ve ary afaka mamaky ze nosoratan'ny olona momba ny ataonao aloha ? de mandinika tsara azy ireny... vao manesika ny anao sy mitsimpona :wink: ? (azafady fa tsy hitako intsony hoe ny inonao no mila dodomina mba hivoha)
9. rijadolly ( 14/09/2009 15:48)
Misaotra Fidinirina a! Oh tena tsara sy azo tsapaitanana ny nalefan'ise.Anjaranay ny mandray sy mandinitena.
Matetika anie ry Fidinirina aminay sasany,ra vao hoe Andriamanitra sy Jesoa Kristy dia toherinay e!Tedavinay mihitsy izay irika kely andatsaka an'izany.

Tsy tsapan' tsy manana AZY ry Niryna ny ao anatinao a!Mivavaha ho azy,ary asehotsika eto fa tsy kivy manambara ny maha tsara ny miaraka Aminy isika rehetra zay manana azy.Tsy zava-manidina na namboarimboarina ho hisy fa napetraNY tao anatitsika zay manana izany,eny fa na dia isika aza,dia gaga.
Tsorinay aminareo izay mbola tsy nandray izany fa mahatsapa tena fa very izahay rehefa ilaozaNy indraindray.Dia miverina mangataka indray ary mitalao mafy noho ny hadisoana.
Angatao ,angatao...angatao,ny FanahiNy fa omeNY ianao .....
10. rakaroka ( 14/09/2009 18:43)
Ilay izy aloha aoka hazava fa "tsy izay mangataka" dia "hahazo avokoa, ary tsy izay mandondona rehetra koa dia misokatra ho azy ny varavarana : koa indraindray ilay tompon-trano tsy mbola ao akory, ary misoratra ao anaty bible koa hoe "Misy ny mijery fa diso fitazana !" . Ka 'za ity tsy mino hoe
mitsingilana ilay antsoina hoe Jesoa ka rehefa misy mipi-maso azy d'un clin d'oeil na hanasohaso azy dia hisokatra ny varavaram-pamonjeny : Oh TSIA !
11. soanja ( 14/09/2009 22:21)
fidinirina:

Isan’andro isika maika izay tsy izy hividy gazety te ahafantatra ny zava-nisy. Dia vakiana ilay gazety mitantara fa nisy loza nitranga tany @ faritra atsinana ohatra, tena rava avokoa ny zavatra maro, nisy naratra mafy an-jatony ary nisy dimy koa no maty. Nefa nisy am-polony ihany olona avotra tsy naninona, na dia simba aza ny fananany, noho ny famonjena nataon’ny mpamonjy voina.
Mpanoratra : Fidi. A.
Dia ahoana izao hoy ianao eto am-pamakiana izany vaovao izany ?
Mino ve ianao fa tena marina avokoa ireo ? Zaho mahatsapa fa isika rehetra rehefa mamaky zavatra hoatran’izany dia mino.
1. Moa ve nanatri-maso an’io toe-javatra io nefa ve ianao ? – Tsy tany an-toerana ianao
2. Moa fantatrao ve ilay mpanao gazety mitantara izany ? – Ny anarany ihany no soratany
3. Marina tokoa ny voalaza hoy ianao satria nisy olona vavolombelona niaraka t@ io mpanao gazety io tany, koa nahoana kosa no tsy hanekena fa tena nisy ilay vaovao.
4. Aoka ho tadidiana fa na dia vaovao aza no filaza azy dia efa omaly na efa lasa ireny no nosoratana ka vakianao aty aoriana.

Dia ndeha hampitahaina @ Baiboly izany toe-javatra izany. Tonga dia mety azonao an-tsaina ny tiako ambara. Tsy nisy na dia iray tamintsika aza nanatri-maso ny andro niainan’ny mpaminany na indrindra koa ny fotoana nidinan’i Jesoa Kristy tety an-tany. Saingy nosoratana avokoa ny zava-nitranga rehetra mba hinoantsika ary maro ny vavolombelona (Mpianatra) nijoro ka nanambara ny zavatra niainany sy hitany ka zarainy amintsika ankehitriny. Natao ho an’ny olombelona rehetra ny vaovao mahafaly : «filazantsara» fa tsy natao ho an’ny sokajin’olona izatsy na izaroa. Marina ny soratra masina ary Marina Jesoa kristy sy ny asam-pamonjeny.


Aty aminay misy an'izay Gazety izay antsoina hoe "Onion" fa izay lazaina ao dia lainga tsara lahatra avokoa. Saingy be mpamaky io gazety io satria bojo aloha no sady koa mampihomehy. Koa miankina lalandava amin'ny saina ndeha hamaky azy io hoe hatraiza ny fahamarinan'i Gazety iray. Misy Gazety iray izay ao an-drenivohitra tena hita hoe mandainga matetika nefa ny anarany mifanohitra amin'izany.

Tsy ny tiana tenenina akory no tsy mazava eto fa ny fanoharana nomena mety tsy hifanaraka. Tsy voatery ho marina izay voasoratra rehetra ary vitan'ny sasany mamorona lainga an-tsoratra.


12. rzakarivola ( 15/09/2009 12:34)
Ikaretsaka, rakaroka >>> Tsy mitovy ny solomaso nijerentsika ilay fanambaran'i simplex. Ho ahy ny teny simplex dia mitovitovy dika @ hoe Paul ... ary vavako @ Tompo mba ho jamba ny mason'i simplex ahiratany tsara tsy misy solomso avy eo.
13. ikaretsaka ( 15/09/2009 16:03)
de jereo @ le solomaso raiky avao lehiroa a..de aleo izy (simplex) himpolyhanazava azy bebe kokoa
14. rakaroka ( 15/09/2009 16:34)
rzakarivola:

Ikaretsaka, rakaroka >>> Tsy mitovy ny solomaso nijerentsika ilay fanambaran'i simplex. Ho ahy ny teny simplex dia mitovitovy dika @ hoe Paul ... ary vavako @ Tompo mba ho jamba ny mason'i simplex ahiratany tsara tsy misy solomso avy eo.


Jereo @ ity solomaso ity Rzaka a
8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
15. rzakarivola ( 16/09/2009 14:34)
Non, "Jesosy" no solomaso ijereko azy (FAHAMARINANA), ary tsy hitako izay antony tokony hijerevako @ solomaso miloko mainty
16. ikaretsaka ( 16/09/2009 14:38)
ka le jesosinao Imposenao araka izay hoe NY ANAO IHANY no solomaso marina

no no
zanahary tsa mba miangatra .. solomaso afaka hijerena azy aby na ny ahy na ny anao na ny an-drakaroka na ny an'i ari
17. tywa68 ( 16/09/2009 15:31)
ka ilay solomaso anie na mitovy aza samy manana ny masony e (ao ny tagila, ao ny njola, ao ny pô-maso :lol: )
18. ikaretsaka ( 16/09/2009 16:12)
Ka izay... tsary hoe ny solomasonao sy ny masonao ihany no milay..fa mainka aza hanananao perception hafa ny mijery tsisy solomaso..ny manao solomasona tagila...po-maso,ppahana,njola , madinesy,ray ban, libelil sns...
19. rakaroka ( 16/09/2009 19:35)
rzakarivola:

Non, "Jesosy" no solomaso ijereko azy (FAHAMARINANA), ary tsy hitako izay antony tokony hijerevako @ solomaso miloko mainty


Rehefa mitaratra tsy zakan'ny maso ny hazavana dia "conseillé" ny solomaso mainty a! Ce n'est pas pour rien!
Ary hay lasa "solomaso" indray ilay Jesosy eto?...
Io anie no tsy hamantarako intsony ilay Jesosy inoanareo e! miovaova endrika be sahala @ "ogre"! mbetika olona, mbetika Atra, mbetika zanak'Atra ,mbetika solomaso, mbetika "fahamarinana", mbetika lalana, mbetika , mbetika dokotera, mbetika mpampianatra, mbetika tompo, dia ny zavatra rehetra moa no no-ramené-nao Azy, ka inn 'tsony moa no namoronan'Atra ny hafa fa tsy dia Jesosy ftsn dia vita e!
20. cutie ( 16/09/2009 20:04)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0941