Fanoharana ny @ baiboly...
21. fahamarinana
(
16/09/2009 20:42)
tywa68:
ka ilay solomaso anie na mitovy aza samy manana ny masony e (ao ny tagila, ao ny njola, ao ny pô-maso :lol: )
:arrow: tywa68 : njekaiky o ! Inona daholo zany raneny a !Tsy laitra mihintsy indry an ! :wink: :-D (l)
22. rakaroka
(
16/09/2009 20:53)
Ary lé Rzaka koa anie 8O :-w :-w :-$ Solomaso "fotsy Be izao! " no nomeko
dia niavonany lazainy fa solomaso mainty indray 8) :? Ka 'zay tokotrany angamba no nahatonga an'i Tywa68 nanao hoe
dia niavonany lazainy fa solomaso mainty indray 8) :? Ka 'zay tokotrany angamba no nahatonga an'i Tywa68 nanao hoe
ka ilay solomaso anie na mitovy aza samy manana ny masony e (ao ny tagila, ao ny njola, ao ny pô-masoTena sirika be hoe "opticienne" mihitsy aloha indry e!:-P :-D :-D
