le maputo 3

1. bazylou ( 12/09/2009 08:11)
anie ao anosy no atao e, :-D :-D :-D
répondu par pikatti le 13/09/2009 20:38
2. terrywui ( 12/09/2009 10:04)
ka ry lerony aza rabazylou efa voapetsa soamatsara teo amboja ka innn tsony no maputo vitany eo ! ny ranomasony aza tsy voafafa !!

--midira matetika locl sy mipikaty sy noue sy ry nancy fa mbola be ny resaka ho atao eto aa! aza milentika velona any !! ha ha ha ha
3. pikatti ( 12/09/2009 12:33)
zay ve elah vao tafavoaka ny polisy kle, fosika ve le paps elah leity :-D :-D :-D
4. patrick2002 ( 13/09/2009 13:36)
tsy nitaingina roplanina izany satro-bory ,tsy nahita an`i Onjan`i Tinondia izany Ravalomanana maty aho basinjanako :-D :-D :-D :-D
5. pikatti ( 13/09/2009 20:38)
mbola tsy voaloha foana ve leity ny caution ry wiwi , sa de matory ao @ coms ao elah zany , :-D :-D ,ndraso klou ny tgvfopla hanao cotisations é, i pety ary ty mbola tsy namerina le vidim-bary nopehiny t@ tim foana klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1094