Lainga

1. Bazily ( 10/09/2009 06:39)
Ilaina ve ny mandainga? Dia @ fotoana manao ahoana no tokony handainga.
répondu par ndenn le 21/09/2009 11:49
2. tsipolitra ( 10/09/2009 07:53)
:{ ny marina rehetra hono tsy mba filaza, noho izany de ilaina ihany ny mandainga kely fa tsy diso tafahoatra satria aleo indray mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga. indraindray koa manko mamatotra io lainga io.
3. xxx ( 10/09/2009 07:58)
tsipolitra:

:{ ny marina rehetra hono tsy mba filaza, noho izany de ilaina ihany ny mandainga kely fa tsy diso tafahoatra satria aleo indray mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga. indraindray koa manko mamatotra io lainga io.

Afaka tsy miteny fotsiny raha hanatanteraka io hoe "ny marina rehetra tsy filaza" fa tsy voatery handainga , tsy mitovy izany
4. ni81 ( 10/09/2009 08:31)
Afaka tsy miteny fotsiny raha hanatanteraka io hoe "ny marina rehetra tsy filaza" fa tsy voatery handainga , tsy mitovy izany
zà koa dia mitovy hevitra amin'i xxx
5. xxx ( 10/09/2009 11:52)
Amiko ny mpandainga dia LOZA. Voatery mamorona foana izy ireo ary mahita ity antsanga rehetra ity fa be filaza dia tratra indray andro any. Wainn be eo!
Misy olona mpandainga izay fantatro eto ary mifamadibadika be foana ny filazany!
Taitaitra be foana satria mody ekeko daholo ny lazainy nefa aho atsy ambadika atsy tapa-tsinay :-D :-D :-D Hataonay ato antrano fihomehezana foana. Izy mivaky loha manitatra ireto lainga , ridikiola hoà!
6. xxx ( 10/09/2009 11:54)

7. ari.malala ( 10/09/2009 12:23)
tsy misy ilaivana lainga raha amiko. Raha ilay hoe ny marina rehetra tsy filaza d tsaratsara kokoa ny mangina noho ny mandainga.
8. Mirananirina ( 10/09/2009 13:43)
Iza hono no mbola tsy nandainga,atsangano ny tanana ô
9. ikaretsaka ( 10/09/2009 16:01)
lainga masina :wink:
10. Papoose ( 10/09/2009 16:13)
raha amiko dia ny tsara indrindra dia aleo tsy miteny toy izay mandainga!!!

ilaina nefa ny lainga indraindray mba tsy handisoana fanantenana olona (arakarak'ilay olona io indrindra olona mora mi-collapse olona)

zay angamba no tena anisan'ny but an'ireny figures de style reny!!
11. soanja ( 11/09/2009 00:54)
Bazily:

Ilaina ve ny mandainga? Dia @ fotoana manao ahoana no tokony handainga.

Ny ahy indray dia tsy azo atao anaty vilany iray ny hevitra iray dia masahana hoe io dia io fa ilaina lalandava ny mahafantatra hoe raha handainga ianao inona no antony?

Io antony io no hametrahana azy hoe amin'ny vilany kely sa vilany lehibe sa lapoaly sns sns...

Raha ny handainga ianao hoentina hamitahana namana, hanimbana namana, hanambakana ny hafa, hanafenana ny marina izay takin'io fotoana io mety hanatsara zavatra sns sns dia tsy tsara izany amiko.

Raha ny handainga kosa ianao satria misy zavatra tsapanao fa mandeha tsy ara-drariny ao na hoe mety hanimbana ny hafa ny fahamarinana azo avy eo sns sns... dia hoy aho hoe inona no misakana anao tsy hanao izany.

Tsy misy zavatra eto ambonin'ny tany heverintsika fa tsy misy tsara sy ratsy fa izay misy dia misy an'io talesaka mifanohitra io avokoa. Aiza ianao manoloana izany no tena zava-dehibe satria mitaky antsika ho manam-pahendrena Andriamanitra.

12. dadabe ( 11/09/2009 01:23)
sanja salut
13. soanja ( 11/09/2009 02:16)
dadabe:

sanja salut

Ni hao ma Dadabe! Izao indray ianao vao hita. Inona ny malaza any?

:-* :-* :-*
14. cutie ( 11/09/2009 02:52)
Ilaina ve ny mandainga?

sady eny no tsia
Dia @ fotoana manao ahoana no tokony handainga.

arakaraky le fisehoan-javatra manoloana anao ihany io .
15. cutie ( 11/09/2009 02:52)
Ilaina ve ny mandainga?

sady eny no tsia
Dia @ fotoana manao ahoana no tokony handainga.

arakaraky le fisehoan-javatra manoloana anao ihany io .
16. niryna ( 11/09/2009 04:09)

tsipolitra:

:{ ny marina rehetra hono tsy mba filaza, noho izany de ilaina ihany ny mandainga kely fa tsy diso tafahoatra satria aleo indray mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga. indraindray koa manko mamatotra io lainga io.
xxx:

Afaka tsy miteny fotsiny raha hanatanteraka io hoe "ny marina rehetra tsy filaza" fa tsy voatery handainga , tsy mitovy izany
marina izany
Nisakafo izahay ary dia nirahiko ilay namako haka fourchette ary dia iny izy nitondra no niteny hoe nandaingako ilay rangahy hoe latsaka ny fourchette-ko.Gaga be aho,izany ve dia andaingana? maninona no tsy mangataka fotsiny fa omeny satria misakafo ao amin'ilay restaurant ny tena ?
Izaho ve nahalala hoy izy :arrow: misy olona tsy mety raha tsy misy lainga kely foana ataony na tsy tokony aza ,indraindray io dia toetra ratsy ihany koa fa raha tsy zatra mandainga ny tena dia toa manenjika ny eritreritra ka
17. Envy7 ( 12/09/2009 16:08)
Ny lainga,misy lafy ratsiny. Misy kao ny lafy tsarany.Efa nandainga avokao,fa anisany mpandainga ireo mitsara tena,hotra lay fiteny hoe tys ny adala no adala;fa ny manadala ny adala no adala ohatra 1 ty ; lery soldat ambony grade.Maty ny zanakiledala,sarotra,ary tena sarotra hoandry zalah,ny hampita ny vao2. nandainga daholo ny bandy nody ty nandaingana... Vita ny fandevenana;natahotra rets nandainga.Natsoinle maty anaka,ary nisaorany be d be,satry;nahatsara azy ny lainga nataonireo namany. Ny lainga entina hamoizana aina,hanaovana ratsy ,azo hadika ho fahotana mahafaty. Ny lainga entina,hiarovana ny namana,handehanany aminy lalana tsara,na hamporisihana namana hiezaka eo aminy fiainana,zay angamba lay hoe lainga masina hoy ny namana etys ambony. Ny manam-pahaizana aza,mampiasa lainga,mba ahalalany bebekokoa ny adversaire-ny. n c pas???
18. Mirananirina ( 13/09/2009 10:14)
Envy7
tena marina mihitsy io
19. xxx ( 14/09/2009 11:37)
Envy7 >>>> Tsy nandainga ireo bandy fa tsy niteny ! Nuance ! Io ilay lazaiko hoe hafa ny mandainga ary hafa ny tsy miteny
20. Envy7 ( 14/09/2009 14:04)
xxx> tsy niteny hoe;? niteny an-kolaka ry zalah,zany hoe : anisany nandainga satria,zavatra hafa d hafa,no nitarihany ny resaka,laingalainga isan-karazany. hotranito zao dia azo lazaina hoe lainga. Hoy le zalah t@kofa namany,elah hoe letss mba gobosy ozy le razoky zay,nefa lay razoky nilaza t@lay mpitondra hafatra hoe, bogosy less le zalah iny an, ny mpandainga,zay retra mampitombo resaka,mampanatena ny tsy misy etc...etc he he he
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3436