Lainga
22. ni81
(
14/09/2009 18:15)
ary inn zany le oe lainga masina? (tsy namaky aho fa lava b lôtra :lol: :lol: )
23. gabidemony
(
15/09/2009 11:00)
Aretina ny lainga
ary marary ny olona zatra pandainga izany hoe ze zavatra mivoaka
ny vavany de lainga avokoa. MYTHOMANE
ary marary ny olona zatra pandainga izany hoe ze zavatra mivoaka
ny vavany de lainga avokoa. MYTHOMANE
24. ari.malala
(
16/09/2009 06:21)
kelly13:
ary inn zany le oe lainga masina? (tsy namaky aho fa lava b lôtra)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. Bazily
(
16/09/2009 06:38)
Aretina ny laingaMarary daholo zany reo mpitondra fanjakana sy mpanao politika ireo fa toa fahan-dalitra sy fampanantenana poak'aty daholo no vitan-dry zareo nifandimby teo :lol:
ary marary ny olona zatra pandainga izany hoe ze zavatra mivoaka
ny vavany de lainga avokoa. MYTHOMANE
26. Mirananirina
(
17/09/2009 13:34)
Aretina ny lainga:oops: :oops: :oops: :oops:
ary marary ny olona zatra pandainga izany hoe ze zavatra mivoaka
ny vavany de lainga avokoa. MYTHOMANE
Marary daholo zany reo mpitondra fanjakana sy mpanao politika ireo fa toa fahan-dalitra sy fampanantenana poak'aty daholo no vitan-dry zareo nifandimby teo
27. gabidemony
(
21/09/2009 11:28)
Mazava oazy Ra-Bazily ah!
ko zany ara izy efa mampaman-dalitra sy mampanantena ny tsisy sns...an'ny
tanindrazany MARARY IZY IREO AMIKO
ko zany ara izy efa mampaman-dalitra sy mampanantena ny tsisy sns...an'ny
tanindrazany MARARY IZY IREO AMIKO
28. ndenn
(
21/09/2009 11:49)
Raha jerena dia infime ny manasaraka ny marina sy ny lainga, ny lainga voalaza dia mety hisy fahamarinany @ lafim-piainana hafa ,monde parallele ,ary ny marina izay lazaina ho marina dia tsy hita ho porofoina hoe ahoana moa no mahamarina ny teny navoaka ? (interpretation momentanée d' un evenement de la vie quotidienne ) mbola mipetraka ny cause a effet sy ny causalité du milieu nipoiran' ilay lainga na ilay marina .
Misy olona niteny taloha be hoe "L'esprit humain ne peut pas connaitre la verité exacte car l' absolue est inaccessible ,d' ou le doute permanent s'impose au tréfond de sa conscience"
Hoy Emmanuel Kant (Philosophe d'une autre epoque ) :idea: