Izaho izany malahelo an-dravalomanana!

1. sitlo ( 10/09/2009 02:27)
Mba lehilahy niezaka tamin'izay nananany nefa..........

Aza mbo gasy ihany!
répondu par pimaso le 15/09/2009 10:17
2. patrick2002 ( 10/09/2009 03:16)
déshabiller sitlo pour habiller zoam , tsy fihezahana izany aminay .
Izany ny ezaka nataony Ra8 mpanana t@ fihariana nataony ka tsy mendrika izany aminay .
Mba firy moa ny fihariana nataony malagasy operateur economique maro nikororosy tao anatiny fitondrany Ravalo.
AZA MBA GASY IHANY .
3. jemimah ( 10/09/2009 05:51)
sitlo; roa zany isika zao no malahelo azy mampalahelo oa ny toe-tsaitsika gasy ory hava manana aleo ny bizina ho any sinoa sy vahiny hafa fa ny gasy potehina io dia jalousie fotsiny an!
4. Noue ( 10/09/2009 06:00)
ny ahy ny tena mampalahelo ahy dia ireo zavatra rehetra nataony sy vitany ho an'ny malagasy dia noravaina daholo !! dia zao potika zao daholo sady ny fanjanana ankehitriny tsy mijery ny fijalian'ny olona tsy manan-tsiny fa ny fitiavantenany sy ny sezany no maha maika azy ireo ee!
5. jemimah ( 10/09/2009 06:06)
efa fantatra anie zany ry noue e! mamparary fo fotsiny fa aleo magiana e hitatsika ny tohiny lay fidinginy rambony zareo koa tsy zakako ry marary saina io(TGV)
6. xxx ( 10/09/2009 06:18)
Izaho malahelo an'i Ndefo :-( Sady ratsy tarehy no ratsy fanahy !!! Le pauvre
7. mihitsy ( 10/09/2009 08:07)
ny tsara aminareo de ny manaraka azy any am misy azy any rehefa maloahelo azy nareo fa ny olona tonga saina nasainy nino fotsiny ihany sady nahita no nandre no nahafantatra ary leo tam nataony ary tadidio fa n'inona n'inona zavatra tsara vitany ny zavatra ratsy nataony no manjaka kokoa ao am-pon'ny olona misaina rehetra
8. xxx ( 10/09/2009 08:12)
mihitsy:

ny tsara aminareo de ny manaraka azy any am misy azy any rehefa maloahelo azy nareo fa ny olona tonga saina nasainy nino fotsiny ihany sady nahita no nandre no nahafantatra ary leo tam nataony ary tadidio fa n'inona n'inona zavatra tsara vitany ny zavatra ratsy nataony no manjaka kokoa ao am-pon'ny olona misaina rehetra


Ohatran-dry Ndefo ireto e ! Tsy hitako mihintsy izao izay tsara vitany h@ izao , mila solomaso aho angamba 8O 8O 8O
9. Mandefitra ( 10/09/2009 09:24)
ary tadidio fa n'inona n'inona zavatra tsara vitany ny zavatra ratsy nataony no manjaka kokoa ao am-pon'ny olona misaina rehetra

Zay no tena mahagasy anao zay ... ary zay no tsy hampandroso antsika rahoviana.

Asongadina foana ny ratsy :
- Tsara tarehy petak'orona ka voatondro iray no tsininy
- Fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka

Fa ianao ve mba tonga lafatra?

Zao noho ilay fandoto iray tandroka dia natao sorona ny firenena sy ny vahoaka malagasy ... inona nefa zao no tombotsoa?

Aza mba gasy ihany ho aho
10. mihitsy ( 10/09/2009 10:28)
Mandefitra:


Zao noho ilay fandoto iray tandroka dia natao sorona ny firenena sy ny vahoaka malagasy ... inona nefa zao no tombotsoa?

Aza mba gasy ihany ho aho


na vazaha enao na sinoa na inona no firazananao , ny olombelona de ny ratsy vita ihany no manjaka ao an-tsaina f'aza manambany ny gasy, rehefa tsy tianao ny ho gasy tsissy manery anao, miovà nationalité
Ny tombotsoa? nirodana ny mpiseho ho mpivavaka nefa hay demony farak'zay ratsy indrindra! Nihiratra ny mason'ny vahoaka nasaina nino fotsiny!
11. pikatti ( 10/09/2009 10:41)
hoy mahitsy wiwi
Ny tombotsoa? nirodana ny mpiseho ho mpivavaka nefa hay demony farak'zay ratsy indrindra! Nihiratra ny mason'ny vahoaka nasaina nino fotsiny!

marina mihitsy io raha zao toetran'elah mpivavaka be ao Pantin io de manompa hotran'ireny zaza ratsy taiza reny refa eto,aza mba wiwi iahany ,miovà ekah razana :-D :-D :-D
12. mihitsy ( 10/09/2009 10:51)
diso be nareo za tsy wiwi zany fa za mihitsy
sao heverinareo fa wiwi irery no leo tam ra8?
13. Mandefitra ( 10/09/2009 11:45)
ra leo andra8 ianao, dia tsy nifidy azy ntsony @ 2010 dia tapitra. Fa tsy ny vahoaka sy ny firenena no atao sorona.

Zany no atao hoe olona manara-dalana, tan-dalana, misaina, mitsinjo ny vodiandro-merika, mietritra ny ampitso.

Fa tsy hoe tsy tiako ra8, dia dorako ny rnm sy tvm, robaiko ny fananany, ampiasaiko ny miaramila hanao herim pamoretana, ka na tsy hisy touriste ntsony, na tsy h isy investisseur ho avy, na tsy hisy mpamatsy vola, na tsy hisy asa dia faly aho refa tsy eo ilay fahavaloko.

Zany no atao hoe mihaingo ambony tsikoko

ARy mbola taratry ny toe tsaina ory hava-manana sy mpanindrahindra ny ratsy avokoa zany.

Ka raha zany no atao hoe gasy ... mampieritreritra tokoa.

Enga anie ka tsy ho zany

14. mihitsy ( 10/09/2009 12:02)
Mandefitra:

ra leo andra8 ianao, dia tsy nifidy azy ntsony @ 2010 dia tapitra. Fa tsy ny vahoaka sy ny firenena no atao sorona.

Zany no atao hoe olona manara-dalana, tan-dalana, misaina, mitsinjo ny vodiandro-merika, mietritra ny ampitso.

Fa tsy hoe tsy tiako ra8, dia dorako ny rnm sy tvm, robaiko ny fananany, ampiasaiko ny miaramila hanao herim pamoretana, ka na tsy hisy touriste ntsony, na tsy h isy investisseur ho avy, na tsy hisy mpamatsy vola, na tsy hisy asa dia faly aho refa tsy eo ilay fahavaloko.

Zany no atao hoe mihaingo ambony tsikoko

ARy mbola taratry ny toe tsaina ory hava-manana sy mpanindrahindra ny ratsy avokoa zany.

Ka raha zany no atao hoe gasy ... mampieritreritra tokoa.

Enga anie ka tsy ho zany





ra8 no nanao sorona ny mlg voalohany , nasiany ody daholo de ny anareo mbola tsy afaka
f'iza no nandoro ny rnm? ny nandroba ny citic? lol!!! antsoy ny lehiben'ny gtt fa fantany tsara zany fa nareo takona ny sainareo
tsisy naniry ny toy izao anie e, ra8 no fositra: maninona rehefa nitsoaka tany enao tsy nipetraka tany fa manakarama olona hatraty Mada hatrany France hanakorontana? tam 2002 nga nisy an'zao? nareo intellectuel rehetra reo entindra8 illetré mpivarotra habobo am sanganareo sy asiany ody de nandra be manaraka azy eo, mino fotsiny ze lazainy eo
de lazaina fa ory hava-manana ny gasy, harena azo tam tsy rariny?, saingy rehefa azony ny anareo vao ho tonga saina nareo!
15. Mandefitra ( 10/09/2009 12:56)
ntso ... de faly enao zany zao fa efa afaka ra8? milamina ve zao ny tany sy ny fanjakana? :lol:
16. mihitsy ( 10/09/2009 13:01)
lery no nahatonga an'io e, asaivo mangina manao tourisme mijery bibidia any izy de milamina ny aty
17. Mirananirina ( 10/09/2009 13:35)
dia zao potika zao daholo sady ny fanjanana ankehitriny tsy mijery ny fijalian'ny olona tsy manan-tsiny fa ny fitiavantenany sy ny sezany no maha maika azy ireo ee! Miverina ery ambony
ok 100% io ehNy mahagaga anie dia ity eh!Na iza na iza eo dia mitovy daholo,ny tenany sy ny havany ary ny namany aloha,mahazo toerana daholo.Nefa dia misy manakina sy manongana :x :x :x hita hoe mitady seza fa tsy ny vahoaka akory.
18. nancy ( 10/09/2009 15:52)
Tena ataoko hoe mitapy ianao, mitampina ny masonao sns. Ravalomanana dia tamin'ny 2002 no nitondra, Madagasikara nefa efa nahazo fahaleovan-tena hatramin'ny 1960, ka hono hoa, efa nanankarena be, nandroso be ve i Madagasikara hatramin'ny 2001???? sa inona no antony ilazanao hoe izy no namotika an'i Mcar?
1991 dia grevy generale, nijanona tanteraka ny machine administrative sns. Impiry aza no ville morte Antananarivo.
2001 latsaka tanteraka tanaty lavaka mangitsokitsoka ny malagasy, satria tsy nisy stabilite nanomboka 1991 hatramin'ny 2001 io.

2002-2008, nefa dia hita kosa fa nisy ny fandrosoana na dia hoe kely aza fa Ravalomanaan anie tsy mpanao magie ka hanova an'Antananarivo ho toa an'i Paris na New York na Tokyo anaty fotoana fohy e,fa ohatra vitsivitsy fotsiny: mba misy izany produits laitiers vita malagasy, manaram-penitra iraisam-pirenena, nisy ny fanatsarana ny resaka education, betsaka ny ankizy kely tany ambanivohitra be tany afaka nianatra, nozaraina kit scolaire sns, ny dispensaire efa nanomboka niparitaka tsikelikely, ny hopitaly mba efa nisy fijerena azy, mba nihanipoitra tsikelikely ny tetikasa iarahana amin'ny tany mandroso mba hampivoarana ny eto antoerana,sns.....efa mba "niala any" ilay atao hoe fandrosoana na kely fotsiny aza aloha satria izay no tratra.

2009: Nokorontanin'ireo olon-tsivanona ny firenena, potika daholo ny fananam-panjakana rehetra, na ny fananan'ny olon-kafa aza e; Very asa ny maro.

Sept 2009, mbola tsy nisy na programa iray aza nasehon'ireto olon'ny hat mba itondrana ity firenena, ny adiseza no betsaka tao sy ny famoretana vahoaka.
Tsy misy filaminana hatramizao, nefa ira-mihitsy miseho milay hoe asaivo manao tourisme izy de milamina ny aty, Ravalomanana anie efa lasa tamin'ny volana mars e!!! aiza izay filaminana? tsy vao may aza ve niha-pire ilay korontana?

mihitsy:

lery no nahatonga an'io e, asaivo mangina manao tourisme mijery bibidia any izy de milamina ny aty



19. Papoose ( 10/09/2009 16:58)
efa hoe solution zao no ilaina fa tsika kouuu!!
20. pikatti ( 10/09/2009 19:56)
Lainga lainga aloha fa mba nisy zavatra vita teo aloha , fa izao kosa sady potika i Madagasikara, no didy jadona no mihatra, ry zalahy ao ambony ao ny FATY isany reto tsisy miheno zay torohevitra omena azy mba hivoahana @ zao krizy zao fa de seza foana no fikirany, ny vahoaka Malagasy etsy an-daniny efa mitrongy vao homana :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8339