Izaho izany malahelo an-dravalomanana!
21. Papoose
(
10/09/2009 20:03)
ny vahoaka Malagasy etsy an-daniny efa mitrongy vao homana
efa tandry vadin-koditra ho an'ny malagasy sasany io domazy!
22. pikatti
(
10/09/2009 22:38)
efa tandry vadin-koditra ho an'ny malagasy sasany io domazy!
mbola ho avy 'lay maraina é,aza kivy Papoose a :lol:
24. patrick2002
(
10/09/2009 23:59)
Ny ahy indray aloha ny tena tsy hamindrako fo @ Ravalo dia izy rehefa miditra manao bizna iray dia terena ankolaka na mivantana ilay olona efa ao anatiny tsy hanao an`iny bizna iny intsony .
Ohatra vary ,menaka ,lafarinina ,hazo ,lavanila .
Koa raha tsy andevolahiny daholo ny malagasy rehetra kou :twisted: :twisted: :twisted:
Ary ny bizna nataony Ravalo rehefa lasa filoha izy dia resaka commerce sy entreprise de service ,daholo ,izay tsy dia mampitombo ny hare-pirenena ,
fa mampiodina vola haingana.

25. nancy
(
11/09/2009 03:08)
Tokony tsy mifidy azy tsony fotsiny enao de vita rhf tsy revenao ny paikany e. Fa lay manongana olona eo am-perinasa tsy mety mhiitsy nefa na ny hasolo azy aza mbola vendrana lavitra noho izy.
Izaho indray mahita hoe tsy nanery olona izy tsy hanao bizina fa ilay olona faly hitsetsitra vahoaka amin'ny prix tsy raisonable no tsy tiany, dia aleony manao ny azy ary mivarotra an'iny amin'ny prix raisonable amin;ny vahoaka. Fitsinjovana vahoaka izany amiko.

patrick2002:
Ny ahy indray aloha ny tena tsy hamindrako fo @ Ravalo dia izy rehefa miditra manao bizna iray dia terena ankolaka na mivantana ilay olona efa ao anatiny tsy hanao an`iny bizna iny intsony .
Ohatra vary ,menaka ,lafarinina ,hazo ,lavanila .
Koa raha tsy andevolahiny daholo ny malagasy rehetra kou :twisted: :twisted: :twisted:
Ary ny bizna nataony Ravalo rehefa lasa filoha izy dia resaka commerce sy entreprise de service ,daholo ,izay tsy dia mampitombo ny hare-pirenena ,
fa mampiodina vola haingana.
26. patrick2002
(
12/09/2009 00:24)
nancy oh!|
rehefa mi bizna ianao dia ataovy mora ny anao fa hividy ny anao foana ny olona ,fa ny hanagadra olona kosa satria concurrence mao ilay olona tsy mety .
Momba nmy fifidianana ,nanombnoka ny 2006 dia nangala-bato ravalo hita izany t@ deputation 2007 sy communal 2007 ,sao tsy fantatrao fa 90 % ny deputé sy ny Maire anie kah TIM eh !
dia hifanaraka amin`izany ve ny tanjaky ny TIM ,sy ny fitiavany vahoaka azy ,naka ny toetrany AREMA ihany.

27. pikatti
(
12/09/2009 12:43)
fifidianana leity rapaty no ady eoa fa tsy fanonganam-panjakana a, zany ve ry leity de tsy tratran'ny mokon-dohan'elah a :-D :-D :-D
28. patrick2002
(
12/09/2009 23:00)
ka maninona ny TIM tsy mahasahy manao fifidianana raha tsy miverina eo i Dada malala eh!
efa vonona anie i Andry hanao fifidianana @ dec 2009 fa tsy nety ny CI eh!

29. benkintana
(
12/09/2009 23:11)
Izy no nilazan-drngahy fa vonona ny ny hanaovana fifidianana ny tgv ???sa daka voud koa no tadiavin'elah???
Rehefa tsy fantatr'elahy ny fandehan-javatra de hakobony ny ty voudy fa maimbo :-D :-D :-D

30. ketaka67
(
14/09/2009 13:55)
Noue:
ny ahy ny tena mampalahelo ahy dia ireo zavatra rehetra nataony sy vitany ho an'ny malagasy dia noravaina daholo !! dia zao potika zao daholo sady ny fanjanana ankehitriny tsy mijery ny fijalian'ny olona tsy manan-tsiny fa ny fitiavantenany sy ny sezany no maha maika azy ireo ee!
depuis février izao dia tsy misy n'inon'inona fa misavoritaka be foana! mba niandry izay hapokany ny Achetés ihany aho fa e!e!e!e! izao dia la terreur indray no manjaka! mpapihorohoro ny vahoaka sns... qd méme! mba hnahafinaritra ny tanàna teo!
31. pimaso
(
15/09/2009 10:17)
HITA FA JIOLAHY NO MITONDRA FANJAKANA
TSY FAHAIZANA TSY VOLA
FA LOHAN ALIAKA FOTSINY
KELY SISA NY ANDRON LISANY
HIKORIANA NY RAN LISANY AO DAGO AO
Taranaka Gaigy Vendrana
TSY FAHAIZANA TSY VOLA
FA LOHAN ALIAKA FOTSINY
KELY SISA NY ANDRON LISANY
HIKORIANA NY RAN LISANY AO DAGO AO
Taranaka Gaigy Vendrana