possible ve?
3. lako
(
10/09/2009 05:19)
Possible mitsy zany!
Satria mitovy ny fitiavan'ny RAD ny zanany reetra, na firy na firy ny isan' zanany!
Mety misy itiavany ilay 1 ohatra manja be fa tsy mahay mihaingo, fa ilay faha 2 mahay mihaingo be fa tsy de tsara! de zay no mety maha possible zany, samy tiany daôlo!!na mety misy zvt hafa koa fa ohatra fotsiny io voalazako io!!!

4. nathie86
(
10/09/2009 05:45)
fitiavan-janaka sa fitiavana olotiana??
na ny fitiavan'ny rad zanaka aza @ko aloha samy hafa eh, misy ny akaiky ny fo kokoa misy kosa ny somary lavitra.
mety possible hoe misy olona tiana bdb fa iray no tena tian, satria iray ihany "grand amour" ds la vie.
Fa misy olona tian'i Sitlo bdb nga, sendra tsy fitiavana kosa ny sasany??

5. RATOVOARY
(
10/09/2009 05:53)
Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa?
fitiavan-janaka sa fitiavana olotiana??
Arakaraka ilay fitiavana io, raha fitiavanjanaka sy fitiavambady dia tena miara-dalana ireo, fa rah fitiavana @ olontiana ka atao roa, toa sarotsarotra ny ahitana fifandanjampitiavana @zany, mety tia ianao fa manatombo ny ilany, mety hisy fotoana aza i bozy no eo anilanao nefa i soa no tsapanao eo akaikinao.
Tandremo sao mijabaka
8. soanja
(
10/09/2009 15:26)
sitlo:
Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa?
Tena lasa adala mihitsy ny saiko.
Io fitiavana io tokoa misy karazany ary afaka afangaro ny fisiany ao am-po ao. Matetika anefa ny mi-control azy ao anaty filaminana no olana ka io dia mila fahaizana zany hoe saina no miasa.
Aza avela ho lasa adala mihitsy ny saina, Sitlo a! Aseseho mba hilamina ny raharaha. Rehefa tena hita hoe mitady hisambodika dia soraty amin'ny taratasy mihitsy alaharo eo asiana cases hoe iza no ato ary inona no antony mahaato azy, iza no mandeha aloha. Aiza ny tena manoloana izany rehetra izany. Ilaina koa mantsy ny repos eo amin'ny fiainana, tsy misy mpanelingelina sy manindry lava hitaky zavatra amin'ny tena. Rehefa mahatsapa ianao fa mipatitaka ny zavamisy dia sign izay hoe mila maka distance kely ilay saintsika ary ny fo afaka miaritra kely.
Mazotoa hatrany with good management!
9. ikaretsaka
(
10/09/2009 15:45)
ataovy mihoatra ny 1 mihitsy lety e
egoiste ialahy raha 1 monja izany
egoiste ialahy raha 1 monja izany
10. Papoose
(
10/09/2009 16:25)
sitlo:
Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa?
Tena lasa adala mihitsy ny saiko.
fa misy firy ao?
:-P
11. simplex
(
10/09/2009 16:43)
possible ihany fa sarotra be.
a un instant donne, olona 1 ihany no afaka tinao... ra tsy hoe 3some nga :P
Tsy midika akory izany fa tsy afaka mitia olon-kafa enao a un autre instant...
Raha hoe miaraka @ olon-2 indray no tian'la lazaina dia possible be. 50% an'ny lelah efa lehibe manao an'zay doly a un moment de sa vie...
8)8)
12. ikaretsaka
(
10/09/2009 17:42)
[size=8px]simplex> ashiana roue de secour sy filet de securite lesy a ;-)[/size]
13. Papoose
(
10/09/2009 18:28)
simplex:
50% an'ny lelah efa lehibe manao an'zay doly a un moment de sa vie...
ah bon??? tsara ho fantatra!
17. rhina
(
11/09/2009 06:02)
rehefa tsy manelingelina ny fieritreretranao raha le fitiavana olona 2 no tiana lazaina d possible
ainao moa le irao oe : ' tout est possible ........' hiiii
ainao moa le irao oe : ' tout est possible ........' hiiii
18. botra10
(
11/09/2009 06:03)
hoy kar:egoiste ialahy raha 1 monja izany
io kosa alo mety tsy ho marin eh ny tena kombl ange de refa manana 2 ela de te hanana 3 ndray de miakatra fona :wink: :wink: :wink:
io kosa alo mety tsy ho marin eh ny tena kombl ange de refa manana 2 ela de te hanana 3 ndray de miakatra fona :wink: :wink: :wink:
19. navigo
(
11/09/2009 08:51)
Possible foana ny mitia olona bdb fa mila hay tsara ny migerer azy fa sinon grave!!!
20. reve
(
12/09/2009 14:44)
possible raha toa ka kilalao no andraisanao ny Fitiavana io mantsy samy manana ny "definition" ny olona arakaraka zay maha metimety azy ny an'ny sasany
Fa raha ho ahy aloha ny tena Fitiavana dia olona iray ihany no azo anolorana azy tanteraka tsy soa ny manan-droa ! :* :D
Fa raha ho ahy aloha ny tena Fitiavana dia olona iray ihany no azo anolorana azy tanteraka tsy soa ny manan-droa ! :* :D