possible ve?

21. sitlo ( 13/09/2009 09:09)
soanja:


Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa?

Tena lasa adala mihitsy ny saiko.


Io fitiavana io tokoa misy karazany ary afaka afangaro ny fisiany ao am-po ao. Matetika anefa ny mi-control azy ao anaty filaminana no olana ka io dia mila fahaizana zany hoe saina no miasa.

Aza avela ho lasa adala mihitsy ny saina, Sitlo a! Aseseho mba hilamina ny raharaha. Rehefa tena hita hoe mitady hisambodika dia soraty amin'ny taratasy mihitsy alaharo eo asiana cases hoe iza no ato ary inona no antony mahaato azy, iza no mandeha aloha. Aiza ny tena manoloana izany rehetra izany. Ilaina koa mantsy ny repos eo amin'ny fiainana, tsy misy mpanelingelina sy manindry lava hitaky zavatra amin'ny tena. Rehefa mahatsapa ianao fa mipatitaka ny zavamisy dia sign izay hoe mila maka distance kely ilay saintsika ary ny fo afaka miaritra kely.

Mazotoa hatrany with good management!





Ka ilay izy ange ry Soanja indraindray tena mahavaky loha mihitsy e!

Tsy haiko na izaho no tsy mahatakatra na ahoana fa na maka distance sy mamaky boky aza tena sarotra be mihitsy no manakatra ny ao amponareo vehivavy. Tsy na ianareo notezaina tamin'ny saribaky dia izahay notezaina tamin'ny tomobil kapoaka fa saotra amiko mihitsy. Tsy zefa aho amin'io an!
22. ni81 ( 13/09/2009 09:22)
Possible foana ny mitia olona bdb fa mila hay tsara ny migerer azy fa sinon grave!!!
nefa ianao toa sahirana ihany t@ ilay iraika iny koa :lol: :lol:
23. mandrindra ( 16/09/2009 08:21)
ny tsy pĂ´sibla dia ny mitia olona irayy
24. soanja ( 18/09/2009 21:31)
sitlo:

soanja:


Possible ve ny tia olona mihoatra ny roa?

Tena lasa adala mihitsy ny saiko.


Io fitiavana io tokoa misy karazany ary afaka afangaro ny fisiany ao am-po ao. Matetika anefa ny mi-control azy ao anaty filaminana no olana ka io dia mila fahaizana zany hoe saina no miasa.

Aza avela ho lasa adala mihitsy ny saina, Sitlo a! Aseseho mba hilamina ny raharaha. Rehefa tena hita hoe mitady hisambodika dia soraty amin'ny taratasy mihitsy alaharo eo asiana cases hoe iza no ato ary inona no antony mahaato azy, iza no mandeha aloha. Aiza ny tena manoloana izany rehetra izany. Ilaina koa mantsy ny repos eo amin'ny fiainana, tsy misy mpanelingelina sy manindry lava hitaky zavatra amin'ny tena. Rehefa mahatsapa ianao fa mipatitaka ny zavamisy dia sign izay hoe mila maka distance kely ilay saintsika ary ny fo afaka miaritra kely.

Mazotoa hatrany with good management!





Ka ilay izy ange ry Soanja indraindray tena mahavaky loha mihitsy e!

Tsy haiko na izaho no tsy mahatakatra na ahoana fa na maka distance sy mamaky boky aza tena sarotra be mihitsy no manakatra ny ao amponareo vehivavy. Tsy na ianareo notezaina tamin'ny saribaky dia izahay notezaina tamin'ny tomobil kapoaka fa saotra amiko mihitsy. Tsy zefa aho amin'io an!


Ny zavamisy ry Sitlo dia hoe rehefa hifandray amin'ny vehivavy Ise dia aza heverina hoe iray lasitra ny vehivavy rehetra fa samy isan-tsokajiny avy. Ary ny fahalalana hoe inona avy ny sokajy ananan'ny vehivavy no hany mety hamaha ny olanao. Raha tsy izay dia you learn it the hard way, izay matetika mitranga amin'ny be dia be tokoa.
Aza avela ny vehivavy no hi-control ny momba anao. Izay aloha dia lesona iray afaka omeko anao. Avereno ao an-tsaina foana hoe Izaho no tompon'ny tenako ary ny saiko no miasa izay vao ny zavatra hafa rehetra. Rehefa anananao io fiadiana io dia milamina ianao. Andramo anie e. Aza avela ho lasa adala izany mihitsy ny saina. Ny zavatra rehetra amin'ny ankamaroany dia azo controler-na avokoa ankoatran'ny tampoka tsy mahalehilahy sy ny hafa maro tsy miankina aminao.

Mazotoa hatrany mitrandraka ny mahavehivavy ny vehivavy.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2773