mba ampio oe za :)
1. nathie86
(
09/09/2009 14:15)
zao ilay tantara, tsy aiko aloha ra tokony ho eto iz ty no atao fa resaka fitiavana ihany fa fitiavana namana.
Namako iray, nanana problem izy, narary mafy ny nièceny (4ans) nila fitsaboana aingana fa nisy zvt tao @ lohany. Nindrana vola taty izy (2 750 000 fmg). Nambarany fa oe averin\'ilay iz ny faran\'ny volana (Mars 2009), tonga aza ny échéance d tonga tokoa iz, sady nilaza ahy izy oe maty omaly aki ilay zaza an, mampalahelo b, tsy afaka manome afatsy 2 aloha za. Ok c pas grave oa aki an fa tsy maintsy averiko @ndry ny ambiny @ 15 (Avril zany) d oki oa zay afahandry mamerina azy. Tsy mbola naveriny ilay iz, tsy henoko ny momba azy, mandefa sms manao salut za fa tsy mamaly iz. Indray andro aza (Juillet) connectée (messenger) iz d nanao salut za, namaly iz d tonga ito ny valiteniny, tsy maintsy averiko ki ilay vola andry iny an, fa manana pb b zay @ ty crise ty. Za anie oa tsy manin eh, fa ftsny oe aza ovaina ny maha mpinamana (aza mihafahafa), na oa ra tena sahirana nareo d aleo ataoko cadeau de mariage ndry en avance iny fa aza averina intsony. (Nilaz mantsy iz t@ io zay niresaka io fa hanambady atsy ho atsy ki za an). D merci aza ozizy eh fa tsy maintsy averiko io fa tsy tiako zany.
@ zao @ zay, hanambady iz, d ozizy mantsy ahy @ fin sept ki ny mariageko an, fa za nefa sahirana b, tena tsy manana entimanana izahay roa kely ka mety ndry rery no asaiko fa i dada sy neny tsy possible.
Tsy manin oa zany, tsy hifanomezantsiny. Raha misy azo anampiana d ilazao za eh. D aza kivikivy zany oa (Satria oe tsy zao miintsy hono ny mariage niandrasany). D in oa no afaka anampiako andry, d ozizy oe afaka mampindrana 5 000 000 azy v hono za. Mety ho possible ihany oa fa kosa tsy maintsy averina fa za tsy afaka hanome an\'zany ho andry ftsny.
Oki ozizy fa averiko fin décembre, d za somary retissant kely ndray.
In @ zay no tokony ataoko, manao contrat de prét v?? d ra tsy mazoto ny hanome ndray za d in no ambarako azy???
@ zoma zao nefa ny fotoananay, ampio re za eh
Misaotra antsika namana rehetra :)
Somary lava2 ilay iz, fa tiako tantaraina anareo tsara.

répondu par navigo le 15/09/2009 06:00
2. xxx
(
09/09/2009 14:55)
Tsara ny manampy namana fa raha izaho enao tsy manome vola be @zao aho raha tsy misy antoka ,ny vola tsy mampihavana ary ny ahiahy tsy hiavanana,na fafaharatsiny misy taratasy mporofo vita sonia sy ny numero karampanondrony .
3. soanja
(
09/09/2009 15:08)
Matoa ianao mahatsapa zavatra dia tsy vonona ny hanampy azy ao ampo lalina ary tsy homena tsiny amin'izany ianao satria efa nisy ny fifandraisana teo aloha tsy nahafapo.
Sady tokatrano ahoana koa moa no aorina amin'izany trosa be izany. Tsy mahatsara izany amiko fa asa ny fahitandry azy.
Izao no tsara itondra-ndry ny resaka raha izaho no tamin'ny toeranao. " Indry aky namako hatramin'izay ary faniriako hatramin'izay ny hanampy sy hanome fahafaham-po andry indrindra ka hitondra amin'ny fahasambarana saingy rehefa nandinika aky zah dia niova hevitra indray fa miala tsiny indrindra. Tsy ho afaka hampindrana andry an'io vola io indray aky zah satria tsy mety amiko manome andry trosa nefa ny eo aza mbola tsy vita. Azoko atao anefa ny manome cadeau voninkazo na zavatra mivainga ho an'ny mariazy satria faniriako ny hanome zavatra ho andry saingy tsy ho trosa intsony."
Dia tahak'izay no ilazana azy. Mazava sady tsy misy olakolaka. Raha tsy vonona handray izany izy dia akory atao. Tsy natao hanome fahafaham-po lalandava ny olombelona rehetra isika fa ny fiavantsika hanampy namana dia ao anatintsika lalandava fa izay vita ihany no vita ary am-pitiavana hatrany.
Mahereza!

4. simplex
(
09/09/2009 15:47)
Voalohany aloha dia hevitra tsara be ny miresaka rehefa misy decision lehibe ho raisina.
Ireto ary hevitra vitsivitsy:
* rehefa manampy olona enao dia tokony ataonao tsapany tsara fa noho ny fahasairanana sy ny maha-mpinamana anareo no hanampinao azy. Noho izany tsy tokony hieritreritra izy fa enao dia olona findramana vola.
Ny ankamaroan'ny ol manko mieritreritra fa banky tsisy interet enao vao mampindrana in-1 na koa hoe charity organization. :)
* rehefa misy olona mindrana vola aminao dia tsy tokony ny montant angatahiny aminao mihintsy no omenao azy.
Ny antony dia tsotra fotsiny hoe tokona mba mampiseho fivononana hikarataka @ source hafa ihany koa ilay olona fa tsy hoe enao akory no sponsor officielle-ny.
Matetika ny olona dia mi-gonfler an'iny montant iny satria efa mi-prevoir izy hoe tsy omenao an'iny en integralite enao. Auquel cas, tokony mangataka details an'ny ampiasana an'le vola enao. Ary ra ilaina dia omena azy tsikelikely le vola araka ny fizotran'ny fandaniana...
* rehefa mampindrana vola namana, dia ny tokony ho izy zany hoe ny any an-tsaina dia ny hoe efa naman'ny nafoiko ho azy iny vola iny. Raha mamerina izy tsara, ra tsy mamerina izy efa nafoiko ilay vola.
Ny resa-bola manko dia manimba ny maha mpinamana faran'ze haingana indrindra.
Ny tiako hahatongavana dia ny hoe aza mampindrana vola be hoe tena tsapanao fa hankarary fo anao raha tsy voaveriny. Et pardessus tout, tsy tokony hieritreritra stricte be @ le deadline famerenana an'le vola.
* ra tsy namana be indray le ampindramana vola dia miankina @ solvabilite-ny sy ny hoe lanjany ara-bola ihany no hanomezana azy. Zany hoe ohatrin ny fidiram-bolany? sao dia techniquement impossible ny handoavany an'le vola ao anatin'ny fotoana voalaza... ambonin'izay dia tokony manana garantie ilay olona hoe ra tsy voalohako ilay vola dia omena anao ity fiarako ity na zavatra otran'zany... hafa indray alou ra hoe ho-investisser-na le vola e. Tsy mihatra eto angamba izay.
* rehefa mampindrana vola ihany koa dia tsy tokony atao hoe averina d'un coup doly le vola fa par echeance. Mi-rassurer anao izany ary mampiseho ny bonnes volonte-ny.
Ny mikasika ilay namanao manokana izao, hevitro impartial an,
marina fa hoe maty ny zanany, zavatra mampalahelo be izany ary zavatra tena mafinaritra ny hoe hanambady izy, mitondra hafaliana eo @ fiainany izany.
D'un autre cote anefa izy, 750milles aza tsy voaveriny ao anatin'ny firy volana. Kanefa mieritreritra ny handoa 5 millions 750 milles izy hoe ao anatin'ny 3 volana.
Ka hoy ah hoe estimer-o aloha ny revenu andry zareo. Hoe ra izy mivady miaraka mety mahatoraka otrin isam-bolana? Dia esory @ izay ny budget andrizareo isam-bolana. Dia jereo eo otrin'ny ambiny izay. Dia ny 1/3 izay na latsak'izay no tokony omenao azy. Izy koa manko poinsa mindrana any @ olon-kafa, izay inoako marimarina fa stricta kokoa noho enao. Zany hoe fois trois satria 3 volana mpahatongan'ny Decembre.
Tsatopiso fotsiny ity an fa ohatra hoe omenao 2 millions izy. Raisonnable izay amiko satria lasa 2M750 indray izany ny vola tokony aloany aminao. Izay efa natokisanao azy t@ voalohany.
Dia mamerina:
* 750 milles en fin octobre
* 1 million fin novembre
* 1 million fin Decembre
oui, tokony manao contrat. Tsy voatery hoe ho torinao izy akory fa mba hoe mandray anao serieux izy @ zay. Aza adino ny vavolombelona... ra misy namana avocat dia asaivo jereny ilay contrat alohan'ny anasoniavana azy...
Tokony mihaona dieny rampitso nareo mba ilazanao azy an'io decision anao io. Na hoe miresaka an-telefona fotsiny aza... Aza mihafahafa fa izy no mila service avy aminao fa tsy hoe enao akory no mila azy. Teneno fotsiny hoe sao dia manimba ny maha mpinamana antsika dia izao no ho ataoko. Miala tsiny ra somary tara vao mampilaza fa sahirana ihany aho nieritreritra sy nandray decision.
Ra misalasala moa izy na miteny hoe aleo tsy atao aza ra izany dia mifalia fa lasa tsy mampindrana enao izany. Teneno fotsiny hoe okay ary e. Aza misalasala na ny kely akory aza fa matoa izy tsy mindrana dia mahita solution hafa izy zay.
Tsara mba anotaninao ihany koa ny motivation an'le findramana vola. Raha ol vonona ny hoe ol 2 no hasaina @ mariazy zany manko tsy tokony mila 5 millions. Sao dia hoe te hanao extravagant fotsiny izy kanefa tsy afaka mi-payer akory manko. Tsy tokony omena mintsy ra izany no antony...
zay fa diniho any ee.
lava be, rera mintsy ny tanako nanoratra :)
;-)
5. ni81
(
09/09/2009 16:08)
zay fa diniho any ee.:-D :-D
lava be, rera mintsy ny tanako nanoratra
Raha izaho no eo @ toeranao ry nathie, dia tsy mampindrana io vola io aho. Marina fa misy ny fifankatiavanareo, nefa toa ohatran'ny manome poizina azy ihany ianao raha manome an'io. Maninona moa no lazaiko fa manome poizina? Satria mampitombo ny fahasahiranany @ trosa be indray. Ny teo aloha aza efa tsy voahilika ka ho tovanana hatrany ve?
Vao maika hanimba zavatra ny hampindramanao azy an'izany vola izany ka dia mieritrereta tsara mba tsy hisy nenina.
6. Zina
(
09/09/2009 19:00)
les bons comptes font des bons amis....
Io dia arakarakin'ny fonao sisa.
Fa izao ataovy ao an-tsainao Tsy ho azonao akory ireo vola ireo fa dia manao malala tanana sisa ianao na tsia.
za dia tratran'io mihitsy . fa ao Andriamanitra mahafantatra ny ataonao.
7. Papoose
(
09/09/2009 19:07)
tsy haiko fa raha amiko manokana, tsy dia tiako loatra ilay mifampitakitaky vola ity indrindra ny mitaky
8. nathie86
(
10/09/2009 05:18)
Misaotra anareo rehetra nanome toro hevitra.
Fa ilay teo aloha efa afoiko ho azy manontolo, efa nilazaiko iz. Fa ny tena tsy tiako mantsy d ny hanimba fiavanana, satria za tsy afaka manome grace na 5 000 000 zany, tsy foiko kosa aloha eh.
Tiako b ilay lazain'i Soanja io ngamba no raisiko ki an, d lazaiko @ androany.
Mankasitraka eh.
:)

9. xxx
(
10/09/2009 06:14)
Izaho tsy mba mampindrana vola ny namako : je risque de perdre mon argent et mon ami !!!! Efa hitako io
Ny ahy omeko tanteraka raha toa ka manana omena aho, fa ny mampindrana dia fadiako
Ny ahy omeko tanteraka raha toa ka manana omena aho, fa ny mampindrana dia fadiako
10. ni81
(
10/09/2009 06:25)
Izaho tsy mba mampindrana vola ny namako : je risque de perdre mon argent et mon ami !!!! Efa hitako iony tena indray ange matetika no mahazo loza rehefa takiana ilay olona e! :(
Ny ahy omeko tanteraka raha toa ka manana omena aho, fa ny mampindrana dia fadiako
11. xxx
(
10/09/2009 06:37)
ni81:
ny tena indray ange matetika no mahazo loza rehefa takiana ilay olona e! :(
Izay mantsy ho aho
12. xxx
(
10/09/2009 07:15)
efa zany ve ny zavatra nitranga dia mbola ho entim-po ihany fa hampindrana? ilay vola taloha aza tsy vitany akory ny namerina azy ka maika fa io vola be io ? ny nenina hono tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa. Miheritrereta ihany fa sao dia ho votsi-droa e !
Raha mba tsy nisy holakolana ny famerenana ilay vola voalohany mba hananana konfiansy azy nefa jereo ny zavatra niseho.
Raha mba tsy nisy holakolana ny famerenana ilay vola voalohany mba hananana konfiansy azy nefa jereo ny zavatra niseho.
13. ravonjison
(
10/09/2009 09:04)
Itý ny ahy no mba torohevitro:
1- aza ampindramina azy ilay vola.
2- tapao kely aloha ny fifandraisanareo mandritra ny fotoana tsy voafetra.Azo atao ny miresaka aminy fa antelefaonina ihany.
Ny fomba ilazanao azy no mila fahaizana.
Mino aho fa ahatonga saina azy tanteraka ireo zavatra roa ireo !!!

14. Mirananirina
(
10/09/2009 09:46)
Raha tsy tiandry ho rava ny fihavanana dia aza mampindrana,fa io no mandrava izany.Ao koa anefa ny mpanararaotra sy mandainga be,tena maty marina ve aloha ilay zaza sa hoy izy fotsiny fa tsy fantandry akory ilay zaza?(azafady an)Diniho tsara aloha fa raha tena marina io,mety tena azo itokisana ihanay ilay namana raha tsia dia fanararaotana.Ary ny famerenana io vola io koa avy eo tena sarotra be aminy.
15. nathie86
(
10/09/2009 11:00)
ahhh, fafatesana v aki d andaingana, tsy rariny kosa ra izany. Fa tena maty ilay zaza ka.
16. Ratoa
(
10/09/2009 12:07)
Slt daholo,
raha izaho indray no eo amin'ny toeranao dia tsy hanome aho na ariary aza. Ny antony:
- raha tena namako izy dia tsy avelako hanorina ny fanambadiany eo ambonin'ny trosa.
- raha tena namako izy dia tsy anaovako letsy trosa: tsy aletika amin'ny trosa. Rehefa trosa dia trosa na ariary aza. Tsy atao hoe omeko an-dry ary ny ambiny. Tsia , tsy mety izany fa mandetika.
- raha tena namako izy dia omeko cadeau manokana fa tsy iny trosa iny, eny na tsy namana aza tsy atao izany.
- raha tena anmako izy dia ampiako izy anefa io trosa io ary tsy hitrosa intsony fa hianatra hianina amin'izay ananana.

17. Mirananirina
(
10/09/2009 12:55)
nathie86,efa tratra an'io aho manko ka izay no hanontaniako.Nindrana vola ilay olona fa ho faty hono ny zanany,dia nomeko,kay nireveny nisotroany taoka ny volako.Vola efa nafoiko io manko dia tsy nampaninona ahy fa izy manozona ny zanany ho faty no loza.
18. booboo
(
10/09/2009 12:58)
Raha zà manokana koa tsy hanome ilay vola ( be ) zà na hindramina aza, fa kely² hatao @ tsodrano, na anontaniako azy izay tena ilainy ao @ tokantranony ankoatra ny vola ( vaisselles ? vilany bobaka be ? sns ) dia @ izay no hatolotro an-dreo.
Karazany ny mamosavy namana ilay vao hanorina sy hihary mihitsy izy roa nefa dia trosa sahady no iatombohana...ôy ôy ôy.
Ataovy hoe " tsy mety @ cerveau-ko aky ny hampiditra trosa anareo nefa ianareo vao hanorina tokantrano hatrany an-dreniny a. Aleo anjara biriky ankoatra ny vola no hanampiako anareo ".

19. nathie86
(
10/09/2009 14:05)
oki aza eh, mety ho tsy tena namako iz zany ngamba satria nampindramiko vola t@ andro nilaivany azy., satria nampiditrosa azy za.
Za aloha efa niteny t@ oe, vao hanambady v d hiditra trosa sahady, fa izy milaza fa mila an\'ilay iz d zay no antony nitenenako oe mety ho possible ihany.
Efa io eritreritr\'i booboo io no oe ataoko, hanome cadeau azy zavatra fa tsy vola. Mba ho zavatra mitsangana koa eh, fa tsy vola mora ritra.
xxx tsy entim-po za ka, zay indrindra no nitondrako ilay resaka tato, afahako maka ny hevitr\'olona maro.

20. Veloo
(
10/09/2009 14:33)
Zay e tsy tsara ny midram-bola efa nahavita betsaka ianao, aza atao intsony fa ho simba ilay fihavanana... ireo lazain'i Ratoa sy booboo io arahina...