mba ampio oe za :)
21. Papoose
(
10/09/2009 16:27)
xxx:
Izaho tsy mba mampindrana vola ny namako : je risque de perdre mon argent et mon ami !!!! Efa hitako io
Ny ahy omeko tanteraka raha toa ka manana omena aho, fa ny mampindrana dia fadiako
tsara ho fantatra!
:)
22. kelly13
(
11/09/2009 08:21)
xxx:
Izaho tsy mba mampindrana vola ny namako : je risque de perdre mon argent et mon ami !!!! Efa hitako io
Ny ahy omeko tanteraka raha toa ka manana omena aho, fa ny mampindrana dia fadiako
iraisako hevitra
24. botra10
(
11/09/2009 13:19)
misy zavatra tsy mazava matoa izy 5mlls no indraminy amdry de efa misy akoatrizay any ka ra mariazy plus de 5mlls izany no ho laniana de sy sahirana ilay olona sady anga moa ny mariazy tsy safidy eh matoa ianao manao mariazy dia efa vonona @retraretra ra za alo le bandy de tsy manaiky izany mariazy trosa izany sady blem be ny mandoa azy avieo satry zavatra lany fa...
ra za ko ndry de tonga saina ihany satry elabe zay izy tsy hita de vo hita de efa hindram-bola sahady io ilay hoe "ny eo antratra tsy lavo de atsoy aty koa dadan'ialahy" 8O 8O 8O 8O
ra za ko ndry de tonga saina ihany satry elabe zay izy tsy hita de vo hita de efa hindram-bola sahady io ilay hoe "ny eo antratra tsy lavo de atsoy aty koa dadan'ialahy" 8O 8O 8O 8O
26. navigo
(
14/09/2009 08:08)
kelly13> aiza ndray !!!! za efa tsy maditsa ntsouny , matoky any toi za an!!!!
27. navigo
(
14/09/2009 08:08)
kelly13> aiza ndray !!!! za efa tsy maditsa ntsouny , matoky any toi za an!!!!
28. navigo
(
14/09/2009 08:08)
kelly13> aiza ndray !!!! za efa tsy maditsa ntsouny , matoky any toi za an!!!!
29. ni81
(
14/09/2009 08:34)
kelly13> aiza ndray !!!! za efa tsy maditsa ntsouny , matoky any toi za an!!!!:lol: :lol:
30. fahamarinana
(
14/09/2009 10:45)
:arrow: sady namafisina intelo ! hihi !mino fa tsy alazan'ny kelly ! :lol: (l)
31. ni81
(
14/09/2009 10:54)
sady namafisina intelo ! hihi !mino fa tsy alazan'ny kelly !soa fa tsy @ ankizikely no manafatrafatra hoe aza miteniteny fa vao maika ambarany aza :-D :-D tandremo!
32. navigo
(
14/09/2009 11:38)
ni81, fahamarinana > efa niverina in3 v d mbola hohalazany ihany!!! hihihi
33. ni81
(
14/09/2009 12:03)
ni81, fahamarinana > efa niverina in3 v d mbola hohalazany ihany!!! hihihi:-D :-D aleo klou ho jeren-tsika eo izay ho lazainy e!
34. fahamarinana
(
14/09/2009 12:09)
:arrow: navigo : minoa fontsiny ihany r'ise a ! Aleo marina aloha andrasana i keliterezy !:lol: (l)
35. kelly13
(
14/09/2009 17:43)
navigo>omeo anahako klou ny num ny karatra manganao sy ny 3 derniers chiffres le ao ambadiky ny carte-nao, d eritreretiko aveo na handaza za na tsia! mbola handinika ny kômity ato @ osipissy misy ahy
fahamarinana sy ni81> za mantsy efa lasa adaladala zao d averiny intelo ono mba hiditra tsara anaty hoza-dohako le izy, nefa za refa mahazo le fanafody omen'ny radoko d lasa mipetsana oazy hahahahahahahahaha
klou ampitaintainana navigo kely manja beuuuu (tadidy v io ry navigo?) manimanina ny talou za re ry se kou! aiza re reny zvt reny e???

36. ni81
(
14/09/2009 18:34)
navigo>omeo anahako klou ny num ny karatra manganao sy ny 3 derniers chiffres le ao ambadiky ny carte-nao, d eritreretiko aveo na handaza za na tsia! mbola handinika ny kômity ato @ osipissy misy ahyouuuuuuuuuu, raharaha be ny an'i navigo fa hiseho ny afera marina a! zay vao ho voa roa eo ingahy knou :)
fahamarinana sy ni81> za mantsy efa lasa adaladala zao d averiny intelo ono mba hiditra tsara anaty hoza-dohako le izy, nefa za refa mahazo le fanafody omen'ny radoko d lasa mipetsana oazy hahahahahahahahahaaza dia maniry loza ry kelly13 ange marina a! :D
37. navigo
(
15/09/2009 06:00)
kelly13> hihihi omeko any toi dôly na ny lanitra aza oa , kouny an!!!! tadidiko tsara le oe manja beu ka sady manimanina ihany fa ra za zao alou aleo tsisy tsouny reny fa saika nahafaty ana kle c grave docteur !!!!!mdr