NY BIBIN\'ILAY OLONA TSY HITA!!
1. lako
(
09/09/2009 11:57)
Tena mistery mitsy ry reto ty an!!!
Ny Tonton vadiko any andafy izy zao efa nahita mitsy fa ny namany no voan\'io!!efa ela ty resaka ty an!!izy ary efa 62 ans!!de lazainy fa mbola misy atr@ zao hono zany!!
Niasa t@ ONG reny io Tonton io t@ zany de sôfera ny asa nataony; fa mpande fôna izy, de maharitra be vao mody indray!!
De nisy sôfera namany maditra vavy!!de isak\'izay tany andehanany hono tô mahita olona hiarahana fôna lery!de tsy de matory miaraka @ bandy namany zany fa de any @ sipa fôna no matory!De zany fôna eee!!sady elaela koa moa vao mody de tsy mahari-pery angamba lery!!
De nisy fotôna hono niverimberina tany faritra tany andrefana tany ry zareo, de efa misy sipa fivantan\'lery mitsy hono tany @io toerana io (aleo tsy lazaiko eto ilay anara-tanana e!) de nisy fôtona 2 mois tany fôna!de t@ io no niseho ilay blem!!
Nony vita ny asa, de hande hody @ zay de tsimaintsy hande maraina de tokony tsy hande any @ vevavy tsony lery fa manjary izy indray no andrasana ra any no matory!!
De tsy hita hono ze fika @le vevavy fa efa tena miraikitra be mitsy le sipa de tsy mety fa tsimaintsy matory any hono izy!!de alainy any @ hôtely any mitsy de entiny mody any aminy!!De nanao fika ry zareo mpiara-miasa fa lasa any @ havany lery fa tsy ao,de tsy nety niala tao @ hôtely mitsy le sipa fa niandry azy tao!!de nony farany moa de hariva ny andro fa tsy niala tao mitsy le sipa de nipoitra iany lery!!wanin be mitsy hono ny bandy fa nipoitra lery nefa nandainga be mitsy!!de lasa iany lery natory tany!de efa fantatr\'ilay sipa zany hoe ande ry zareo ny maraina @ io an!!de zay no tsy nanekeny tsony!
De nony maraina de t@ 6 maraina hono vao tafala tao antanana fa niandry an lery!de nande tsara teny andalana fiara 3 no niaraka de tsisy na inona na inona de ny ampitso mbola eny andalana ry zareo de ôtrany poritra hafahafa zany hono izy de nilaza hoe:\"andraso za fa poritra!!de nandrasana!!elaela tany!!!tsy niverina,de nojerena ny namany hafa tany!!! lery hono efa mivaloarika be no hitan\'ilay namany tany fa tsy ao tsony hono ny zavany!miaraka @ le izy 2la an (izy telola mitsy zany no tsy ao)
Nefa niala tany mbola tao ny hariva mbola tao!natory tanana hafa mbola tao fa ny ampitso atoandro be vao tsy tao tsony!lery nefa poritra be!fa tena tsisy na inona na inona mitsy hono!malamala tsara ôtran\'reny hoe tsissiii....ee!
De tonga hono de niantso le mpiara miasa le namany nahita teo!de menatra be hono lery fa tonga de nitangoronan\'ny namany teo!fa tena tsisy eee!!
De valaketraka teo;de fa efa hody ihany ny masoandro!de nisy olona nandalo hono nitantarana ilay zavatra tsy hita!de ozy le olona tompo-tanana hoe mandana miverina de miverena any @ olona niara-natory taminy!
De nizary ry zareo teo:fiara 1 ihany no niverina fa ry Tonton nody nanatitra ilay vazà tany Tana fa ny nisy olona mpiara miasa vitsivitsy fotsiny niaraka taminy tany!De ampitso vao tonga tany @ le tanana de tonga de nivantana tany le sipa!!de nony tonga tao de tsy tao le sipa fa niandry elaela vao tonga!!le ranga hono efa reraka fa efa miha mibontsina kely ny kibony sady manavy no tsy afaka miresaka mafy!
De noroahan\'ilay sipa hono ry zareo, de notambatambazana teo hono le sipa fa tsy nanaiky mitsy!de farany de nifona teo hono ry mpiara miasa reetra sy le rangà fa zao hono notenen\'ilay sipa hoe: za ary nofitahiny atr@zay fa hay izy efa manambady aman-janaka! de nanome saronak\'harona kely zany hono izy de niteny hoe: io koa ny vola nanambatambazany anà atr@ zay andevenanareo azy fa za tsy hanaiky mitsy!!De mbola nifona teo hono nangalana olobe teo antanana mitsy fa tsy nety le sipa ee!!le olobe hono no nataony niditra tao antrano nijery le zatr\'ilay ranga mihantona de zao hono tenen\'ilay sipa hoe:ra tafaverinao ny alaheloko de miverina any aminy io!!
De tsisy ze hevitra fa de maty niafaran\'ilay ranga!De maty eee!!tonga taty tana ihany razana!!
De tsy hita hono ze nambarandry Tonton ny vady amanjanany taty tana fa de hoe:mbola misy zvt reglena any!!de zay!!de faty no tonga avy any avy eo!
De notantaraina ny rahalahiny hono ny zvt niseho de io rahalahiny io no nanazava ny fianakaviana sasany fa tena nanahirana be mitsy!!Satria hoe: fa narary ve izy tany? maty naninona? fa naninona?
De tena nino io tokoa alo zay fa misy olona koa efa nahita mitovitovy an\'io hon!!de aôna ny hevitrao?

répondu par xxx le 10/01/2010 20:27
2. peta83
(
09/09/2009 12:34)
za ko alo efa naheno zavatra otr'zany e! fa ny enoko ndray hoe teny andalana no nivadika biby lava ny zizi an'le ranga dia manaikitra ny fehany ono le izy! d nony niverina tany am'lay tanana dia niverina tam laoniny koa ny zizi an-drazoky! grave be ny zavatra otran'reny! sady lesona ho an'ireo leila mpandeha miasa any am faritany madiditra any reny zany!
3. lako
(
09/09/2009 13:02)
iiieee efa nare an'io koa za honohono fa le io miantona io no tena ninoako :evil:
4. xxx
(
09/09/2009 13:03)
Chauffeur taxi brousse nandeha tany atsimo atsinanana koa no reko tratran'io
5. Envy7
(
09/09/2009 13:55)
Ka Misitery ny fianan-dra Malagasy ,Ny lhl rahefa zariny apela,hanao aminy ora rahetra zay mapananinana azy,dia tsy maintsy hoa manitatra rahefa tonga lay fotona handahenan nedala tao ,raha sendra tsy eo tampoka rapela @iny fotoana iny,Ka zaro ry zalah hanaraka temps reguliere,maraina vao mifoha,na hotra hotra anzany,raha vao TSY mako,dia hafa zay ny fipetrany.
6. ikaretsaka
(
09/09/2009 16:15)
Ny ahy indray bandy akama tany atsimo andrefana tany. Naka koks lery de nitady tay handoa vola..fa tonga de tao anaty bocal izy 3 mitsam (ralava sy I kambana) sady hoe tsy averiko ireto raha tsy omenao ny volako hoy ilay ampela... raha 25000 ny pasazy tena tsy norarahiany na 100 000 aza no nomeny fa hoe avereno malaky... ka de niverina tokoa... fa natahotra aby ihany anay a
7. xxx
(
09/09/2009 17:49)
Tena zava-dratsy ny mijangajanga e ,tokony anatra ho anareo lehilahy rehetra ange izany e, misy aza hataon'ny sipa tsy miverina any a@misy azy intsony ilay lehilahy ary hataony lasa adala,nisy olona fantatro izay tratran'io fa nijangajanga le lehilahy,avy eo le sipa vao mody fanina nanao hoe :tsy napoiziko ho nahafaty azy ange ny nataoko ta@ny zavany e,hanatra ho anareo lehilahy izay fa adala vehivavy loatra ,mahita raha 2,mitandrema é!!!
8. Lejoba
(
09/09/2009 21:09)
efa naheno mitovy² @ izao koa aho t@ andron'ny SN (service national) ireny. Ilay mandeha am-bolana any an-kodahoda any moa; dia nipetraka t@ sipa ranamana. @ andro odiana mihitsy, nanatitra teo @ taxi-brousse ilay sipa sady nanambitaby azy hijanona. Tsy nanaiky mihitsy leiry fa handeha ihany dia nilazan'ilay sipa hoe : misy zvtrao anie aty amiko e! Tazony ho souvenir hoy izy tsy taitra, avy eo, navoakan-drasipa avy any am-paosiny ilay "zavatra". Dia ni-collaps leiry ary nanaiky hijanona. Asa izay niafarany.
hajao marina ny ao an-trano le
hajao marina ny ao an-trano le
10. lako
(
10/09/2009 05:02)
Tena hajao ihany marina ny ao antrano fa dange be eeeee!!!!
Tandremo tsara ry lhl aaaa!!!Tsy vevavy no ratsy fa ny fitiavan'azy tafaôtra no mahafaty eee!!!

11. RATOVOARY
(
10/09/2009 05:50)
Tena hajao ihany marina ny ao antrano fa dange be eeeee!!!!:-D :-D :-D Namaky aho teny gasy hatrany amboalohany, fa tonga teo @ le dange be aho, sahirana kely, voavakiko @ fiteny gasy :lol:
Manova zavatra ny vakiteny :-D :-D :-D
12. ari.malala
(
10/09/2009 12:47)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
tam zà mbola mpianatra iany koa no nitantaran'ny mpiara mianatra tamiko tantara mitovy @ io tsy misy valaka. Tany @ faritra antsinanana indray no notantarainy. Ary presque ny faritra rehetra eto Madagasikara zany mahay an'io daolo?

17. tywa68
(
16/09/2009 09:18)
lako:
Tena hajao ihany marina ny ao antrano fa dange be eeeee!!!!
Tandremo tsara ry lhl aaaa!!!Tsy vevavy no ratsy fa ny fitiavan'azy tafaôtra no mahafaty eee!!!
Ratovoary > dange b hono :-D :-D tsy ny vhv rhtra no mahavita zany, indrindra ny ao andrenivohitra be fandeferana :lol:
19. ravonjison
(
21/09/2009 12:16)
harybe:
resaka honohono ve no andaniana soratra lava be eto !!
Rehefa averimberina in-jato mantsy ilay honohono dia toa zava-marina tokoa.
20. ikaretsaka
(
21/09/2009 13:15)
Rehefa tena mbola tsy nahita maso de mangina fotsiny...
De ny fanafodiny manko @ izay de ny aza voany ihany