NY BIBIN\'ILAY OLONA TSY HITA!!

21. hanjaris ( 22/09/2009 11:32)
harybe:

resaka honohono ve no andaniana soratra lava be eto !!



Tena misy hono zany ku!!! ndana ngeh mandrana any amabto e!! mdr
22. ravonjison ( 23/09/2009 07:55)
Ianareo ve lehiretsy @ izao fotoana izao dia mbola mino foana ny zavatra toy izany.
Ny aretim-pitiavana sy ny famosaviana dia misy, fa raha ny hoe : " ....lasa tao anaty bocal izy 3 mitsam..., sy ny hoe lasa bibilava ny zizi-ny ... " , izay dia hita fa resaka fotsiny.
Efa betsaka mihitsy ny zavatra henoko toy izany, fa tsy mbola nahita maso aho, na olona nitondra porofo direct ( sary sns...).

Mba eritrereto, lalánan' ny fizika inona no ahatonga izany : mihakely ilay olona dia lasa ao anaty bocal, ary lalánan' ny biologia inona no ahatonga izany : taova miova bibilava. Tsy possible mihitsy izany.
Ny possible dia nomena drogue ry zalahy ary nahita " halucination ".

Ny ankoatr' izay dia resaka mba hampandeha ny fotoana ao anaty fiara.
23. ravonjison ( 23/09/2009 07:56)
hanjaris:

harybe:

resaka honohono ve no andaniana soratra lava be eto !!



Tena misy hono zany ku!!! ndana ngeh mandrana any amabto e!! mdr



Mba efa nipetraka tany Ambato aho fa tsy mbola nahita na iray aza.
24. rhina ( 25/09/2009 11:46)
efa naheno tahakan'io koa za fa toy izao no fandehan'ny tantara
raha tsy diso za efa retirety io olona io @ zao na efa maty tsy fantatro fa efa ela aho tsy nahare ny momba azy.
Ny faritra aloha tsy tadidiko fa oe atsimo sy anindrana fotsiny no nolazainy.
Nanao mission tany rangahy ka izy moa bevola satria ireony ingenieur travaux rony tany amambala dia avy eo lasa amantaona maro ka dia nanadaladala kalakely tany tsy nilaza nefa izy fa manambady koa dia repotra ra kalakely indraindray mba miakatra aty ihany izy fa milaza fotsiny izy oe handeha hanatitra vola ho an'ny mamany nefa ho an'ny vady aman-janany
indray andro vita soa amantsara ny mission any tany dia handeha ody dia tonga dia lasa toa niteny oe handeha ody ary rehefa lasa tany anaty fiara rakalakely vao nahafantatra sy nahare resaka t@ mpiara miasa taminy oe hande ody hamonjy ny vady aman-janany amin'izay izy fa vita ny asany taty
tezitra mafy ony ilay kalakely
ka teny anjalana tsy lasa 3 kilometaka ny tanana akory dia miteny foana ilay lehilahy oe : poritra te ipipy dia ela be mihitsy izy any dia avy eo dia lasa kely ndray tsy miampy 3km kory dia toy izay ihany inbetsaka dia farany dia nivoaka ny lahy antitra ray tao anaty fia dia nilaza oe aodino iverina ny fiara fa misy zavatra adinon'ity lehilahy ity any. Dia gaga ony izy dia niverina ny fiara teny andalana lo dia niteny taminy ilay lehilahy lehibe raha toa ka misy zavatra tsy nety nataona taty dia aleo mba reglena kely fa tsy mety izao ataona izao.
nony tonga tao ambaravarana dia nandondona tsy taitra akory rakalakely namoa azy ary dia nilaza oe : 'ai tonga enao, io miandry anao io ny anao'
tao anty loavia misy rano ony ny azy no nipetraka izany oe nanjavona kay ny azy teny andalana ka nahatonga azy te ipipy foana
dia zao
ozy ilay kalakely taminy izaho tsy haninona ano fa zao hividiano machine fanjairana aho hivelomako satria ianao zany tsy ho eto intsony hamelona ahy sns dia mahazo mande mody any amin'ny vady amanjanakao amin'izay ianao dia amin'ny manaraka aza atao fanao ny toa izay fa ny aina no hanaraka (izany hoe tsy tokony nadainga ony izy fa tokony nitsotra oe izaho efa manambady sns)
dia tonga soa amantsara taty ihany rangahy fa tena manozina faramandimby mintsy izy @ zao
tena marina io an
25. ravonjison ( 25/09/2009 12:57)

Voalaza teo :
"......nony tonga tao ambaravarana dia nandondona tsy taitra akory rakalakely namoa azy ary dia nilaza oe : 'ai tonga enao, io miandry anao io ny anao'
tao anty loavia misy rano ony ny azy no nipetraka izany oe nanjavona kay ny azy teny andalana ka nahatonga azy te ipipy foana .....


Mahaliana dia mahaliana ilay izy.

Dia nisy nijery sy nahita ny tao anaty kilaotiny ve , manao ahoana izany hoe nanjavona izany ny azy ? Nandara ve ?
Dia nisy nahita koa ve , inona mrina no tao anaty lovia misy rano ?
26. ikaretsaka ( 28/09/2009 04:39)
ny cas hitako aloha de tena naborotsak'ilay razoky ny kilaotiny fa tsy tao ry zalahy e..
karaha ohatran'ny fibabiana fa tsisy an'ilay tataka iny ro tao! nefa ny zavatr'i lery nalaza ho somary misimisy ihany (azafady ho an'ny mora tohina fa izay no mahalaza azy mazava kokoa)
27. ravonjison ( 30/09/2009 12:51)
ikaretsaka:

ny cas hitako aloha de tena naborotsak'ilay razoky ny kilaotiny fa tsy tao ry zalahy e..
karaha ohatran'ny fibabiana fa tsisy an'ilay tataka iny ro tao! nefa ny zavatr'i lery nalaza ho somary misimisy ihany (azafady ho an'ny mora tohina fa izay no mahalaza azy mazava kokoa)



Salut Ika a. Miala tsiny aloha fa raha tsy misy sary mazava azo aseho ny rehetra, na vavolombelona maromaro tsy mifampiankina, dia tsy maintsy raisiko fotsiny hoe tsy nisy ilay zavatra, satria tsy misy ny porofo.
Tsy hoe akory tsy finoana izay voalazanao , fa efa betsaka dia betsaka ny olona milaza sy mitantara ireny zavatra ireny, fa ny tena porofo mazava tsy azo hiadiankevitra dia tsy mbola nisy nitondra.
28. ikaretsaka ( 30/09/2009 13:07)
io tahaka ny fivavahana ihany ravonjy an.. tsy nisy nahita ze tena jamba marina ve na tena nalemy marina v, na tena boka marina vee tany @ 2000 taona tany ary tsisy sary nanamporofoana azy fa mino ianao tsara .. tsary mino ianao tsy maninona...
fa ny aza voany fotsiny... ny ahy izya ihany rehefa le manao aventure any @ brousse ireny
29. ravonjison ( 30/09/2009 16:53)
ikaretsaka:

io tahaka ny fivavahana ihany ravonjy an.. tsy nisy nahita ze tena jamba marina ve na tena nalemy marina v, na tena boka marina vee tany @ 2000 taona tany ary tsisy sary nanamporofoana azy fa mino ianao tsara .. tsary mino ianao tsy maninona...
fa ny aza voany fotsiny... ny ahy izya ihany rehefa le manao aventure any @ brousse ireny




Nisy cousin-ko izay nanao SN tany ambarivohitra tsy dia lavitra an' Antananarivo.
Nanana sipa , izay tovovavy avy eo @ ilay tanana kely izy. T@ voalohany dia nampanatena an-drazazavavy izy fa hifanambady ireo. Nony vita anefa ny service national dia nilaza lery fa hiverina ao Tana ary tsy hanambady an-drazazavavy.Tezitra razazavavy ary lasa tany @ mpanao ody. Nasiany ody ny sakafon' i leiry, dia fotoana fohy talohan' ny hiverenany ao Tana dia nisy " crise epileptique" lery.
Nilaza razazavavy: na izy hijanona any ka hanambady azy , dia esoriny ilay aretina, na izy hiverina any Tana miaraka @ aretina.
Tapa-kevitra lery fa hiverina any Tana.Dia niverina.
Dia indraindray dia mihetsika foana ny crise epileptique. Satria mpinamana izahay, dia hitako mihitsy ilay crise rehefa tonga, ary niadiana hevitra tao antrano eo @ fianakaviana mihitsy ilay olana, ho ampakarina ve razazavavy sa tsia ?
Ny crise apileptique angamba dia lany andro eto isika raha hotantaraiko anao ny antony mety mahatonga azy sy ny fitsaboana azy.

Fa ny conclusion dia itý : namosaviana tsotra izao lery. Tsy misy resaka finoana izany eto fa tonga dia zava-misy tsotra izao.
Fa misy kosa ny resaka honohono fotsiny.Ohatra : ny betsileo hono rehefa maty dia miova fanano sns...
30. ikaretsaka ( 02/10/2009 15:25)
ka raha nandramana le cas 1 ravonjiuson .. le hoe nakarina rakalakely.. de jerena raha afaka tokoa ny crisen"i lery
de jerena ny antisoten'ilay raha satria raha eto de poizina fa zavatra paranormal nefa no resaka eto
31. ravonjison ( 03/10/2009 08:19)
ikaretsaka:

ka raha nandramana le cas 1 ravonjiuson .. le hoe nakarina rakalakely.. de jerena raha afaka tokoa ny crisen"i lery
de jerena ny antisoten'ilay raha satria raha eto de poizina fa zavatra paranormal nefa no resaka eto



Ny paikan' ilay sipa izany dia hoe : raha ampakarina izy dia handeha any @ ilay mpanao fanafody izy haka antidote.
Fa leiry moa izany efa tena manina ny sipan' Antananarivo ka tsy he handany andro @ ilay resaka mariage intsony.
Dia izay no niafarany.
Amiko dia mbola misy fanontaniana maromaro tsy mbola voavaly ao, kanefa efa tsy ahitana valiny intsony. Dia samy vita.
32. xxx ( 10/01/2010 20:27)

> Solution tsotra : Mampirafesa foana ihany fa aza atao an'ireny sipa avy eny @ sisiny ireny!! Sérieux!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4056