be ranomaso
1. xxx
(
09/09/2009 09:35)
Za de vehivavy manambady nh ny mbola tsy fahampiana eo aminay mivady de mbola tsy hiteraka aloha zahay ka nh izany indrindra de mihinana ireny pil tsy mampiteraka ireny aho t@1 de marary ahy mafy ny nonoko ka nasainy dokotera niova pil aho tsy narary intsony ny nonoko ary nety be tamiko ilay izy nefa amizao de tsy haiko fa lasa mora mitomany @zvt tsisy dikany aho vao manao teny mahery amiko fotsiny ny vadiko de tonga d latsaka ny ranomasoko tsy tiako mihitsy anefa zany be ranomaso zany de nareo ve mieritreritra fa mbola nh ilay fihinana pil ihany no mahatonga izany?? :{
répondu par peta83 le 09/09/2009 11:34
2. ni81
(
09/09/2009 09:49)
Za de vehivavy manambady nh ny mbola tsy fahampiana eo aminay mivady de mbola tsy hiteraka aloha zahay ka nh izany indrindra de mihinana ireny pil tsy mampiteraka ireny aho t@1 de marary ahy mafy ny nonoko ka nasainy dokotera niova pil aho tsy narary intsony ny nonoko ary nety be tamiko ilay izy nefa amizao de tsy haiko fa lasa mora mitomany @zvt tsisy dikany aho vao manao teny mahery amiko fotsiny ny vadiko de tonga d latsaka ny ranomasoko tsy tiako mihitsy anefa zany be ranomaso zany de nareo ve mieritreritra fa mbola nh ilay fihinana pil ihany no mahatonga izany??Misy karazan'olona be ranomaso mihitsy ka! Tsy voatery noho ny fihinanana pilule na fanafody hafa, fa angamba mety noho ny toe-po no mahatonga an'io. Misy olona mihinana pilule fa tena manana fo vato :) raha toa ka izay no azo hilazana azy, tsy mihontsona mihitsy n'inona midona n'inona mitranga.
3. tywa68
(
09/09/2009 10:48)
xxx : raha tsy mahatanty kita2 d teneno i ramose hoe mora2 fa samy mahay mikiaka2 koa anie e :lol: ny mitomany angambany mety ilay enao reraka d mora mirotsaka ny ranomaso fa mi-dépra kely : miresaha @ny d milamina ho azy zany d eritrereto koa inn ilay mampikitakita azy d ezaho tsy averina. :-*
4. Mirananirina
(
09/09/2009 10:56)
Ny pilule aloha dia misy hidirany kely ihany aminy manana aretimpo na tension.Izany hoe tsy dia tsara,mety marary fo kely ianao dia miampy pilule dia vao maika mihamafy.Efa niova anefa ianao ,dia tsy maninona milaza aminy mpitsabo indray dia hovana indray.Sahala amiko izao misy tension dia hafa mihitsy ny pilule hoaniko,ary tsy mahazaka fanabeazana aizana hafa aho fa tsy zakakan'ny foko.
5. Ratoa
(
09/09/2009 11:11)
mety ny halahelo noho ianao tsy afaka tonga dia hiteraka no mampirotsaka ny ranomasonao. Tsapanao fa tsy maintsy mihinana vazatra mampiova ny toe-batanao ianao, izy anefa tsy atao izany. Mety ho ny fahatsapany ny fiovana tsy maintsy zakainao no maha tonga azy ho kizitina (nerveux) satria mba mety tsy ho zakan'ny sainy izany.
Ny anamvadian-kiterahana hoy ny fitenin-drazantsika. Matoa ianaoae nivady dia maniry ny hiteraka fa tsy hiaramonina fotsiny. Izany hoe, nivilana ny fikasana ka mavesatra amin'ny sainareo ny fiatraikany, araky ny fijeriko.
Raha izaho no eo amin-ny toeranareo, raha izaho hoy aho,dia tsy anao contraception aho satria tsy misy tena mahalala izay tendrin'Andriamanitra. Misy mivady ara-dalàna izao izao nefa lahona vao miteraka, misy koa vao mivady iray volana dia tonga dia miteraka.
Inoako fa kristiana ianareo ary mahafantatra izany atao hoe tendrin'Andriamanitra. Matokia fa Andriamanitra tsy hanokatra vava tsy ho fahanany.
Ary inona moa izay fiadanana ara toe-karena sy fananana mitahy amin'ny fiadanan-tsaina sy ny tokatrano milamina eo an-tànan'i Jehovah tompo?
Hety hisy fiataikany koa anie ny pillule é! Hety hanao accoutumance ianao, dia rehefa tonga fotoana tianao hiterahana dia tsy manaraka intsony ny vatana.
Raha izaho ianareo, iainako amin'izao ilay fitiavana fa tsy sembatsebaiko amin'izay tsy fahampiana ara-bola. Mahay ny zava-drehetra andriamanitra.
Mahereza

6. xxx
(
09/09/2009 11:19)
io lazain'i Rtoa io no saika holazaiko, mety efa te hanan-janaka ianao dia mora malahelo be
7. peta83
(
09/09/2009 11:34)
marina mitsy neny ratoa, rovina mo vo ho tonga lafatra araka ny eritreretin'ny tsirairay ny fiainana, fa io refa tonga eo io velona fona, ampahafirin'nen'ny olona zany e!