ECOUTER NOUVEAU GOUVERNEMENT M.Monja ROINDEFO
1. MonamiPierro
(
08/09/2009 13:00)
ECOUTER NOUVEAU GOUVERNEMENT M.Monja ROINDEFO
http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot
Participer au Sondage et donner votre avis
http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=15
http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot
Participer au Sondage et donner votre avis
http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=15
répondu par kidoropamba le 08/09/2009 16:59
3. pikatti
(
08/09/2009 13:26)
Sorato lesy ny lista ry monami a! betsaka mantsy ny tgvfopla ato :-D :-D :-D no be tain-tsofina ,mahay iwawa fa tsy maheno :-D :-D :-D
4. xxx
(
08/09/2009 13:34)
Misaotra anao ihany aloha e, tsy mi interesser ahy intsony fa gouvernement efa tsy misy mankasitraka akory ... efa vizaky ny hadalan'ireto TGV ireto aho
5. kidoropamba
(
08/09/2009 14:33)
Tonga dia Pierrot Rajaonarivelo ny ahy fa toa samy fopla daholo ireto gisa mpitarika firenena ireto san'abavy.
Monja = zéro
Andry Nirina Rajoelina = ZérO
Sylla = zéro
Rajemison = zéro
Daka voude no mendrika an'ireo.
Pierrot Rajaonarivelo izany izao no ady eo.
Monja = zéro
Andry Nirina Rajoelina = ZérO
Sylla = zéro
Rajemison = zéro
Daka voude no mendrika an'ireo.
Pierrot Rajaonarivelo izany izao no ady eo.
6. pikatti
(
08/09/2009 16:13)
Tonga dia Pierrot Rajaonarivelo ny ahy fa toa samy fopla daholo ireto gisa mpitarika firenena ireto san'abavy.:
aoka lesy rakidoro a,zany Pierrot zany mbola zéro koa ary :-D :-D :-D
fa inona leity no tena reven'elah an'i Pierrot klou é
7. kidoropamba
(
08/09/2009 16:59)
Izay mihitsy no tiako porofoina ny maha "zéro an'ity Pierrot ity satria toa sakanana foana izy isaky ny hanao zavatra ary ireto fopla ireto foana no manakana azy.
Bandy kalma sy halan-drivotra no tokony tohanana fa tena zero ry Andriamiseza, TGV sy ny forongony ary Rajemison .
Bandy kalma sy halan-drivotra no tokony tohanana fa tena zero ry Andriamiseza, TGV sy ny forongony ary Rajemison .
