afapo ve nareo
1. xxx
(
08/09/2009 08:41)
NAreo ve tena afapo @anaranareo ,za tena sahirana mihitsy fa tsy tiako ny anarako nefa grave be ny manoova anarana any amintsika ny sasany moa de Tainy no anarany,ny sasany Rabiby,ilay Ray amandreny hoa misy tsy mieritreritra mihitsy tsy mijery hoe hijaly ilay zaza rhf lhibe ka nareo ve mba tena afapo @anaranareo :^)
répondu par Ratoa le 28/09/2009 20:35
2. booboo
(
08/09/2009 08:59)
eka ouz, afa-po tanteraka hatrany an-dreniny mihitsy mihitsy. Nenà tiako be ny anarako sy ny fanampinan'anarako :} :}
3. roxanaha
(
27/09/2009 07:55)
xxx:
NAreo ve tena afapo @anaranareo ,za tena sahirana mihitsy fa tsy tiako ny anarako nefa grave be ny manoova anarana any amintsika ny sasany moa de Tainy no anarany,ny sasany Rabiby,ilay Ray amandreny hoa misy tsy mieritreritra mihitsy tsy mijery hoe hijaly ilay zaza rhf lhibe ka nareo ve mba tena afapo @anaranareo :^)
Za alou t@ tany dago de tena tiko lôtra ny anarako e! Sentimental be kou angamba rapapany sy ramamany t@ nanao le anarana ka mety saika lasa poesie kely mihitsy no niafarany.
:lol: :lol: :lol: Ny nom de famille fotsiny no efa 7syllabes miampy ny prénoms anakitelo ka ny 1er: 6 syllabes, ny 2é 3syllabes ary ny 3è: 4syllabes.
Nony tonga taty andafy @ zay de tantara be ka mitady fanafohezana. Vao nikarakara paps za, satria mila maka rdv dia nahita lay anarana lava be ny tao @ birao de tonga de nanontany hoe gasy ianao e? eny hoa f'ahôna no ahalalanao an izany? Lay anarana kilométrique......
4. ni81
(
27/09/2009 08:03)
Nony tonga taty andafy @ zay de tantara be ka mitady fanafohezana. Vao nikarakara paps za, satria mila maka rdv dia nahita lay anarana lava be ny tao @ birao de tonga de nanontany hoe gasy ianao e? eny hoa f'ahôna no ahalalanao an izany? Lay anarana kilométrique :-D :-D ......Sahirana mihitsy tokoa ry zareo indrindra ilay fanononany azy ka!
5. fahamarinana
(
27/09/2009 08:43)
:arrow: ny ahy tsy dia azo lazaina hoe tsy mahafa-po ahy satria efa safidin'ny Ray aman-dreniko iny,na tsy dia tiana sy ankasitrahana aza dia mbola tsy nieritreritra koa hanova azy ! :)
Ny mampihomehy monja dia solon'anarana hafa no nentiko tany Dago,nony tonga taty am-pita dia lasa nivadika solon'anarana hafa izay 1er indrindra tao amin'ny lisitra satria ny ambiny lasa tsy tafiditra anaty papier administratif n'aiza aleha,tsy tafiditra anaty ordi koa !! (he he !misy 3 ihany koa miampy ny anarana efa lava be !).
Ankehitriny mitadika hivadika Fahamarinana dia lasa Faha tsotra izao ! :wink: (l)

6. ni81
(
27/09/2009 09:22)
Ankehitriny mitadika hivadika Fahamarinana dia lasa Faha tsotra izao !:-w tsara ilay i faha ka! mora tononina mihitsy "fa"
Mba alaivo sary an-tsaina ange ny fahasahiranan'ireo vazà manonona an'ity e: ANDRIAMASINAVALOMANDIMBISOANANTENAINA :) anaran'olona ange izany leretsy e! km maromaro tokoa an! zà gasy aza sahirana namaky azy
7. ikaretsaka
(
28/09/2009 05:01)
t@ fotoana nanao baseball fahiny de ny ahy tsy namelako fa nasaiko nosoratany tao afara ambonin'ny numero le "nom kilometr'ika"
fa nanaovany chantage avy eo hoe chiffre 1 ihany no numero fa tsy mahazo anak-2... de nampifandiasiko ny 6 sy ny 9 :-D raha 13 no mba "favori" fa tsary nahazo natao!

8. Ratoa
(
28/09/2009 13:29)
ANDRIAMASINAVALOMANDIMBISOANANTENAINAavelao ho sahirana eo. Io no maha isika antsika ka afohezina hankaiza indray. Fa angaha ny anaran'ny gasy ihany no sarotra tononina? Tonony ity "Leicester" fohy io fa sarotra tonona. Ny fomba fanajana olona voalohany dia ny fahaizana manonona ny anarany. Dia ny faharo dia ny fahaizana manoratra azy.
Any Alemaina, tsy manaiky mihitsy ny mpampianatra raha tsy haina manonona ny anaranay malagasy. Any mantsy rehefa mihaotra ny raopolo taona dia antsoina M. na Mlle Ra... dia raha 25 miakatra indray dia i Mme. Indrindra anie raha manao thèse amina mpampianatra iray ianao é!
Dia nisy turc tao amin'ny agece de voyage ni-confirmer ny réservation- ko dia tsy navelany mihitsy raha tsy hainy dia nony niverina dia "bonjour mme Ra...." hoy izy . "noheveriko fa ny ahy no sarotra sy lava fa resy aho androany. Fa tsy namelako mihitsy raha tsy haiko é!" Faly ery aho: izany ka olona.
9. booboo
(
28/09/2009 13:55)
zà voatenin'ny oul aty @ tananay foana @ anaran'ny zanako hoe ho sahirana izy rehefa mianatra e, ho verezin'ny namany fa ny hafa efa mi-attaquer ny examen izy mbola mameno ny anarany e, hataon'ny namana fihomehezana fa lava loatra ny anarana e, bli bli bli.
Tsy raharahako fa na lava beeee aza ny anarany dia misy dikany na ilay anarana na ireo fanampin'anarany.
Matetika @ malagasy na ataontsika hoe " ratsy " aza ilay anarana dia misy dikany foana iny, misy faniriana/tsodrano/ sy tsy haiko aby ho an'ilay zanaka.
Ilay hoe Rabiby dia mety hoe natao négatif ilay anarana mba hiavian'ny soa. Ohatra antsika miteny hoe " mahafatifaty " au lieu " mahavelombelona " :-D , aliakaliaka kely ( maninona koa no tsy rajakojako kely :-D )...

11. rhina
(
28/09/2009 15:20)
roxanaha:
xxx:
NAreo ve tena afapo @anaranareo ,za tena sahirana mihitsy fa tsy tiako ny anarako nefa grave be ny manoova anarana any amintsika ny sasany moa de Tainy no anarany,ny sasany Rabiby,ilay Ray amandreny hoa misy tsy mieritreritra mihitsy tsy mijery hoe hijaly ilay zaza rhf lhibe ka nareo ve mba tena afapo @anaranareo :^)
Za alou t@ tany dago de tena tiko lôtra ny anarako e! Sentimental be kou angamba rapapany sy ramamany t@ nanao le anarana ka mety saika lasa poesie kely mihitsy no niafarany.
:lol: :lol: :lol: Ny nom de famille fotsiny no efa 7syllabes miampy ny prénoms anakitelo ka ny 1er: 6 syllabes, ny 2é 3syllabes ary ny 3è: 4syllabes.
Nony tonga taty andafy @ zay de tantara be ka mitady fanafohezana. Vao nikarakara paps za, satria mila maka rdv dia nahita lay anarana lava be ny tao @ birao de tonga de nanontany hoe gasy ianao e? eny hoa f'ahôna no ahalalanao an izany? Lay anarana kilométrique......
tongo sady namaly kely enao oe: gasy ka manja an!!! sady napekarina kely ny volomaso
hiiii!!!!
:lol: :lol: :lol: