MITOY NY TOETR RATSI' TIM REF TS NAAZ TOERANA !!!!
1. terrywui
(
07/09/2009 09:32)
MISY VALINA DINIKA TY IZAY NATAON'I NALISON AO AMBANY AO !!!
de miala tsiny fa navokako ho dinika le valiny Nalison !
milaza enao fa oul ambany , ratsy , maimbo , mainty tava daholo ny mpanaraka ny TGV(tena ekeko izany ) iva razana zany izy !! fa moa ve tsy Malagasy Nosy iray voahodididn'ny ranomasina ,ary iray rà aminao ihany ireo ??
fa io fanambanianareo TIM oul io mihitsy no tsy hirevenay ny paikanareo ! vao maika explosé nay nareo ref zany izy!
--rehefa oe TGV ve de ambany tanana , mainty tava , maimbo ,iva razana ,tsy nianatra , tsy mahalala fomba ,quart.d'imbec, alikaina !!!
-- zay fomban'ny merina fotsy zay miseho ho avo razana zay mihitsy no hiadivako mafy eto satria ny fanavakavahana amin'ny lafiny rehetra de mbola mitoetra amin'ny TIM( ravalo) hatramzao(hiverina hanao Mpanjaka indray )(nalàna teo amin'ny Fitondrana daholo izay Tanindrana na mainty tava )hita mihitsy fa tamin'ny andron'i dadanareo io toetra io no novoizina ary de mbola io tarazo hatramzao io !! efa betsaka ny fanambaniana ny oul ambany tanana ataonareo milaza Andriana ireo fa izahay de vonona ny hiady amin'ireny na amin fomba ahoana na amin fomba ahoan !

répondu par pikatti le 07/09/2009 18:27
2. terrywui
(
07/09/2009 09:50)
---Filoha TGV , PM TGV , ny lehiben'ny Sénat TGV ,asa ny lehiben'ny député koa toa atao TGV !!! zay misty no izy ee! tamin'i Ravalo nanao coup d'etat tamin 2002 angah nampiditra oulokafa teo izy raha tsy ny akamany tao amin TIKO sy MAGRO daholo no nisonanika tao 7taona !! ento ny baolina Rajoelina aa! aleo hisosa mora ny lamasinina eee! ha ha ha ha ha
HAZAKAZAKA AO AMBANY FARAFARA TY RA NALISON A !! ZAY MITRAKA VAKILOHA !!
na ampidiro le commando sy merc rah tsy nety taminareo "ara-dalana" ty fika ty ee!! aleo hiady fa samy miaramila eto ka ze resy milevina !! ha ha ha ha !!

4. pikatti
(
07/09/2009 12:30)
-
aza complexe lessy a,elah nga merina mainty tsy koa leity zany a,ny sainan'elah ihany no amboary ha ha ha,ary aza tezitra zany elah fa manala ny olona ,vizana eo elah !kôzy é :-D :-D
- zay fomban'ny merina fotsy zay miseho ho avo razana zay mihitsy no hiadivako mafy eto
aza complexe lessy a,elah nga merina mainty tsy koa leity zany a,ny sainan'elah ihany no amboary ha ha ha,ary aza tezitra zany elah fa manala ny olona ,vizana eo elah !kôzy é :-D :-D
5. Mirananirina
(
07/09/2009 13:12)
vao maika explosé nay nareo ref zany izy!Aminy baomba ve sa inona............ :roll: :roll: :roll: :cry: :cry: :cry: :cry:
milaza enao fa oul ambany , ratsy , maimbo , mainty tava daholo ny mpanaraka ny TGV(tena ekeko izany ) iva razana zany izy !! fa moa ve tsy Malagasy Nosy iray voahodididn'ny ranomasina ,ary iray rà aminao ihany ireo ??io aloha hitovizako hevitra aminao.
6. pikatti
(
07/09/2009 18:27)
hoy i wiwi
refa mpanompa olona elah dia tsy elah mintsy no tokony hiwawa eo,kay leity mora mibaraka refa voapeka klé :-D :-D :-D
fa moa ve tsy Malagasy Nosy iray voahodididn'ny ranomasina ,ary iray rà aminao ihany ireo ??