TGV: Mizestiava ihany e

1. hery ( 07/09/2009 07:37)
Dia horaisin'i Andry sy Ndefo indray zany ny fitondrana na dia efa nomena chance aza ry zareo hoe hiditra amin'ny tetezamita iraisana. Dia nolazain'i Andry hoe efa nihaino ny "vahoaka" rehetra izy etc..

Dia hoy aho hoe mizestiava ihany. Tsy mampaninona mihitsy na ho ekipan'i Ndefo daholo aza no ao amin'ny tetezamita... nareo aza handoto pasipaoro ao. Ny anay efa zavatra vaovao no sainina.

Norma koa aloha raha mihafy mba praiminisitra ao i leiry satria raha hilatsaka ho filohampirenena izy dia mbola ho 26 fotsiny indray ny vato azony... sa amin'ity angamba mba efa ho 27 satria hifidy azy koa i Alain Ramaroson

Aza maika fa mitohy ny tantara...
répondu par pikatti le 07/09/2009 18:18
2. ari.malala ( 07/09/2009 08:47)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D lay filazan'i hery ilay isa koa mahalatsaka b
3. terrywui ( 07/09/2009 09:00)
ary maninn rah manandrana milatsaka elah efa malaza be ato amin serasera io letsy ra-hery ? kozy raha tsy mahita 0,027% elah rah mba mitongilana any amlah kou aho !!! ha ha ha !!!
4. swann ( 07/09/2009 10:14)
ary maninn rah manandrana milatsaka elah efa malaza be ato amin serasera io letsy ra-hery ? kozy raha tsy mahita 0,027% elah rah mba mitongilana any amlah kou aho !!! ha ha ha !!!


zany hono rahery a ! ha ha ha ha !!

lany io fianakam's a!! lany io !!! ato amn serasera fotsiny efa misy 50.000pers miampy ny fianakam'snlery any Dago !! lany ny atsika io ee!! tohano !!
5. pikatti ( 07/09/2009 11:48)
miteny irery ndray wiwi=swann=terrywui mba asory any le"w" ha ha ha,de mba fetsifetsy fa nandrabe :-D :-D :-D

Norma koa aloha raha mihafy mba praiminisitra ao i leiry satria raha hilatsaka ho filohampirenena izy dia mbola ho 26 fotsiny indray ny vato azony... sa amin'ity angamba mba efa ho 27 satria hifidy azy koa i Alain Ramaroson


raha mba nahazo nifidy wiwi mantsy
:-D :-D :-D
6. xxx ( 07/09/2009 12:06)
tongava @ 10ans fetin'ny serasera i wiwi sy pikatti fa misy valiso surprise hoary mianadahy ireo ao ,misaotra mialoha
7. xxx ( 07/09/2009 12:13)
terrywui:

ary maninn rah manandrana milatsaka elah efa malaza be ato amin serasera io letsy ra-hery ? kozy raha tsy mahita 0,027% elah rah mba mitongilana any amlah kou aho !!! ha ha ha !!!


Izany ve dia mba vali-teny ! Maivana be
Mahazo miohatra ny 27 i Hery raha milatsaka fa lazaiko anao marina dia marina tokoa
8. pikatti ( 07/09/2009 12:36)
le etsy @ Fiap miaraka @ Mr Adrien ve , zah mandeha foana refa misy hetsika ka , revenay tsara koa io ,misaotra é ;-)
9. Noue ( 07/09/2009 13:26)
"hery":
Norma koa aloha raha mihafy mba praiminisitra ao i leiry satria raha hilatsaka ho filohampirenena izy dia mbola ho 26 fotsiny indray ny vato azony... sa amin'ity angamba mba efa ho 27 satria hifidy azy koa i Alain Ramaroson
1% aza mety tsy ho azon'io akory kooo
10. hery ( 07/09/2009 13:37)
Heyyyy :-)

Izaho anie tsy niteny hoe 26 % hein.

Tsy nahatadidy angaha ianareo hoe firy ny isan'ny vato azon'i Roindefo t@ fifidianana farany teo?

26 fa tsy 26%

Izany hoe na ny fianakaviany aza tsy nifidy azy akory satria sur aho fa mba misy 26 ny fianakaviany :-)

Zah kosa raha milatsaka mba mahazo farafahakeliny 100 raha ny sipa mifanoratra amiko fotsiny :-p ho resiko eo i leiry
11. xxx ( 07/09/2009 14:14)
i Noue ve zany sipa resahinao zany ra-hery. Vao niverina mantsy ianao dia toa io koa izy. Ary noheveriko fa efa madama be ange ity Noue ity e!
12. xxx ( 07/09/2009 17:43)
xxx:

i Noue ve zany sipa resahinao zany ra-hery. Vao niverina mantsy ianao dia toa io koa izy. Ary noheveriko fa efa madama be ange ity Noue ity e!

efa ramatoa ménopausée less i nounou a!!! d kinga be iny rah hampiasa ny vavany efa kopy nareo na d tsy lazaiko aza an!!! iny anie no nipehan'ny mpiandryvavahady ny PS ny fiankam's teto ééé nitaraina nandefa hafatra manokana tany ry zalh samy GTT!!! d ny mpiandryvavady njay araka ny kozinle mpanao reportage na sary zay tamiko d oe toa niady nivady satria lany andro mifanoratra @ sipa eto, d toa efa 100 mahery hono ny sipa mifanoratra aminy an :-D :-D :-D
13. pikatti ( 07/09/2009 18:18)
hoy i wiwi
kinga be ny mamako rah hampiasa ny vavany efa kopy nareo capsat na d tsy lazaiko aza an!!!

zao moa no resak'elah koa aiza elah no tsy voatsoka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503