aiza ny ombimanga e

1. zoam ( 06/09/2009 21:51)
fa toa ry gal Ravelomanana claude,Ndrinarijaona ,rakotonandrasana noel,charles et lylison,miampy an'i organesse.Fa ireo ve no atao hoe tafi bahoaka, c'est toujours la meme tete nefa ireo efa fantatra hatry ela hoe mpanao coup d'etat,aiza le tena vrai ombimanga,ilay miaramila tandroka aron'ny vozona(tafi bahoaka)
répondu par pikatti le 07/09/2009 17:43
2. xxx ( 07/09/2009 07:31)
tsy misy izany olona tadiavinao izany, mitovy hevitra @ Andriamatoa Manandafy aho raha momba ny miaramila gasy, ampiako hoe tsy mahay mandray ny andraikitra tandrify azy, tsangan'olona fotsiny ary azo lazaina fa ireo aza no tena fototry ny olan'ny firenena ankehitriny
3. terrywui ( 07/09/2009 09:06)
inona ndray ary no mampitabataba an'i zoam vao maraina eto zao ?? ny anlah de io kozy miaramila io ihany !! efa oe aleo ny tafika hipetraka tsara fa tsy azo foanana araka ny tenin'i locl sy nancy zany reo !! ny amin'ny mpitondra ndray de norma be rah tsy manome oul anle point-noir ry zalah sao hifoteran'ny rambony eo ! praiministra ve ? filoha ve ? lehiben'ny sénat ve ? sarotra omena ho an'ny adva ireo na ahoana na ahoana !!!


fa ahoana letsy le kozy 03 octobre omaly iny ra-zoam ?? ho any ihany ve sa ahoana e?
4. xxx ( 07/09/2009 09:23)
Tsy mila tery oui tery saina eto hakaro aloha ny niveau vao mamaoka mot 1.
5. terrywui ( 07/09/2009 09:33)
Tsy mila tery oui tery saina eto hakaro aloha ny niveau vao mamaoka mot 1.

mamoha ps akia a! mataoatra angah ndry ??
6. swann ( 07/09/2009 10:01)
mamoha ps akia a! mataoatra angah ndry ??


TRONGISINLAH EO IZY RA VO MIVOKA EO RA TERRY A
7. xxx ( 07/09/2009 10:25)
efa lasa nivadika osimainty le ombimanga e
8. xxx ( 07/09/2009 12:28)
Lasa henatra ho an`ny firenena sisa ny miaramila fa efa tena very hasina . Izaho isaky ny mifanena am`Kolonely anankiray tonga dia hoe " JIOLAHY " ny sary hitako misoratra eny amin`ny handriny !!! Tsy misy zavatra antenaina intsony ny amin`ireto miaramila ireto fa putchiste sisa mba zavatra hainy !!! Tena marary afrika marina !!!
9. pikatti ( 07/09/2009 17:43)
mamoha ps akia a! mataoatra angah ndry ??
pelaka le wiwi sagà :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0619